ahoana indray ny @ ity vacances ity!

1. Aino ( 25/06/2006 16:56)
hijanona atrano fotsony sa mba hande kely anao voyages sns.

ny anay izao dia mifangaro ao dol, ny ravombomanga sy ny karoty ko.
novalian'i Aino ny 31/07/2006 10:02
2. cutie ( 25/06/2006 18:31)
Aino :-D
za handeha hanao vakansy:P
3. fasaly ( 25/06/2006 18:48)
hummmmm! rendez sur la plage aky aino a! avec bikini pareo skoubidou ary lunette de solein tsy hadino ny satroka miampy crème solaire:wink::-D lasa zao an!
4. booboo ( 25/06/2006 18:51)
Aino > :-D:-D
5. Ragadona ( 25/06/2006 20:08)
Aza mihetsiketsika ao ry Aino fa sao dia mba hohitanay ihany hataonay guide ao Barc ao
6. fasaly ( 26/06/2006 04:12)
ié izy tsy mila vôkasy fa efa otran'ny vokasy lalandava am soleil be sy ny plage isan'andro:wink:
7. marengarenga ( 26/06/2006 05:45)
sambatra aki nareooee mba efa mieritreritra vacance
ny ahy vcance dia laniko @ fianarana cours ivelany
ary ary fanjatina kosa mano vacance matetika fonaaaa?
8. Aino ( 26/06/2006 09:54)
Mpandefa : fasaly [Lohateny : Re : ahoana indray ny @ ity vacances ity!
hummmmm! rendez sur la plage aky aino a! avec bikini pareo skoubidou ary lunette de solein tsy hadino ny satroka miampy crème solaire lasa zao an!
ç
hahaha izay mihintsy anky izao no mety ko, izaho aza anie efa manomboka any io lazaindry io hoe.

sambatra aki nareooee mba efa mieritreritra vacance
ny ahy vcance dia laniko @ fianarana cours ivelany
ary ary fanjatina kosa mano vacance matetika fonaaaa?


marengarenga ianao tsy tazako hintsony ah!!
aza kivy eh, @ manaraka indray nareo miala sasatra dia izay mirofoka indray ko!! de mirary soa ny cours eh!!:-*
9. naritsimba ( 25/07/2006 05:28)
efa aty dago angaha Aino io?
10. Aino ( 31/07/2006 10:02)
naritsimba non letsy ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2372