Sareraka : tena izy sa fopla ty eto amin'ny serasera ty?
1. nikopol
(
23/06/2006 12:09)
Misy fitsipika ato amin'ny serasera hoe tsy afaka mitondra anarana olona malaza na ohatrohatr'izay ilay izy.
Ho anay nankafy ny hiran'i Sareraka fahiny, ilay tena izy (yvon), ilay namorona an'i soary sy ny miakatra any an-danitra any ve mba misy kidaondrano, dia manahirana ahy ny mieritreritra fa misy mampiasa ohatr'izao ny anarany.
Ka raha ohatra ka tsy tena izy io, dia mba asaivo manova pseudo fa manimba ny anaran'ny hafa fotsiny ... sady toa efa manana pseudo maro ihany ...
:lol:

novalian'i cutie ny 07/07/2006 22:23
3. sareraka
(
23/06/2006 12:33)
Izay filazanareo azy tsy asiana olana fa :ny zavatra marina dia ATAHORANA tokoa ny hirako satria mpitondra 2 no nianjera noho ny hirako,dia matahotra ny mpanohana an-dRAVALOMANANA sao mirodana koa ilay mpividy ny gasy 433 AR!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
4. Fiffi
(
23/06/2006 12:36)
SATRIA TSY MARINA IZANY !
Raha marina izany de lazao tsotra eto fotsiny hoe ilay tena Sareraka mpihira no eto fa aza avadika ny resaka!

5. xxx
(
23/06/2006 12:39)
sareraka:Ka tena i sareraka mpihira izany ianao? Mba lazao tsotra mba hazava tsara e. ENY na TSIA.
Izay filazanareo azy tsy asiana olana fa :ny zavatra marina dia ATAHORANA tokoa ny hirako satria mpitondra 2 no nianjera noho ny hirako,dia matahotra ny mpanohana an-dRAVALOMANANA sao mirodana koa ilay mpividy ny gasy 433 AR!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
6. sareraka
(
23/06/2006 12:52)
SOARY A SOARY saika hampiakatra androky aho ankehitriny fa ahemotra in1 ilay raharaha o!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-23244.htm

7. prime
(
23/06/2006 12:53)
Efa miteny aminareo aho fa ilay mpihira tena izy hoy aho io... efa izy mihitsy anie no nampiseho ny sariny ary ambadika ary e! fa tsy taitra isika... raha tsy ilay izy io efa voatory ohatr'izay fa nanoso-potaka fotsiny an'ilay artista...:-D
9. hery
(
23/06/2006 13:14)
Raha tena i Sareraka tena mpihira io dia efa hita izany izao ny fiaingany.
Raha tsy tena izy kosa dia hoy aho hoe tsy voatery hanao sareraka anie vao afaka mitsikera fitondrana e... azo atao tsara mihitsy ny manana hevitra original fa tsy voatery hisandoka ny an'ny hafa.
Dia raha tsy ilay tena sareraka dia hoy aho indray hoe izany fisandohana izany indray ve no entina hanarenana an'i Madagasikara? dia voatery (tsy fidiny) hifidy ravalo ihany raha izao kah.
Raha misy afaka manaporofo fa tsy i sareraka tena izy ito dia azo esorina avy hatrany eto amin'ny serasera araka ny fitsipika http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy
Mba efa tokony hanaja fitsipika amin'izay (hoy Sareraka) fa be izay tsy fanarahan-dalàna izay.

10. prime
(
23/06/2006 13:20)
Fanja1> marina fa azo angalarina fa na ny firesaka aza dia tsy afaka fa efa nihaona taminy aho fa ohatr'io no firesany na andavanandro aza...
11. pissoa
(
23/06/2006 14:19)
sareraka:Dia ahoana izany raha misy tsy mahafantatra an'i Sareraka mpihira (ny sariny)? Raha mahita io sary io izy dia tsy mbola voavaly ilay fanontaniana :roll:
SOARY A SOARY saika hampiakatra androky aho ankehitriny fa ahemotra in1 ilay raharaha o!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-23244.htm
12. mandrindra
(
23/06/2006 14:23)
andeha koa ahoa hanova ps, dia ataoko hoe ravalomanana dia asiako rohy mankany amin'ny sariny fostiny eto :-D:-D:-D
13. Fiffi
(
23/06/2006 14:28)
prime:prime: ny sary no tena izy ! na iza na iza nge afaka mamoaka sary eto eh! Fa nga raha hoe mamoaka sary de io no porofo mivaingana ?
Efa miteny aminareo aho fa ilay mpihira tena izy hoy aho io... efa izy mihitsy anie no nampiseho ny sariny ary ambadika ary e! fa tsy taitra isika... raha tsy ilay izy io efa voatory ohatr'izay fa nanoso-potaka fotsiny an'ilay artista...:-D
Ny tiako havalin'i sareraka fotsiny de tsotra! tena Sareraka mpanakanto ve ianao izay ato sa tsia ? Tena mora valiana ange io fanontaniana io fa tsy havadika zavatra hafa foana ny valiny eh! ka
ENY sa TSIA ?
14. Fiffi
(
23/06/2006 14:32)
mandrindra:andeha koa aho hanova ps , de hataoko hoe heu.....iza re eh ? Hataoko hoe "Dama" "MAHALEO" de havaokako eto ny sariny , de hino an'izany ve iza ???
andeha koa ahoa hanova ps, dia ataoko hoe ravalomanana dia asiako rohy mankany amin'ny sariny fostiny eto :-D:-D:-D
15. sareraka
(
23/06/2006 14:56)
inona moa no olana e? na hataonao TANTELY RAMONJY aza ny pseudonao zonao izany?
16. lavatsofina
(
23/06/2006 17:41)
Vao androany zao ny kofa tao amin'ny tanana no niresaka momba an'ireo hiran'ny sareraka nohavaozina sy nirevirevy teo satria samy tia sareraka nohavaozina daholo fa tsy ilay sareraka efa tena reraka be iny ,dia nandefa hevitra hoe :mba manao ahoana izay lery iny any fa toa reraka mivazavaza izao sy izao ,fa toa tsy mba homen-dry zalahy seza mihitsy ,fara-faharatsiny lehiben'ny fokotany .
Sa kosa dia mihezaka manatsara ny hirany sisa no ataon'ny lery .Hay kay ka tazana eto amin'ny serasera tsy maty fo aman'aina fa dia mbola mijoro tsy marofy tsara ,saingy efa tena mihareraka loatra .
Fa hono hoa ry sareraka : tsy efa betsaka ve izay vita izay e!,ny zafikely jerena e!.Ataovy tsaratsara ny sakafon'ny ankizy sady mba misioka mamerina ireny hiranao ireny ihany ,na mivoaboaka dia mandehadeha avy eo manala azt dia mihomehymehy .
Sa tsy marina izany zama ,Ao tsara .

17. Bonz
(
23/06/2006 20:08)
Za mieritreritra hoe "Sareraka" sandoka ilay eto. Anontanio ange ilay zoky lahy mafana fo amin'ny serasera namana madagasikara iny e (Naritsimba moa sa iza, azafady raha diso ilay ps), ry zalahy mantsy iray tanana.( ilay seraseriste sy Yvon Sareraka).
18. cutie
(
23/06/2006 20:53)
eny wa ry bonz, i sareraka tena izy ve de handany andro eto, mba gaga za:lol:
19. Fiffi
(
24/06/2006 04:02)
cutie: izay indrindra manko , ountsss !!
Fa matoa i sareraka tsy sahy mamaly , nefa tsotra de tsotra ny fanontaniana hoe "ENY sa TSIA" de ao raha..........

20. marozevo
(
24/06/2006 08:03)
Ny ahy ny tena antony hinoako fa tsy tena izy ity, dia izao. Indray andro izay tato, ny nanompa sisa tsy nataony. Mino anefa aho, fa na dia masiaka toy inona aza i sareraka tena izy, manoloana ny mpitondra, dia tsy hanambany tena hanompa ny NAMANA atto amin'ny serasera mihitsy i Sareraka tena izy.
Inona tokoa moa no mahasakana an'i sareraka tsy hamaly ny fanontaniana tsotra hoe Tena izy ve ianao : Dia valio hoe ENY na TSIA dia vita ny resaka, ary tsy hoe vita fa tena miova ho tsara mihitsy ny ady hevitra rehefa mazava io.
Porofo farany : Raha mbola tsy sahy mamaly mazava io fanontaniana io i sareraka dia sandoka izy izay.