Nahoana no notambazana 4*4 ny HCC tsotra ny antony?
1. OLPolonaleopolitika
(
22/06/2006 16:42)
Aoka aloha mbà hazavaina ho an'izay tsy mbola mahalàla fa miisa 6 ny faritany eto MADAGASIKARA:ANTSIRANANA ,MAHAJANGA, TOLIARY ,FIANARANTSOA , MAHAJANGA, ary ANTANANARIVO.
Raha ny zavatra hita etsy sy eroa dia ny MERINA no tena manohana an-dRA8 miisa eo @ 2.000.000 eo ho eo manerana an' i MADAGASIKARA izany hoe vers 1.200.000 no 18 taona miakatra afaka mifidy.
Ny zavatra hita sy tsapa anefa dia somary kivy ny any @ faritany momba ity rangahy ity .
Noho izany ny ho lany 1ér tour aloha tsy possible ,tsy hisy intsony ny 1ér tour dia vita .
Raha candidat côtier izany no manao 2é tour amin'ny RAVALOMANANA sur fa tsy ho lany izy.
Vahaolana ,tsy maintsy mividy ny HCC 39 milliards @ alalan'ireo 4*4 .
Efa arakay ilay fika e!

répondu par marozevo le 25/06/2006 11:49
2. Bonz
(
22/06/2006 17:04)
Za ry leiry vezo zato isan-jato a! fa zahay dia hifidy Ra8 ihany.
Ary toa tsy hainareo hatramin'ny faritany 6 eto Madagasikara e?
Ary toa tsy hainareo hatramin'ny faritany 6 eto Madagasikara e?
4. victime101
(
22/06/2006 19:30)
inona no diso @ ireo e ianareo kosa no tsy mamaky tsara sa misy faritany hafa noho ireo vao noforoninareo indray i MERIKASININA angaha faritàny e?
5. xxx
(
22/06/2006 19:43)
ary i victime101 koa kay tsy mahay mamaky teny! tsy mahita ny marina sy ny diso.
6. victime101
(
22/06/2006 20:07)
aleo tsy asiana hoe TOAMASINA sao lazain'ny sasany hoe AREMA eo indray, eto mantsy un seul mot et tout un rien dia efa hoe AREMA na pro-ratsiraka tssss!!
7. marozevo
(
22/06/2006 22:30)
Oh Ravato ah !... Tsy hitanareo fa manana endrika fanavakavahana ara-poko koa ve ity... A la rigueur..
Fa tena tsy mahalala ireo faritany enina tokoa aloha i Victime eh... Lesona any amin'ny 10 na 9ème ange izany Rangahy ity eh...
Fa tena tsy mahalala ireo faritany enina tokoa aloha i Victime eh... Lesona any amin'ny 10 na 9ème ange izany Rangahy ity eh...
8. Herimiafina
(
23/06/2006 01:18)
Renjekaky oo :{:{
Noana be aho izany marina. Ity indray le resaka alahelonkanina! :-D
Noana be aho izany marina. Ity indray le resaka alahelonkanina! :-D
9. prime
(
23/06/2006 04:56)
HM:leo politika miady hanina!!!!:-D:-D:-D
Ity indray le resaka alahelonkanina!
10. rabaradaka
(
23/06/2006 05:13)
Mba ahitsiko kely fotsiny ny hevitry dadatoa Olpolonapolitika : raha nitety faritany maro sy faritra maro zahay herinandro lasa zay dia izao no nambarako tamin'ireo kandidà adverseran'i dadatoa Ravalomanana : raha izaho (rabaradaka) no amin'ny toeranareo dia tsy handany vola hilatsaka satria mbola tian'ny olona Ravalomanana.
Dia hoy ilay kandidà iray zay : ka io ange mba sponsor avy any France de atao fihinanana ny filatsahana ho kandidà e !
Fa rabaradaka tsy hilatsaka, mbola tsy hilatsaka aloha fa ho henonareo eo ny tohiny.

12. marozevo
(
25/06/2006 11:49)
Dia inona zao no ifandraisan'izany resaka izany amin'ilay hoe 4*4 ?