hira ambondrona

1. dailynews ( 27/06/2006 18:29)
raha mba misy manana ilay tonokira hoe tiako izy tiany aho an' ambondrona o! misaotra betsaka mialoha
novalian'i dailynews ny 05/07/2006 14:42
2. Aino ( 27/06/2006 19:21)
jereo ao @ tononkira de dedavo ao.
3. Fiffi ( 27/06/2006 19:25)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=302
4. mamzelkely ( 28/06/2006 05:05)
Tena fitia ny titre an'io hira io ary tena tsara toko

TENA FITIA

Sambatra aho fa teo anilako ianao, nanohana ahy
na ara-tsaina na fiainana rehetra, mankasitraka
tohina aho, faly aho

nanampy fitiavan'olo-tiana 'zay efa nirina
feno be ny foko sy ny fanahy, tsy misy ahiahy
tohina aho, faly aho

Ref:Tiko izy, tiny aho , lalala
Tafita avokoa zay rehetra ao an-doha
Sy izay tina atao
mhhhhh

Tsy ny tsy tia no hande hiafina, izay nofidina
fa fantatro ny anjarako
tohina aho, sambatra aho

Ref: Tiko izy tiny aho,lalala
Tafita avokoa zay rehetra ao an-doha
Sy izay tina atao
Eny an-tanany eny ilay marika
hahafantaranao azy
izay tsy vazivazy
fa tena fitia

hainao tokoa ny mandritry ilay fo
hoe iray an'ny roa
fandeferana sy ny hatezerana
nandresy sy resy avokoa
tohina aho, faly aho

Ref: Tiko izy tiny aho,lalala
Tafita avokoa zay rehetra ao an-doha
Sy izay tina atao
Eny an-tanany eny ilay marika
hahafantaranao azy
izay ts vazivazy
fa tena fitia

AmbondronA
5. hermione ( 28/06/2006 13:30)
misaotra mamzelkely a. ampidiro aky a
6. mamzelkely ( 29/06/2006 04:34)
tena ts haiko mampiditra hira ao am tonikira akia ry hermione aa :oops::°)
7. dailynews ( 05/07/2006 14:39)
andray....afa po be aho, misaotra betsaka mamzelkely o, bizou be
8. dailynews ( 05/07/2006 14:42)
hay misaotra an i fiffi sy aino koa kay, bzou dol dol e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2856