Mety ve raha mampiasa économiseur d'energie

1. rabaradaka ( 22/06/2006 11:23)
Lafo zao ny jiro, misy mahay mamboatra anefa ilay économiseur d'énergie. Sarotiny ve ny Jirama raha ampiasaina io fitaovana io. Mba diniho kely hoe radadatoa a
2. Fiffi ( 22/06/2006 11:28)
rabaradaka:
Lafo zao ny jiro, misy mahay mamboatra anefa ilay économiseur d'énergie. Sarotiny ve ny Jirama raha ampiasaina io fitaovana io.
Tsy hitako aloha izay hahasarotan'ny jirama @ io satria samy mitsinjo sy manao izay maha-tsara ny fiainany ny tsirairay.
Ohatra aty zao an! bdb ny olona niala t@ EDF fa nanao an'ireny koh ry zareo , ohatra ny ECRAN-SOLAIRE .
Raha miala @ Jirama ve de andeha hanaovany enkety hoe inona no hampiasain'ny olona ao an-trano momba ny elecrticité ?


3. mandrindra ( 23/06/2006 06:58)
rabaradaka, hazavao kely aloha ny fomba fandehan'ilay fitsitsina angovo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0838