Zaza mainty
1. xxx
(
26/06/2006 11:33)
Tsara kosa alou le film sady mampime, iny zao mba film gasy mba hitako tena tsara fa saingy i Terezy sy le sipa 1 iny toa tsalotsalo be trop :lol:
répondu par mirambola le 17/09/2006 20:52
5. mirambola
(
17/09/2006 20:52)
tsy dia tsara firy iny film iny aleo ary mijery tifidanitra toizay iny to otrany resaka vato sy basy ady2 fotrany le izy!!! ie samy manana ny tiany marina mo ny olona ko:D
