Ho an'ny mpandrindra ny takelaka serasera
1. rabaradaka
(
30/06/2006 04:45)
Mba eritreritra sendra mandalo ny ahy ity ry namana mpandrindra. Anisan'ny takelaka serasera tsara tokoa ity vitanareo ity ary mendri-piderana ianareo, tsara kah ! Saingy izao, misy mpiserasera na hevitra aseho ho seraseraina tena mirefarefa amin'ny tany mihitsy ary toa lasa kilalaon-jaza angamba. Marina fa hoe eto no fiseraserana fa ny tena votoatin-kevitra sy ny lanjan-kevitra havoaka tokony mba hirindra sy mametraka tanteraka ny antsoina hoe serasera eo amin'ny toerany.
Eritreritra mandalo fotsiny ny ahy e
Eritreritra mandalo fotsiny ny ahy e
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:58
2. hery
(
30/06/2006 05:36)
Omeo ohatra momba ny hevitra mirefarefa amin'ny tany hoe :-) mety ambany loatra izahay dia tsy hitanay hoe mirefarefa amin'ny tany raha tsy atoro.
3. xxx
(
30/06/2006 05:42)
mirefarefa amin'ny tany: tsy misaina fa entin'ny fo dia mibaradaka fotsiny toy ny olona petsambava rehefa maneho hevitra. Sa reraka avy nitsaoka mpitandro filaminana dia tsy afaka hisaina tsony? :-D:-D:-D:-D
aleo hilamina zalahy e! :)
aleo hilamina zalahy e! :)
9. sakaizakely
(
30/06/2006 14:51)
Io indray fa mibaradaka ikakibe fa vao avy nigoka betsabetsa tany8O8O
ny resaka nalefanao hatramin'izay aloha ny ahy no tena hitako fa mirefarefa mila hamingana mintsy fa rehefa tsy tinao eto dia mitadiava izay mahafinaritra anao any ambadika any.
Izay ihany.^^^^^^^^^^^^

rabaradaka:
Mba eritreritra sendra mandalo ny ahy ity ry namana mpandrindra. Anisan'ny takelaka serasera tsara tokoa ity vitanareo ity ary mendri-piderana ianareo, tsara kah ! Saingy izao, misy mpiserasera na hevitra aseho ho seraseraina tena mirefarefa amin'ny tany mihitsy ary toa lasa kilalaon-jaza angamba. Marina fa hoe eto no fiseraserana fa ny tena votoatin-kevitra sy ny lanjan-kevitra havoaka tokony mba hirindra sy mametraka tanteraka ny antsoina hoe serasera eo amin'ny toerany.
Eritreritra mandalo fotsiny ny ahy e
10. booboo
(
30/06/2006 15:06)
rabaradaka > efa nofafain'ny tompon'andraikitra efa ela zay sizé hitan-dreo fa tsy mendrika ohatra zay. Matoa tsy zay no mitranga dia :D zay ! feno raha maro azonao isafidianana ato @ forum dia miditra @ zay tianao andraiana anjara fotsiny ianao dia zay...rehefa mitsy tsy voanao dia tsy mandray anjara ianao...afaka mamorona lohahevitra tianao koa ange ianao !
11. xxx
(
01/07/2006 14:39)
marina io rabaradaka a. Misy dia tena tsy misy ilana azy mihitsy, feno an'itony :* sy itony :-D sy :°) nefa ny resaka tokony iadiana hevitra tsara
12. pissoa
(
01/07/2006 14:58)
Oay kou zany xxx 8O
Ity lohahevitra ity ihany dia efa manohitra ny teninao. Aiza zao ze :* eo? dia aiza ze :°) ? De azia ze feno :-D eo? :roll:
Ity lohahevitra ity ihany dia efa manohitra ny teninao. Aiza zao ze :* eo? dia aiza ze :°) ? De azia ze feno :-D eo? :roll:
15. fasaly
(
01/07/2006 19:46)
:°):°):°):°):°):{:{:{:{mirefarefa amin'ny tany:-w:-w:-w:-w:roll::roll::roll:
19. xxx
(
02/07/2006 17:56)
sipagasy
mazava angamba io, sa hofenoina :* :* :* :-D:-D indray
rabaradaka:
...lasa kilalaon-jaza angamba. Marina fa hoe eto no fiseraserana fa ny tena votoatin-kevitra sy ny lanjan-kevitra havoaka tokony mba hirindra sy mametraka tanteraka ny antsoina hoe serasera eo amin'ny toerany.
Eritreritra mandalo fotsiny ny ahy e
mazava angamba io, sa hofenoina :* :* :* :-D:-D indray