LIBERTE, EGALITE ET FRATERNITE...

1. lemenakely ( 27/06/2006 22:34)
isa 3 - 1 no nandresen'i FRANCE ny ESPAGNE ka ny nahatsikaiky kely dia ny but voalohany frantsay RIBERY iny angamba no LIBERTE
ny faharoa dia mainty hoditra i VIEIRA izy no EGALITE ary tavaratra(kabile) ZIDANE no nanao ny FRATERNITE....:-D:-D

novalian'i Samoana ny 28/06/2006 13:42
2. Fiffi ( 28/06/2006 04:08)
diso zany ry lemenakely aahh!! ny but voalohany no egalité satria ny espagne efa nahazo but 1 koa!
3. Optik ( 28/06/2006 05:12)
Ka @ sabotsy hoa io tsy maintsy hoe Brésil !!! hehehe!
4. Fanja1 ( 28/06/2006 05:44)
Optik za mitovy aminao!
5. booboo ( 28/06/2006 05:51)
:D eka ouz ! dona soroka kely koa zany tsika sy Fanja1 :D:D
6. Fanja1 ( 28/06/2006 06:24)
ewaaaaaaaaaaaaa booboo:):)
7. Fiffi ( 28/06/2006 06:48)
de ho allemagne sy brésil ve ny final ? hummm :)
8. jentilisa ( 28/06/2006 07:00)
tsy maintsy hoe haka frantsa ihany izany amin'ny ampahefa-dalana. Tsy tiako manko ilay hoe resin'ny alemaina any amin'ny famaranana i bresil dia lazaina fa hoe novidian'ny alemaina hono ny fandresena. Aleo tonga dia ahitsan'i frantsa aloha sa lazaina indray fa novidian'i Frantsa indray ny fandresena amin'io ho avy io?
9. lapino ( 28/06/2006 07:55)
Fiffi, Argentine sy Bresil io ;)

Ko tsy ho sarotra ihany ve ny an'ny alemana raha samy hividianana fandresena daholo i Argentine sy Bresil? :D
10. mandrindra ( 28/06/2006 08:21)
izaho aloha dia anti-ekipa de france hatramin'izay ka ho mandrakizay. tsy mpakafy bresil ihany koa fa dia voatery tsy maintsy manohana an'ireo mavobe ireo indray zany ny tenanay e.
ny finale moa amiko dia argentine sy angletera ihany raha tsy misy fiangarana ho ataon'ny mpitsara ho an'ny rainiboto amin'io 1/4 de finale io. raha sanatriaviko hoe mandresy eo ny alemana dia ho lasandry zalahy ihany izany ny kopy.
11. prime ( 28/06/2006 11:17)
mandrindra> rainiboto io...8-):-D
12. jentilisa ( 28/06/2006 12:18)
ary tena samy manana ny tsy tiany mihitsy isika izany an!
13. prime ( 28/06/2006 12:31)
jentl> rainiboto angaha sa frantsa?:lol:
14. mandrindra ( 28/06/2006 13:06)
jentilisa, izaho tena manavy mihitsy raha vao mandresy lafrantsa
15. Zina ( 28/06/2006 13:12)
raha maharesy ny ekipan'ny la frantsa dia zao fotsiny ny honona e isika mainty ihany no nahatafita an-drizareo
16. Samoana ( 28/06/2006 13:42)
Naka lafrantsa zato isan-jato aho omaly satria nanao fiteny anti-sportif espagne. Brésil 80% aho anefa @ 1/4 finale satria io no tsapako fa be mpilalao mahay indrindra hatr@ izay naha-brésil an'i brésil. Ny 20 % avelako ho an'i lafrantsa ihany satria mba niezaka nitsemboka ihany izy ny farany !
Tandremo koa fa ao an-damosina miakatra tsimoramora ao i Ukraine an !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5938