Les amoureux!! Ra8<>Radeba

1. xxx ( 22/06/2006 16:35)
Tsika rehetra dia amidin'i Ra8 sy Radeba fotsiny.Ry lerony kay vazah mody miady fotsiny,ny tsy hainareo dia olona tsy mifankafohy mitsy reo(l)(l)(l).Nanadino ny phone mantsy ra8 d hitan'ny mpanolotsainany,novakin'lery ilay msg ka zao no voasoratra tao
>
:-w:-w:-$:-$:-$
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:21
2. OLPolonaleopolitika ( 22/06/2006 16:43)
il faut arrĂȘter les fantasmes!!!tsssss
3. Fiffi ( 22/06/2006 18:46)
:-D:-D:-D
4. marozevo ( 22/06/2006 22:32)
Mba miteniteny foana raha samy olona koa ry xxx itony marina eh... Ary sao dia heveriny ho faikan'olona toa azy daholo ary ny olona eto !
5. Herimiafina ( 23/06/2006 01:19)
Raharahiako inona marina! Tsy mampitombo iray sotro ny kaly ohaniko, le olona miha-matavy foana no be menomenona e!
Le mahia mangingina eny foana! :-D
6. LazaRandri ( 23/06/2006 02:58)
hatsikana sy lalao ve izy ito? hahaha!
7. prime ( 23/06/2006 04:58)
LazaRandri> sangisangy zary tenany kah!!!:-D:-D:-D
8. rabaradaka ( 23/06/2006 05:55)
Hoy marozevo hoe miteniteny foana i xxx, ka ireny no akamanareo ko ! Aza kivy fa kay hitanareo ihany fa mirefarefa be ny akamanareo ?
9. xxx ( 23/06/2006 09:01)
marozevo:

Mba miteniteny foana raha samy olona koa ry xxx itony marina eh... Ary sao dia heveriny ho faikan'olona toa azy daholo ary ny olona eto !

Miarahaba manokana an'Andriamatoa na andriambavilanitra marozevo!!Arahaba manokana ho anao fa ra otranay daholo mantsy(faikan'olona) ny eto an-tany dia tsy hisy hanjary ny raha atao^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^

Ho an'i sasany kosa indray!arahaba daholo e!!:-D:-D:-D:-D:-D Tena mankafy an'dra8 sy radidy daholo nga ny namana rehetra?? mahafinaritra zany ka,fa na zany aza,tsy azo atao kay moa ny manal'azy eto koa:(:(:-D:-D:-D.Andraso fa alefako any @ hatsikana sy lalao izy ity,hahahahahahahahahahahaha!!!!!
10. xxx ( 23/06/2006 09:07)
rabaradaka:

Hoy marozevo hoe miteniteny foana i xxx, ka ireny no akamanareo ko ! Aza kivy fa kay hitanareo ihany fa mirefarefa be ny akamanareo ?


Mankatelina ho ela velona tompoko (rabaradaka)
Mahagaga raha zao vao hainareo hoe mirefarefa amin'ny tany aho,hahahaha:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D aza mbo manapa-tsinay moa fa mandreraka e!!Dia lazao ny namana rehetra hoe mirefarefa @ tany ilay akama ray iry,ok???? =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
11. prime ( 23/06/2006 09:10)
Fiffi> :-D:-D:-D
OLP:
il faut arrĂȘter les fantasmes!!!tsssss
:-D:-D
12. marozevo ( 24/06/2006 08:21)
fa ny mahatsara ny serasera indrindra dia izay : Afaka manketo daholo na iza na iza, na Antoko iza na antoko iza, na faikan'olona na vaingan'olona, na andriambavilanitra na andriandahindanitra. Na mpisandoka na mpiafina anaty xxx na ny miezaka ho tena milaza ny tenany.

Ny lafiny feon'ny fieritreretana, mba tsy hanararaotra ny mpikarakara, dia adidin'ny tsirairay.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3209