tiana fantarina

1. xxx ( 28/06/2006 09:39)
tiako fantarina we ahoana ny fipetrakin'ny volanareo lhl tsy manambady fa manana sipa , hirevenareo sy angoninareo sa mba hamalifaliana ny sipanareo koa?tsy we sipasipa fa sipa ho alaina vady io resahana eto! , sa tsy omeko ny ahy fa samy mikepoka ny azy !mba tiako fantatra ihany ny fisainanareo mba hanomanana ny fisainana
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 11:15
2. dailynews ( 28/06/2006 14:24)
ny tsara indrindra dia sady manangona ianao( tsy maintsy io) no mametraka ihany koa vola ho an'ny fandanian'andro, tafiditra ao ny sipa, ny cinema, ny film hofaina sns..... fa aza adino mihitsy kosa no mandoa izay tokony haloa aloha ary ny manangona.
manaraka izay dia arakaraka ny toerana hipetrahanao io fa raha toa ka ao makara ianao no mipetraka dia matetika dia ianao foana no miantoka ilay sipa mandritra ny fiarahanareo raha tsy hoe te mba hiantoka angaha izy.
raha ao frantsa dia tsy haiko.
raha amerika ianao no mipetraka, dia ilay fiarahana volohany iny fotsiny ianao no tsy maintsy miantoka dia avy eo ny manaraka samy miantoka ny tenany na mba indraindray ianao te hanao gentleman dia miantoka an 'ilay sipa.
3. dailynews ( 28/06/2006 14:29)
oay hay ve sipa alaina vady e, hmm.... tsy maintsy mba malalatanana ianao izany koh, raha te hiantoka anefa izy dia avelao ihany koa hanao izany fa fanehoana fitiavana ihany koa ny azy.
4. fraz ( 29/06/2006 10:47)
Manangona dia mampifalifaly tamin'ny mbola célibataire. Dia torak'izany koa ny azy.
5. sarobidy ( 17/07/2006 11:15)
aôna ko zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5052