-Nahodin'ny mpanentana tany ANTSIRANANA ny vola entina hanentanana momba ny SIDA.
-Fiaran'ny pôlisy avy dia misy sahy manao affaire avadika fitanteran'entana.
-Hifanatri-tava @ ekipa afrikanina indray ny frantsay anio dia i TOGO izany!asa hisy ve ny revanche izay nihaonany t@ SENEGAL tany JAPON sy COREE, ka resy 1-0.