INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

1. sareraka
(
22/06/2006 20:49)
Inona no vaovao manerana ny tany?
-Nitombo avo 2 heny ny isan'ireo séropositifs eto MADAGASIKARA,zavatra atao ahagàga ve moa izany raha ny zava-misy eto @ tanàna e?
-propagandy ihany vao mbà misy hasiny @ mpanao pôlitika ny artista.
-Nahodin'ny mpanentana tany ANTSIRANANA ny vola entina hanentanana momba ny SIDA.
-Fiaran'ny pôlisy avy dia misy sahy manao affaire avadika fitanteran'entana.
-Hifanatri-tava @ ekipa afrikanina indray ny frantsay anio dia i TOGO izany!asa hisy ve ny revanche izay nihaonany t@ SENEGAL tany JAPON sy COREE, ka resy 1-0.
MEDITATION!!!

novalian'i cutie ny 23/06/2006 19:08