Zaza mainty

1. xxx ( 26/06/2006 11:33)
Tsara kosa alou le film sady mampime, iny zao mba film gasy mba hitako tena tsara fa saingy i Terezy sy le sipa 1 iny toa tsalotsalo be trop :lol:
novalian'i mirambola ny 17/09/2006 20:52
2. sarobidy ( 13/07/2006 05:38)
filma inna zany de an'iza fa tsy azoko mihitsy ?
3. sarobidy ( 17/07/2006 10:46)
Tsisy valiny , maty a marina...
4. xxx ( 18/07/2006 07:26)
Azafady! film miaraka @ BĂ´nanga sy rambola sy ny tariny ...
5. mirambola ( 17/09/2006 20:52)
tsy dia tsara firy iny film iny aleo ary mijery tifidanitra toizay iny to otrany resaka vato sy basy ady2 fotrany le izy!!! ie samy manana ny tiany marina mo ny olona ko:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3141