FIFANDRAISANA ALAVITRA @ NETMEETING

1. tyrel ( 28/06/2006 09:33)
:?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?:
Misy mahay mampiasa netmeeting accès bureau a distance ve ato sa vo mianatra daholo??
:idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea:
novalian'i fraz ny 29/06/2006 10:44
2. rabaradaka ( 28/06/2006 10:01)
Zahay nama mba ampianaro fa tena tsy mahay a, fa zao koa e, iza no mba afaka hanome ahy msn messanger ?
3. fraz ( 28/06/2006 11:41)
Ndao hiara-hianatra ary e ! Dia rehefa hay dia zaraina amin'ny hafa indray sa ahoana ?

http://infogasy.net
4. little ( 28/06/2006 11:43)
hatraty io ry namana fa le netmeeting alou no tena ilaiko zao e!
Rabaradaka a! ao @ google nge de efa afaka mi-download MSN messenger e! sady io milay an! afaka mampiasa webcam. na Skype koa mety e! ao @ google daholo zany rehetra zany! ny yahoo moa tsy lazaina tsony! mahereza zalahy an.
5. fraz ( 28/06/2006 11:52)
Fa maninona no tsy maintsy netmeeting ?
6. little ( 29/06/2006 06:42)
Netmeeting ve? hi-rentabiliser-na ny machine ka! mila hay daholo ny machine sy ny systeme rehetra ao anatiny fa tsy hoe ao io de faly manana fotsiny ka! mampitombo fahaizana ry Fraz an! mila tia karokaroka fa ra tsy zany laozan'ny omby miahake fotsiny sady tsy lelafin'ny namany.
7. fraz ( 29/06/2006 10:44)
Tena marina ny anao. Atao izay mety.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0987