Tchat gasy

1. tsoupou ( 22/06/2006 12:16)
Tchat gasy
Niditra tamin'ny salon de tchat-n'ny radio télévision iray lehibe eto amintsika aho dia gaga nahita ny teny ratsy sy fifanaratsiana samy Malagasy nisy tao, nefa ny fahalalako azy dia ao amin'izy ireny itony hoe MODERATEUR itony fa dia tsy manao ny asany angamba na tsy misy mihitsy. Marary ny masonao mamaky izay rehetra mivoaka eo. Ohatra vitsivitsy fotsiny : Mitady zaza tsy ampy taona, PD mila bandy, Racisme, ny teny ratsy amin'io aoka fotsiny fa tsy mety manoratra anlé izy ny clavier-ko
novalian'i Keromah ny 30/03/2015 18:02
2. toovs ( 22/06/2006 12:38)
avelao izay hanoratra ny organe humain mba hanoratra fa enao koa . mety mba sendra salon natao ho an'izay mpiteny izany sy izay sadika rehetra enao fa aza miraharaha an'izany e.

NB tsy misy afatsy télé iray ange no misy chat eto madagacar e
3. 4mimananelatra ( 22/06/2006 12:41)
RTA io fantatray ka izany no tanora @ izao ê! borné ,mal éduqué..asa izay hiafaràna @ izao
4. kally ( 22/06/2006 13:14)
4mimananelatra:

RTA io fantatray ka izany no tanora @ izao ê! borné ,mal éduqué..asa izay hiafaràna @ izao


Moramora ihany ianao fa izahay mbola mahatsiaro ho tanora ka aza ataonao faobe ny tanora rehetra.
Na izany aza mampanontany tena hoe : Fa iza ny ray aman-drenin'ireny tanora ireny?


5. pissoa ( 22/06/2006 13:20)
4mimananelatra:

RTA io fantatray ka izany no tanora @ izao ê! borné ,mal éduqué..asa izay hiafaràna @ izao
Iza kou no niteny an'zany taminao, tssssss :cry:

:-D:-D:-D
6. hery ( 22/06/2006 13:32)
Mbe efa ela ihany no nijanonako tao amin'ny Tchat karajia.org (Gasy sy feno tanora gasy koa) fa tsy nisy an'izany :-)

Donc tsy ny tanora rehetra no toa izany.

Manandrama mandeha ao amin'ny http://karajia.org anie e
7. Herimiafina ( 22/06/2006 13:58)
tsoupou:

Tchat gasy
Niditra tamin'ny salon de tchat-n'ny radio télévision iray lehibe eto amintsika aho dia gaga nahita ny teny ratsy sy fifanaratsiana samy Malagasy nisy tao, nefa ny fahalalako azy dia ao amin'izy ireny itony hoe MODERATEUR itony fa dia tsy manao ny asany angamba na tsy misy mihitsy. Marary ny masonao mamaky izay rehetra mivoaka eo. Ohatra vitsivitsy fotsiny : Mitady zaza tsy ampy taona, PD mila bandy, Racisme, ny teny ratsy amin'io aoka fotsiny fa tsy mety manoratra anlé izy ny clavier-ko

Karajia atao fa ao milay tsy misy an'ízany! :wink:

8. Zina ( 22/06/2006 16:00)
Izay endry dia miala ao @ ilay tsaty ratsy e .... tsisy afa tsy izany no fanafody.
9. Fiffi ( 22/06/2006 16:15)
tena vao niditra tao zah teo an! hummmm ! milay an! sady wayyy ! tena saika tsy naharaka mihintsy fa mahafinaritra daholo ny olona rehetra ao an! karajia etoio an!:)
10. cutie ( 22/06/2006 16:48)
fiffi, koa no tsy hitako akory njy :-D
11. sarobidy ( 08/07/2006 06:13)
Ka marina daholo nge zany voalazanareo rehetra zany e, tsy mbola nahita aho ka nitazona mpiteny ratsy ny tao @ karajia fa tonga de voadàka zay mitady hanao² foana hanimba tontolo mafinaritra ao, hé hé hé ;-)

Sady ao an...Tsiky de ampy :P.
12. MCZ ( 09/07/2006 10:53)
Tsiky izany éé , fa aza dia mitsiky mafy loatra sao dia misy mahita tampoka ny solo nify =)) =)) =)).

Alefaso kidaona maraina mba hanairana ny tomponandraikitra éé :roll: :-$
13. sarobidy ( 10/07/2006 08:41)
MCZ
14. arson ( 12/07/2006 11:29)
hafa hiany le tsy miteny ratsy e!=D=D=D=D
15. MTN ( 12/07/2006 18:59)
radio television hono nge fa tsy serasera eh, zany ny tanora sasay amin'izao eh :-D
16. Keromah ( 30/03/2015 18:02)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1128