diesel

1. fijo ( 28/06/2006 18:46)
ny fiara diesel rehetra ve no somary kelikely hery rehefa miakatra?sa ahoana?dia inona no tokony atao?
novalian'i mionona87 ny 09/07/2007 14:30
2. Fiffi ( 28/06/2006 20:02)
Toa miankina @ le fiara hiany io . Miankina @ hatanjahan'ny motera , raha efa fiara somary heu...hatitrantitra kosa aloha de tsy hiakatra mihintsy koh! (puissance ny CV) tsy io ve no mitondra azy ?
3. lemenakely ( 28/06/2006 20:20)
raha misy turbo ilay diesel tsy azo mihintsy isan'izany ohatra IVECO turbo daily ireny na GOLF GTD na HDI mitsoriaka tokoa!!
4. little ( 29/06/2006 06:48)
tsy voatery ka, fa ny diesel aza anie tokony hatanjaka e! par rapport @ essence fa ny essence ndray alou mitsoriaka e! fa mety efa misy voa ny motera zany raha izany na ny compression piston no efa misy mamotsotra de kely aina ny fiara. fa zao anie ny diesel aza efa tsy mena-mitahy ' essence e!
5. paingotra ( 29/06/2006 14:35)
fijo:

ny fiara diesel rehetra ve no somary kelikely hery rehefa miakatra?sa ahoana?dia inona no tokony atao?


tsia, tsy izy rehetra fa raha turbo ilay izy tsy maninona miitsy fa ny atmo no kely aina rehefa miakatra ny lohany, nefa misy turbo koa kely aina satria ratsy karakara.Ataovy tsara karakara ny diesel dia ho hitanao fa hampiadaniny ianao. Mazotoa
6. andrianjaka ( 03/07/2006 07:54)
kely aina rehefa ratsy tarage ny injecteur,
na diesel injection mechanique na injection electronique, na common rail rehefa ratsy ny turbo (rimbona) dia kely aina koa
7. fijo ( 04/07/2006 19:21)
hay,misaotra namaly e
8. Herimiafina ( 06/07/2006 16:25)
Ny Indice d'octane sy ny indice de cetane amin'ny maotera essence dia tsaratsara kokoa ka mahatonga ny tanjany raha resaka hafainganampandeha no resahana.

Raha ohatra koasa nefa ka jerena ny rendement ny maotera ka samy mandeha andro tsy dai mafana loatra tsy atahorana hampi-chauffe fiara dai voan'ny diesel lavitra ny maotera essence.

Miankina amin'ny fiara tsirairay anefa izany, ny fomba fikojakojana azy, ny filtre à air, ny filtre à huile, ny filtre à gas-oil, ny turbine sy ny turbo, ny pompe sy ny injecteur, sns.
9. zandrikely ( 31/07/2006 18:03)
io ko miankina @ fahaizana mitondra azy ,, na essence aza anie rehefa tsy mahay mitondra azy dia tsy afaka e ,dia eo ko ny fikarakarana azy ,toy ny fiara rehetra moa zany
10. deutsch007 ( 24/02/2007 21:03)
hafa mintsy ny diesel taloha.Ohatra ny 504 diesel.....Ny ankamaroan'ny 4X4 any mada zao de diese daholo,nefa tena grave be ry zalahy ra hiakatra fiakarana.Ra vam plaisir aloha de misy koa ny matanjaka e:ao ny bmw,ny golf TDI surtiut le avec injecteur pompe.Tadidio fa vam diesel(audi) no nahazo ny 24heres du mans farany teo.Zany hoe efa audi foana aloha no nahazo ny 24 heurs du mans nadritra ny taona vitsivitsy maromaro nisesy,fa t@ 2006 izy vao nampiasa ny diesel.
Fa na izany aza de ny essence mbola somary be chevaux ihany e!
11. mionona87 ( 09/07/2007 14:30)
fijo ario any vichy koa lesy refa manahirana an:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1116