ray ihany no azoko fidina.
1. Aino
(
22/06/2006 20:11)
¿ny fitiavana no alefa voalohany sa ny saina?
raha tena tia azy be aza aleo aloha eritreretana tsara izay hoavy fa tsy maika ny ho tia fotsony, saode misy fihovana tampoka.

novalian'i mandrindra ny 06/07/2006 08:34
2. Aino
(
22/06/2006 20:13)
raha izaho aloha dia tsy maika ny ho tia, :idea:fa aleo mieritreritra tsara.
3. Fiffi
(
22/06/2006 20:14)
Aino:Raha tsy misy ny saina aloha , @ fomba ahoana no hitiavana ?
¿ny fitiavana no alefa voalohany sa ny saina?
Tsy maintsy misaina tsara alohan'ny hitiavana olona ! fa
4. Fiffi
(
22/06/2006 20:16)
fa tsy hoe andeha hitia olona @ zao fotsiny fa tsy heritreretina! Tsy hatao maha-jamba ny fitiavana fa tsy maintsy hisainana mba tsy hisy hanenenana avy eo !!
6. pissoa
(
23/06/2006 04:22)
Fiffi:Yeap! zay mihitsy :-*
Raha tsy misy ny saina aloha , @ fomba ahoana no hitiavana ?
8. Silo
(
23/06/2006 05:19)
ny fitiavana no alefa voalohany sa ny saina?
Amiko aloha, ny fitiavana de mianga avy ao @ fo, fa ny saina kosa mandinika, Noho izany ny saina aloha mandinika ni zvt rht vao mitia ny fo na tsia,
9. Aino
(
23/06/2006 06:09)
Raha tsy misy ny saina aloha , @ fomba ahoana no hitiavana ?
marinaiznay nefa misy ny olona sasany hoetiny ilay fitiavana de tsy mieritreritra any izay tena tokony ho mendrika.
Amiko aloha, ny fitiavana de mianga avy ao @ fo, fa ny saina kosa mandinika, Noho izany ny saina aloha mandinika ni zvt rht vao mitia ny fo na tsia,
na izany aza misy ny mitia nefa tsy misaina tsara ankory alohany hitiavina.
10. miantra
(
23/06/2006 07:04)
marina izany, fa ahoana raha tratran'ilay "coup de foudre"?
toa ohatran'ny lasa very saina izany ny sasany koh!!!!

11. mandrindra
(
23/06/2006 07:46)
ny fitiavana dia tsy azo eritreritena be loatra. raha be eritreritra loatra dia hilaozan'ny omby miahaka eo. tsara ny mandinika kely fa saingy ny fitiavana dia tsy siansa ka ho fantatra daholo ny marina. mandehana manandrana maro aloha ahitana karazany fa tsy ny eritreritra mandeha ihany no hanampy. hafa ihany izany hoe efa niaina an'ilay tantara izany
12. Aino
(
23/06/2006 09:18)

ka izaho aloha mieritreritra faona nefa tao mbola tsy nilaozany omby aloha ko!!
fa ahoana raha tratran'ilay "coup de foudre"?
ahoana marina rehefa tratrany hireny?
13. dadabe
(
23/06/2006 09:30)
anjekaky oo!! fa naninona lotra re i Aino malalako ity e :roll::roll::roll:
14. Aino
(
23/06/2006 10:40)
anjekaky oo!! fa naninona lotra re i Aino malalako ity e
hahaha aza mandefa saina lavitra fa tsy naninona aho ka!! resaka sendra mba mandalo ny ahy io.
15. naughtyboy
(
23/06/2006 11:15)
rano sy vary tsy misaraka reo 2 reo fa mifameno kah.
fitiavana fanomezana avy any @ fo fa ny saina no mandanjalanja fomba andraisana na anolorana azy io matetika..

16. rabaradaka
(
23/06/2006 11:26)
Tena mahafinaritra ahy ny fanehoan-kevitry Fiffi toa izany koa ny an'i Mandrindra. Ntsô mba mahafinaritra e
17. Fiffi
(
24/06/2006 07:11)
rabaradaka: :)
fa ahoana raha tratran'ilay "coup de foudre"?heu..de aza mety resen'ny fonao ianao fa alefasa aloha ny saina mba handinihana ny zavatra hatao. Taitaitra , ny fakam-panahy , ao daholo handresy lahatra anao fa aza manaiky an'io ny sainao satria ny nenina hono tsy aloha hananatra fa.....
18. boubounezy
(
24/06/2006 16:38)
ny fitiavana kia ny tonga alou a! zay @zay njy vô mieritseritsa ny momba azyary zao nga njy vô anomboka anao fitiavana?:o:lol:
Aino:
¿ny fitiavana no alefa voalohany sa ny saina?
raha tena tia azy be aza aleo aloha eritreretana tsara izay hoavy fa tsy maika ny ho tia fotsony, saode misy fihovana tampoka.
19. poupounesana
(
25/06/2006 06:10)
refa mitia oll d @ saina koa fa tsy @ fo b fotsiny e
matetika tsika vhv no tratran'io (fa misy lelà koa anefa), refa tia d te hahita foana, d ho eo anilany foana, d hahafantatra foana we aiza, manao inn?miarak@ iza? etsetra...ny vokany ratsy, variana mieritreritra ilay oll, d na ny momba ny tena aza tsy vokarakara, ny tokony atao tsy misy vita, le oll iarahana koa mety tofoka, d inn fa ty mety ho rava ho azy eo ihany. farany koa d marary fo. fa asio saina ange refa mitia e, lasa we "ndray2 za mba te hanao an'zao irery, d izy koa angamba mety otranà, matoa izy tsy tonga aty d mety misy zvt tsy maintsy nataony.tsy voatery hoe miaraka foana isan'andro fa tsinjovina koa ny any aoriana fa sao leo b mifankahita tava eto foana. lol
fa zao, na manomana ny ho avy aza afaka maika ny mitia ihany kah, ny hoavy koa ane afaka hiarahana omanina eh. aza matahotra fiovana tampoka zany fa ny fiovana tampoka, refa mtrangan d antsoina hoe "experience" e. d zay

20. Aino
(
25/06/2006 13:38)
ny fitiavana kia ny tonga alou a! zay @zay njy vô mieritseritsa ny momba azyary zao nga njy vô anomboka anao fitiavana?
marinany andry. tsy izany fa mba variana ny manodidina sy ny hita ary ny eritreritra mandalo hoe.