tongotra mivonto

21. Fiffi ( 28/06/2006 06:28)
booboo: soahiany fa andeha hijery Dr ndry fa sao sanatria zavatra hafa io an! enganie aloha ka tsy ho zany.:-*:-*
22. watafon ( 05/07/2006 05:48)
booboo: d aza adino ny milaza ny valiny e!
23. fijo ( 05/07/2006 20:43)
booboo an,ary ndry aza manombo intsony,fa izay ihany no mahatonga an'io
24. watafon ( 09/07/2006 05:35)
manombo ahoana lesy ?
25. fijo ( 11/07/2006 20:02)
i booboo anie lety raha vao sosotra dia manombo olona e.anontanio anie izy e
26. watafon ( 14/07/2006 17:41)
marina v zany akaia ry booboo ?
27. fijo ( 14/07/2006 18:00)
aiza indray booboo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1293