malahelo ny foko milaza aminao
1. Aino
(
22/06/2006 19:26)
ianao namana izay nantenaina fa hitondra ny mamy, tao indro tonga manitraka ahy, manosy ahy.
ireo soa izay nantenaina ho avy, tao lasa nivarina any akady.
indrisy fa ilay fitiavako mandio feno ho anao, lasa very @ izao, tao tsy hisy hintsony ho anao.
fa ianao ny namako izay notiavina, nefa milaza ahy fa mihavina, ianao ilay namana nihezahiko mba hifoha, nefa tao lasa panjora ahy any koa.
avelao @ izao ny maha pinamana raha izay faona ny hisy, mino aho fa mbola hisy izay tena azo atokisana.
dia misaotra @ ireo setrasetra izay tsy tokony hisy sy hireo teny tsy misy, izay noforoninao ka resahina any @ izao vazatany rehetra izao, ny mba hanaratsianao ahy. dia misaotra rahavako fa izaho tsy amaly anao fa ny fisaorana ny atolotro eto izao.
misaotra de bye mandrakizay iii.:-*

novalian'i Aino ny 27/06/2006 19:25
2. Fiffi
(
22/06/2006 19:43)
Aino: ntsoooooooo !! fa iza indray akia zany olona mampahory andry zany an ?
Fa eto daholo akia izahay namana hampahery andry an! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

3. Fiffi
(
22/06/2006 19:46)
Tena mbola hisy tokoa ny azo hitokisana fa mahaiza mifidy fotsiny satria be fandrika hiany ity fiainana ity. Mahereza hatrany !:-*:-*
4. Aino
(
22/06/2006 19:48)
Fiffi :-*:-* merci be dia be manampy ho namana, izay nanao azy anky aleo heritreritra any izany ah!! fa raha izy no tsy antenaiko betraka koa ireo mbola izay azoko antenaina, ray koa hono no miala folo no manantona.
5. Fiffi
(
22/06/2006 19:52)
izay indrindra ! Fa raha zah aloha no eo @ toerandry de tena hampafantariko azy tsara mihintsy fa tsy "tokana" izy an!
6. Aino
(
22/06/2006 19:56)
Fiffi efa fatany hatsiny ela anky izany ka izay indrindrany angamba no antony hanaovany any izany ah!! nefa tsy kivy aho fa tsiky ihany dia ampy!!:D
7. Fiffi
(
22/06/2006 20:02)
de aleo izy hanao zany toetra ratsy zany fa hisy valiny avokoa ny zavatra hatao rehetra. Tonga de hasio :D marina de ampy ! :):-*
9. caloh
(
22/06/2006 21:04)
ndry mampalahelo Fiffi , mahereza e ! aza matahotra fa raha vorona iray no milefa ; misambotra indray ndry rehefa.Ary lalana tsy maintsy diavin'ny mpifankatia izany ka zara aza izy miala dieny zao sa aona hoy ianao.Ary ra lasa koa ny mamba misosoka ny voay e!!!!!!!!!!
10. diamondra27
(
22/06/2006 21:17)
Aino: toa deprime be izy
aza kivy fa asio fanantenana foanany fiainana
"l'espoir fait vivre"
de mahereza.
Raha iray no lasa 10 no tonga.
Tsy de marina loatra io fa resaka fotsiny. Mety oe: 10 no tonga eo fa te-hahazo fotsiny manararaotra anao de refa azony koa ny maminy aminao de iny izy no mi-pas.
Raha sendra à l'étranger no misy anao fa tsy dago, de tsy de valable loatra io, fa zany oe: maika ny hahazo enao de tsy mieritreritra ny ho avy fa ze 1er venu de ok, de rebelote le blème

11. Silo
(
23/06/2006 05:35)
ianao namana izay nantenaina fa hitondra ny mamy, tao indro tonga manitraka ahy, manosy ahy.
ireo soa izay nantenaina ho avy, tao lasa nivarina any akady.
indrisy fa ilay fitiavako mandio feno ho anao, lasa very @ izao, tao tsy hisy hintsony ho anao.
fa ianao ny namako izay notiavina, nefa milaza ahy fa mihavina, ianao ilay namana nihezahiko mba hifoha, nefa tao lasa panjora ahy any koa.
avelao @ izao ny maha pinamana raha izay faona ny hisy, mino aho fa mbola hisy izay tena azo atokisana.
dia misaotra @ ireo setrasetra izay tsy tokony hisy sy hireo teny tsy misy, izay noforoninao ka resahina any @ izao vazatany rehetra izao, ny mba hanaratsianao ahy. dia misaotra rahavako fa izaho tsy amaly anao fa ny fisaorana ny atolotro eto izao.
misaotra de bye mandrakizay iii.
Aino: Aza kivy akia, fa lalàan'ny fitiavana izany,
sahalamin'ny jeux de pul où face ny fiainana: Zany hoe misy ny ratsy de misy ny tsara: Hoatran'ny fiainantsika izao, Miaina isika izao de ao ambadiky ny fiainana de ny fahafatesana, ary ao ambadiky ny fifankatiavana de ny fisarahana.
Fa aza mamaly ratsy azy fotsiny @ izay ny tsara nataona tsy ho very maina, fa mbola hiverina aminao any indray andro any.
De mahereza :D:D:D:D:-*
12. Aino
(
23/06/2006 06:02)
Ary lalana tsy maintsy diavin'ny mpifankatia izany ka zara aza izy miala dieny zao sa aona hoy ianao.Ary ra lasa koa ny mamba misosoka ny voay e!!!!!!!!!!
tsy malalako anie lery fa namana tsotra eh.
13. Aino
(
23/06/2006 06:05)
aza kivy fa asio fanantenana foanany fiainana
Aino: Aza kivy akia, fa lalàan'ny fitiavana izany,
sahalamin'ny jeux de pul où face ny fiainana: Zany hoe misy ny ratsy de misy ny tsara: Hoatran'ny fiainantsika izao, Miaina isika izao de ao ambadiky ny fiainana de ny fahafatesana, ary ao ambadiky ny fifankatiavana de ny fisarahana.
Fa aza mamaly ratsy azy fotsiny @ izay ny tsara nataona tsy ho very maina, fa mbola hiverina aminao any indray andro any.
De mahereza
misaotra nampahery eh, saingy @ fitiavako @maha namako azy no hilazako anio fa tsy miaraka ankory izahay.
14. miantra
(
23/06/2006 06:59)
Aza atao mampalahelo izany Aino ah!
Courage! Fiainana daholo izany handraisana lesona @ any aoriana.
Misy namana be dia be eto e!!
:):):)

16. rurik
(
23/06/2006 08:07)
Aino fombany aky zany an toetsaina sy toetran'olona firy moa no hitandry eto ????
marina fa mampalahelo ny diso fanatenana nefa , tsy izy angamba no tokony ho namanjy . fa aza adino fa maro ny tena namana eto fa sarotra ny mifidy azy ka dia raha iray no lasa hoinjy folo ny manatona ka aza malahelo amizany.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

17. xxx
(
23/06/2006 08:43)
za koa dia mitovy am i aino fa saingy ny ahy dia tena ny malalako mintsy , tena tiako loatra izy saingy , indridrisy , ity elanelantany ity koa tena manimba zavatra , eny mety hoe ra tena tia izy tsy tokony misy olona zany nefa ......
malahelo ny foko satria aleony le ray taty aorina tohy izay za , kanefa ny fitiavana moa tsy azo hifanerena dia zay zany eh vita

18. ralos
(
23/06/2006 09:08)
Ndry!!!!:snif:
Raha iray no lasa tsy folo izany no tonga fa iraika ambin'ny folo.=))=))=))=))=))=))
Aleo mba mitsiky kely ry zareo ah! Marina ny an'i colar: izy zao d'efa namana, mbola misy bobaka be ato.
Ataovy tandrifin-drahona iny e!

19. dadabe
(
23/06/2006 09:13)
anjekaky oo!!hisedra ny olampitia sahady ilay sipa virja:roll::roll: , avy aty amiko aza e:wink:
20. Aino
(
23/06/2006 09:25)
za koa dia mitovy am i aino fa saingy ny ahy dia tena ny malalako mintsy , tena tiako loatra izy saingy , indridrisy , ity elanelantany ity koa tena manimba zavatra , eny mety hoe ra tena tia izy tsy tokony misy olona zany nefa ......
malahelo ny foko satria aleony le ray taty aorina tohy izay za , kanefa ny fitiavana moa tsy azo hifanerena dia zay zany eh vita
Raha saraka olon-tiana
Raha misaraka ny tena
Noho ny elanelan-tany,
Aza resin-kalemena
Fa sikino ny fanahy.
Raha mijoy ny ranomaso
Noho ny elanelan-tany,
Mahonona fo k'andraso
Fa tsy maintsy hihaona ihany.
Raha ny fo tsy mety tony
Noho ny elanelan-tany,
Andrandrao ny ray ambony
F'izy no mahefa izany.