tongotra mivonto

1. booboo ( 22/06/2006 14:01)
Sao misy afaka manoro ny raha tokony hataoko mandra-pandehako any @ doko kay azafady ? Ndraindray mivonto ny tongotro dia refa avy teo dia ngoly ohatra misy vitsika kely be dia be ny sandry iny dia mikainkona tampoka zany ny rantsa-tanana avy teo 8O. Enervant be lay izy ny farany :x. Ny ara-tsakafo zaho efa mitandrina be dia toy izany koa ny ara-batana ary nanomboka t@ ity été ity zaho vao mpanao an'io.

Misaotra mialoha.
novalian'i fijo ny 14/07/2006 18:00
2. Herimiafina ( 22/06/2006 14:06)
Sao de misy defiscience en calcium njy na potassium? Misy fanafody izay ampoule ilay izy, fixateur matanjaka hanina 1 isaky ny 6 mois. :wink:
3. booboo ( 22/06/2006 14:20)
Angambany marina ...tsy fantatro fa t@ zà tany @ doko farany t@ Mars dia ok aby ny raha aby aby ....
Merci klou :-*
4. Herimiafina ( 22/06/2006 14:27)
Tsy tena haiko fa raha tsy hitako mihintsy njy tsy afaka manao diagnostic zah io. mety misy antony marobe kao mantsy ny mahatonga an'ío retsy.
Misy ohatra debut ana-arthrose.

fa io aloha no hitako le hoe mikainkona ny rantsana dai volivoly mangoritsina ny tongotra (matetika ny ankavanana), dai misy deficit Ca++ sy K+ no possible kokoa. :wink:
5. Vaika ( 22/06/2006 15:10)
booboo : Mety ho ny circulation fa mitandrema fa ratsy be (ianao mbola tanora tsy quoi loatra fa rehefa any aoriana.... ?).
Aza dia mahery oman-tsira loatra (charcuterie ets... dia fero ihany). Tena tsy ampy sport izany na vizana loatra.
Entre-pa : rehefa manao sport dia aleo mitandrina dia atao miadana : aleo mihintsy mividy cardio-fréquence-mètre sady montre vita ho azy (20 € any amin'ny décathlon) dia tsy afangaro ny fréquence cardiaque maximale sy ny fréquence cardiaque maximum (notice !!!).
Toro-hevitra : manabokona lalan-drà : isan-kariva dia misasa tongotra amin'ny rano mafana-mangatsiaka-mafana-mangatsiaka (10/15 sec pdt 15 mn). Ka atao hatrany am-poto-pe no hatomboka. Misy koa tam-bavy (mankany amin'ny herboristerie maka conseil).
Rehefa matory dia aleo sady somary hakarina kely ny tongotra dia tsy asiana lamba na atao mangatsiatsiaka.
Sport : NATATION !!!!
6. Zina ( 22/06/2006 15:27)
booboo apiko kely ny lazain'i vaika io fa marina tokoa moa izany...
ny maha tonga n'ireo dia
- be tension na misy albumine na izy roa akory ary, na misy diabete.. na mety misy arthrite (mihinana sakafo mafiloka be taloha)...
ka izao no tokony ataonao
- misotro rano betsaka mihitsy (circulation de sang sy manala ny toxine rehetra)
- eviteo ny sakafo be menaka sy tavy (hena)
- mahereza mihininana vokazo betsaka sy legumes

Sport: izay tsara koa mande tongotra betsaka...
7. Fiffi ( 22/06/2006 16:08)
heu...toa efa ohatran'ny voan'io koa ny namako vavy izay , de tany @ Dr de hoe toa "mauvaise circulation du sang" hono no mahatonga an'io .
8. booboo ( 22/06/2006 19:10)
Vaika > lé natation efa fatao isan'andro. Misaotra @ lé toro-hevitra fa ataoko reo :-*

Zina > euh... tsisy an'ireo aby aby notanisainao reo zaho raha ny analyses farany nataoko t@ Mars( diabète, tension-ko normale ...)fa tsy haiko raha niova tampoka :/.misaotra foana :-*
9. Fiffi ( 22/06/2006 19:23)
booboo: tena mauvaise circulation du sang akia io an ! de rehefa matory ndry de hatao avo ny tongotra. Handramo ange eh! :-*:-*:-*
10. watafon ( 23/06/2006 05:09)
le tongotra mivonto aloha mety ho avy @ le "mauvaise circulation" na "insuffisance veineuse" , le voly @ sandry ndray mety hoe pb na conduction nerveuse nefa izy ty miaraka @ le tànana mikainkona ndray d fambara tsy fahampiana Ca sy Mg
Equilibré tsara v nefa aloo ny sakafonao e? ny apport en vitamine sy Calcium no tiako tenenina eto an !
11. booboo ( 23/06/2006 08:43)
Fiffi > efa nataoko ambony nanomboka t@ alina fa merci :-*

Watafon > euh...raha zany dia tena tsy ampy zany nefa zà efa niezaka manaraka tenin'ny doko ery.
12. miantra ( 23/06/2006 11:17)
ZAho koa voan'io tongotra mivonto io fa lazain'ny dokotera hoe mauvaise circulation . Dia atao ambony foana ny tongotra raha vao mitsotsotra na matory.

Dia ireo nolazain'ny namana etsy ambony ireo koa e!

Watafon: ary raha miaraka amin'ny aretin'andoha sy mandeha ran'orona ilay izy dia inona no tokony atao ?

Misaotra mialoha e!
13. tisera ( 24/06/2006 05:47)
zà efa nanao an'io akia ry booboo a! Dia voan'ny spasmophilie hono zà hoy i dr faio spasmophilie io dia araky ny tenin'i dr watafon sy herimiafina dia avy @ tsy fahampian'ny mg sy ca ary koa noho ny ....stress be loatra . Ilay @ tongotra moa miampy varices dé eeeeh !eeeh! dia rehefa été dia mibontsibontsina koa noho ny retention d'eau fa araho tsara izay lazain'ny dr ! Dia mirary soa an:)
14. Fiffi ( 25/06/2006 18:40)
tisera: de tandremo akia ny sira raha manao retention d'eau an! :-*:-*
15. miantra ( 26/06/2006 05:53)
Tisera sy Booboo: Nisy dokotera izay nanoro ahy hoe rano marika Mont Roucous sotroina, nandramako fa ohatran'ny mahasoa an!

na raha tsy mahita indry dia ny volvic koa hono.

ankoatran'ireo rehefa mamay be ny andro dia manao bain de pied 10 à 15 mn amin'ny ranontsira, fa saingy atao mangatsiaka araka izay tantinao ilay rano.

sao mahasoa dia zaraiko e!
16. watafon ( 26/06/2006 09:51)
miantra: mety ho ambony angamba ny tosi-drà raha izany k !
booboo: k raha t@ mars zany ange no nanao fitilina d mety efa niova izy zao e!
17. miantra ( 26/06/2006 10:04)
Watafon: Misaotra betsaka!
andeha haka rendez-vous haingana aho raha izany fa tsy hiandry doliprane tsy mandaitra eto.
18. watafon ( 26/06/2006 10:14)
miantra: tsisy fisaorana e! :-*:-*
19. Fiffi ( 26/06/2006 18:23)
booboo: de nanao ahoana akia zay ?
20. booboo ( 28/06/2006 06:08)
Fiffi > euh...mbola mivonto kely reo zareo reo fa ilay tanana efa tsy miviaka tampoka intsony hihihihihi. mbola @ zomà vao mihaona @ doko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2005