Ho an'ny mpandrindra ny takelaka serasera
23. pissoa
(
03/07/2006 13:19)
MTN voa tany amin'ny hatsikana sy lalao dia entiny eto le izy kle :-D:-D:-D
xxx, hitako io de esoriko le teniko itsy ambony itsy (hihihi) ... fa tsy midika anie ireny hoe mirefarefa amin'ny tany e :wink:

25. mandrindra
(
04/07/2006 09:36)
xxx:
marina io rabaradaka a. Misy dia tena tsy misy ilana azy mihitsy, feno an'itony :* sy itony :-D sy :°) nefa ny resaka tokony iadiana hevitra tsara
ny resaka tokony hiadina hevitra tsara koa dia feno xxx; tokony hazava nefa miafina:-D:*:°)
26. cutie
(
04/07/2006 21:55)
samy mamoaka ny heviny koa ny eto e :-D
Refa tsy miteny ratsy fotsiny de tsy manin:lol::)

28. ravakamalala
(
05/07/2006 07:31)
o rabaradaka a! toneo ny fo dia ataovy ny asa soa!!!!!
betsaka ny resaka azo ifaneraserana tsara eto, ary io koa saonjo iray lohasaha ka tsy ilaozan izay mamarara, rehefa mandefa lohahevitra ianao ka misy mananihany , nefa tsy tiano dia teneno tsotra fotsiny hoe resak amatotra ity r'ise fa mba aza atao an io, ny ankamaroan ny ankizy eto tsy adala akory ka tsy ahafantatra hoe tena te hiresaka matotra lé ranamako ity.

32. tsoupou
(
11/07/2006 06:58)
Efa misy ny atao hoe mpandrindra eto ry reto a. Tsy nataotao mpandrindra fotsiny izy fa ainy ny mety sy tsy mety apetraka eto, io no asany eto fa raha izay no mahatsara an'ity seraseran-tsika ity dia aleo izay izany.
Ny olona leo amze sujet tsy intéressant eto dia afaka tsy mamaky anlé izy. Io ange tsy misokatra automatique fa ianao no mi-clic vo misokatra io e. Dé aza cliqué-na ze tsy tina zany e, zay ihany ny solution.