ray ihany no azoko fidina.

21. zandrikely ( 25/06/2006 17:39)
aino : ra zany no andrasanao die eo enao , inona moa ilay hoe maika mitia , samy maika mitia daholo anie ra vao mifankahita @ olona e , zay zany no fiatombohany ra amiko aloha e ,ny fotona mandeha , dia eo zany enao ko inona , matahotra hoe sao hisy blem ve , tadidio anefa fa ny blem dia misy fona na ho ela na ho haingana
22. Aino ( 26/06/2006 12:11)
aino : ra zany no andrasanao die eo enao , inona moa ilay hoe maika mitia , samy maika mitia daholo anie ra vao mifankahita @ olona e , zay zany no fiatombohany ra amiko aloha e ,ny fotona mandeha , dia eo zany enao ko inona , matahotra hoe sao hisy blem ve , tadidio anefa fa ny blem dia misy fona na ho ela na ho haingana

marina izany nefa tsy hatao maha maikalaotra koa anie, tonga hoazy faona io na androany dia androany ihany aza, ary marina le hoe tsy hilaozany proble izany mihintsy n'iza n'iza.
23. mandrindra ( 30/06/2006 07:34)
hoy i aino :
ka izaho aloha mieritreritra faona nefa tao mbola tsy nilaozany omby aloha ko!!

ie mbola tsy liaozany ianao fa mety efa nandalo fotsiny izy. ny fotoampieritreretana lava loatra dia tsy maintsy miafara amin'io. ny fitiavana dia toy n y zava-drehetra, mila maka risika. ka raha variana mandinika dia eo no raisina
24. Aino ( 04/07/2006 16:08)
ie mbola tsy liaozany ianao fa mety efa nandalo fotsiny izy

rehefa andaho izy dia malalaka ny varavarana iznay ko!! na tiako be aza de rehefa samy vita dia hoezahina adinona dol ny lasa.
25. mandrindra ( 05/07/2006 14:25)
averiko fa ohatra ny tsy mifankahazo kely : "mbola tsy nilaozany ianao fa metyefa nandalo fotsiny izy". ny tiako ho lazaina dia hoe mety ho marina fa tsy mbola nilaozan'ny omby miahaka ianao, fa mety efa nisy nandalo izay tsy hainao ny nandray azy satria mieritreritra be loatra dia tara train izany
26. Aino ( 05/07/2006 20:26)
tsy maninona eh!! ny aminko koa no tena eritreretiko tsara aloha!! fa matoa izy tsy mahandry dia midika iznay aminko fa tsy de tena tia!! ra mahandry ho manjak'izay izy dia mety mahandry ahy hatrany amboalohany ihany na ela na haingana no mieritreritra.
27. mandrindra ( 06/07/2006 08:34)
ny fitiavana tsy manapetra fa ny faharetana kosa dia misy fetrany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5537