Ny Olombelona- Ny vehivavy (Islam)

1. soanja ( 26/06/2006 18:17)
Ny Olombelona

Ny Islam dia fivavahana fototry ny olombelona ka tsy afa miala amin'ny fivavahana ny olona amin'ny fiainay rehetra. Namboarin'Atra (Allah) hitovy endrika aminy ny olombelona "form" (surah). Hoy ny Hadith " Ny olombelona dia mitovy taratra ny anaran'Atra sy ny hatsarany fa raha tsy izany tsy manana endrika ary tsy manana image i Allah" hoy ny verse (15:29) Atra dia nitsoka ny Fanahiny tao amin'ny olombelona. " Namboariko Izy ary notsofiko tao aminy ny fanahiko" Noho izany dia avy amin'ny avo ny olombelona fa tsy avy amin'ny fanambaniana akory ka izay mampiray azy amin'ny fivavahana.

Ny Vehivavy

Milaza ny Quran fa "ny lehilahy no mpiaro sy mpikarakara ny vehivavy. Satria Allah nanome hery bebe kokoa ny iray... Ka ny vehivahy dia natokana hanaraka ny tenin'ny lahy sy ho mpiandry rehefa tsy eo ny lahy....Ireo vehivavy izay tsy manaraka ny teny sy manao fitindran-tena ratsy, bedeso ry zareo. Aza mmiara mandry aminy. Kapohy izireo." (15:26)

Tamin'ny fiandohan'ny nanamboarana ny olombelona dia namboarin'Allah nitovy ny olombelona fa tsy identical. Niara azon'ny fakam-panahy ry zareo tao amin'ny sahan'i Edena ka samy nanota ary samy nofaizin'Atra ary nomen'Atra famelana rehefa nibebaka.

Tokony hira mivavaka ny vehivvay sy ny lehilahy saingy tsy ao anatin'ny toerana iray. Tsy voatery mivavaka any amin'ny mosque ny vehivavy rehefa tonga fotoana. Mila mano voaly ny vehivavy mba handrakofana ny lohany sy ny vatany (afa tsy ny tarehy sy ny tanana)mba tsy hitondra fakam-panahy ho an'ny hafa afa tsy ny vadiny sy ny rainy ihany no afaka hahita ny tarehiny. Io lamba io dia tsy tokony hanify ary tsy manara-tena.

Ao amin'i Slam dia afaka manambady be dia be ny lehilahy raha mahay mitondra ny vadiny hitovy fintantanana. " Manambadia vehivavy izay tianao. 2,3,4 Raha hainao ny mitia azy mitovy. " (2:4)

I Muhammad dia nanana vady 12 sy vadivady. Ny firaisana aranofo dia isan'ny fanandevozana ho an'ny vehivavy andevo ka i Muhammad dia nanaa be dia be noho izany.
Anas Bin Malik " Ny Mpaminany dia nahavita namangy ireo vadiny avy mifanesy na alina na atoandro. 11 no isany. Ka nanontaniako i Anas " Man-kery an'izany ve ny Mpaminany?" Anas namaly hoe : " Izahay dia zatra miteny hoe ny Mpaminany dia nomena hery ny 30 lahy" Hadith (1:165)
Ny vadin'i Mpaminany dia nialona tokoa an'i Aisha izay hita ny rehetra fa tiany tokoa ka nisy ny Reny sasany nadefa ny zanany vavikely ho vadiny koa. Saingy namaly ny Mpaminany hoe tamin'izy nira natory tamin'i Aisha dia niseho taminy sy nilaza ny teny faminaniana taminy ny Arkanjely Gabriel.
novalian'i soanja ny 08/07/2006 00:36
2. marozevo ( 26/06/2006 21:34)
Lalina izany marina...

Andraso fa rehefa mandalo any France aho, dia hatolotro eto ny bibliographie anankiray izay, maneho hoe inona sy inona avy no zava-nitranga tamin'ny fiainan'io "mpaminany" io, ka nahatonga ny fivoaran'ny foto-pampianarany, raha azo atao hoe fivoarana izany.
3. xxx ( 26/06/2006 22:34)
aza afenina ry soanja ny marina a!:twisted:

na mody ataonao aza oe ny renin'ireo zaza ireo no naniraka azy, fa angaha i Muhammad tsy misaina? sa izay tokoa? :-D:-D:-D:-D
i Muhammad dia PEDOPHILE! 6 taona i Aisha tamin'izany ary novadiany t@ izy 9 taona
4. soanja ( 26/06/2006 22:53)
xxx:

aza afenina ry soanja ny marina a!:twisted:

na mody ataonao aza oe ny renin'ireo zaza ireo no naniraka azy, fa angaha i Muhammad tsy misaina? sa izay tokoa? :-D:-D:-D:-D
i Muhammad dia PEDOPHILE! 6 taona i Aisha tamin'izany ary novadiany t@ izy 9 taona


Inona no afeniko e. Zaho anie izao no mizara e. Ianao koa afaka mizara izay haninao any. Sa ahoana? aza tezitra ho aho.8)8)
Marina izany tena pedophile lery raha io no jerena. Ny zanako aloha tsy omeko ho azy e raha izay no tianao ho fantatra ary tsy manaiky io fampanambadiana zaza io aho fa mizara ny zavanisy fotsiny.


5. xxx ( 26/06/2006 22:59)
soanja:
Marina izany tena pedophile lery raha io no jerena.
de adaboy tanteraka any fa efa ratsy zany ka aza andaniana andro :):-*:-*:-*:-*
6. soanja ( 27/06/2006 02:24)
xxx:

soanja:
Marina izany tena pedophile lery raha io no jerena.
de adaboy tanteraka any fa efa ratsy zany ka aza andaniana andro :):-*:-*:-*:-*


Ka maninona moa raha ianao no tsy tokony hamaky intsony. Betsaka anie ny nifidy tsy hamaky na tsy hamaky intsony e.


7. xxx ( 27/06/2006 02:48)
[size=16]kobony olona iany le mohammed paminany pedophile matezitra any soanja[/size]:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. soanja ( 27/06/2006 03:07)
xxxx a, tena lany lainga aho marina aminao. :D:-*:-*:-*:-* salut e.
9. prime ( 27/06/2006 09:26)
:°):-D:-D
10. xxx ( 27/06/2006 10:08)
soanja:
xxxx a, tena lany lainga aho marina aminao. :D:-*:-*:-*:-* salut e.
:-*:-*:-*


11. momona ( 27/06/2006 13:16)
tongava aty ampotony d ho hitanareo ny tena marina @tantara.
12. xxx ( 27/06/2006 17:28)
fanga nareo tsy nanaraka tsara iny zavatra nosoratan;i soanja iny tsy haiko na aiza ny nanoratany azzy fa hoy izy hoe 6ans i aicha no nalainy ho vady de rehefa feno 9 ans izy zay vao niraisany.
13. marozevo ( 27/06/2006 20:54)
Momona > Aiza ilay tena am-potony ?

Tohizo ny fifampizarana ry soanja fa i xxx ve ho resinao eo ah.
14. xxx ( 27/06/2006 21:58)
marozevo: mbola te hieno lainga anga ranamana? :-D:-D:-D
soanja:
xxxx a, tena lany lainga aho marina aminao. :D:-*:-*:-*:-* salut e.



15. soanja ( 27/06/2006 22:16)
Marovezo, :-*:-*:-*:-* hatrany.
16. hery ( 28/06/2006 06:55)
xxx> mba mianara dia mba mizarà e :-)

Izay no olana amin'ny Gasy... izay mahay tsy mizara moa izay mba mizara kely ny hainy indray lazaina fa mandainga :-)

aleo hilamina e
17. prime ( 28/06/2006 07:28)
Ao mba milamina daholo hono e!!!:-D:-D
18. energye ( 28/06/2006 17:05)
oh ry soanja ,mba arakao tsara ve ny tantaran'i omol mo'minina Aicha?
ary hainao koa ny tantaran'i hazrat Khadijah?
iza tamin'i reo roa no tena nialona ?
raha mila fanazavana fanampiny ianao na koa mila mitafa2 de afaka manoratra @ ity adiresy ity ianao .
raha ohatra ka misy koa ny mba mila hahalala izany dia afaka manoratra koa .
y1assir@yahoo.fr
mialatsiny ry soanja fa tsy ady ity fa resaka ihany mila hahalala ny marina izahay ka afaka mitondra ny heviny izay mila hitafa.
19. marozevo ( 28/06/2006 21:05)
xxx > (Asa na 1 na 2). Dia olona tahaka anao izao ve dia hatoro ny hevitra malagasy fonosin'ny hoe "lany lainga".

soanja > Misaotra betsaka... fa za ho'aho aza atao an'izao :-*:-*:*fa bedin-dRanavalona koo
20. soanja ( 28/06/2006 22:14)
marozevo:

xxx > (Asa na 1 na 2). Dia olona tahaka anao izao ve dia hatoro ny hevitra malagasy fonosin'ny hoe "lany lainga".

soanja > Misaotra betsaka... fa za ho'aho aza atao an'izao :-*:-*:*fa bedin-dRanavalona koo


Ilay izay anie ry Marivezo ny fahitako an'io dia hugs na bisous bisous fa tsy hoe oroka be manao ahoana akory. Fa voaray e. Misaotra indrindra. Teneno izy hoe I Soanja hoe lavitra be sady tsy misy eritreritra hafa mihitsy.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2695