vohoka
1. xxx
(
30/06/2006 06:42)
Misy afaka manome fanazavana ve ny amin'ny fanisana volana mandra-piterahana.
Raha ohatra ka hoe manomboka amin'ny fotoana itsaharan'ny fadimbolana no anisana azy?
Raha ohatra ka amin'ny fotoana nanaovana firaisana no anisana azy?
Indraindray manko misy milaza hoe: 9 volana sy tapany, ny sasany milaza fa 9, ny sasany milaza fa 10.
Misaotra an'izay mandray fitenenana e.

novalian'i tisera ny 10/07/2006 05:41
2. dailynews
(
30/06/2006 14:47)
- samy manana ny fotoana hanisana azy ny dokotera araka io voalazanao io ary misy karazany roa izy io fa ny sisan izay dia atao hoe manaboribory azy fotsiny ihany.
misy ny manisa azy manomboka amin ny fotoana hitsaharan'ny fadimbolana ary raha amin izya fotoana izay dia 280 andro, na 40 herinandro no teraka ny vehivavy.
misy ihany koa anefa no manomboka amin 'ilay fotoana nisian ny firaisana ary nahalonaka anao, ary iny dia roa herianndro latsaka an ilay voalohany, izany hoe 266 andro ary 38 herinandro.
raha mipetraka ao amerika avaratra ianao dia ny fanisany azy dia ilay fotoana nitsaharan ny fadimbolanao. noho izany , na dia mbola tsy mipetraka akory aza dia tahaka ny hoe efa roa herinandro ny kibonao ary raha mipetraka herinandro amin ny tena nipetrahany izy dia tahaka ny hoe 3 herinandro sahady......

3. booboo
(
30/06/2006 15:01)
matetika io SA io foana no anisan'ny doko ny vohoka...
tsy azoko hoe maninona raha tsy tonga dia ataon-dreo tsotra hoe X mois de grossesse ohatra fa compliquer-na @ ilay hoe XX semaines d'amménorhée :^):^)...:°)sa zay ve no manamora ny fitadiavana ny DPA ?

4. xxx
(
05/07/2006 13:18)
Tsy izany ry zareo no nahatonga ahy nanontany fa rehefa niteraka ny zanako voalohany aho dia voatenitenin'ny rafozako hoe vehivavy tsy mahalala andro sy ny sisa e. Ny tena vaovao amin'ilay izy moa noheveriko fa rehefa ela ve tsy hivoaka ny zaza rehefa feno ny fotoana, tsy dia nivaky loha e. Aza mba voany ihany ry reto an.
5. xxx
(
07/07/2006 01:52)
de ahoana ilay hoe zaza voalohany hono 8 volana sy 10 andro dia ny zaza faharoa hono 9 volana sa ve diso aho e?
6. tisera
(
10/07/2006 05:41)
ny tsotra indrindra angamba amiko ry xxx dia ny manaraka ny DPA voalazan\'ny dokotera a! io no fiable indrindra é!