Sary tamin'ny concert Bodo farany teo strasbourg
![](https://avatar.serasera.org/cbf49c300cfab5c831319dac47bd0487.jpg)
1. Alyson
(
25/06/2006 13:10)
Aiza no mba misy sary tamin'ny concert n'i Bodo sy Dadah farany teo ato strasbourg. Merci
novalian'i Santiona ny 05/07/2006 12:50
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
6. Fiffi
(
25/06/2006 19:04)
cutie: ka nga moa akia tsy loza fa ty zah ty nge ka curieuse loatra de hitako daholo izay dinika mandeha ! nga tsy loza eh! :-D:-D:-D:-D de rien akia an! :):-*:*:-*
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
9. cutie
(
25/06/2006 19:18)
fa dinika taiza io,le concert mitsy no tsy arako we nisy an'io ka:oops:
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
10. Fiffi
(
26/06/2006 06:38)
cutie: teto akia io an! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4498414c354da
![](https://avatar.serasera.org/522748524ad010358705b6852b81be4c.jpg)
12. ds
(
26/06/2006 10:59)
Alyson:
Merci tamin'ny lay sary fa lay tao strasbourg zany tsy nisy sary?
Mahandrasa kely fa ho avy e :wink:
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
14. Fiffi
(
26/06/2006 18:21)
cutie: ka haindry zany fa hoe "la curiosité est un vilain défaut" ve ? :-D:-D:-D:-D tsy tahaka ahy fa zah a loha de tena grave eh! :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/50d8d46c14e71b5b025695473d6c8c21.jpg)
16. sarobidy
(
29/06/2006 08:46)
oupsss tokony tato kai a zany no nandefa an'le oe mitady hiran'i Bodo "babonao".
Mba omeo a Fiffi fa enao mantsy mahita² zay ihany hihihi :lol:
Mba omeo a Fiffi fa enao mantsy mahita² zay ihany hihihi :lol: