Sareraka : tena izy sa fopla ty eto amin'ny serasera ty?
22. marozevo
(
26/06/2006 14:20)
Ndao ary andrasana eto aloha izay lazainy eh... ka raha vao tafiditra eto ka tsy mamaly mazava io fanontanianao io, dia hiarahantsika mifanaiky fa sandoka izay... sa ahoana hoy i Fiffi ? sa ahoana hoy ny namana hafa rehetra ?
23. bilakarenjy
(
27/06/2006 12:55)
ka nareo kosa manao angaredona an'ny sareraka favo .Tena hitako sempotra be lery na ny hamaly ny resaka aza .Sao dia mila jus kely ohatrohatra na eau glace sy ny tahak'izany .
24. vale
(
27/06/2006 14:09)
:roll:, ianareo koa, aleo izy mba hanararaotra fa efa hakaiky nie ny fifidianana eh:lol:,,tena marina mihintsy fa raha tsy tena i "sareraka" mpihira io dia mahakivy ihany an!hummm!!!!!
25. marozevo
(
27/06/2006 20:35)
Angaredona amin'ny ahoana indray ary izany leiretsy ah !...
Fa angaha i sareraka hofidiana sa direktera-na propagandin-dRamanandafy? Ilazao haingana i Manandafy fa tsy mamerim-bola aminy ny Fanjakana raha i Sareraka no ataony Direkteran'ny propagandiny.
Fa angaha i sareraka hofidiana sa direktera-na propagandin-dRamanandafy? Ilazao haingana i Manandafy fa tsy mamerim-bola aminy ny Fanjakana raha i Sareraka no ataony Direkteran'ny propagandiny.
26. prime
(
28/06/2006 07:27)
cutie:fa angaha kosa moa mandany andro isika miresaka eto e???:lol::-D
i sareraka tena izy ve de handany andro eto, mba gaga za
sareraka> valio ny fanontaniana!!! anao izao no miteny!!!8)
27. marozevo
(
28/06/2006 15:27)
Mandany andro ??!!... Izay mahatsapa fa lany andro aza manketo intsony. Amiko dia fanampiana ny Malagasy izao atao eto izao, raha tsy hoe hananihany fotsiny angaha... Misy olona manana haja ambony lavitra noho i Sareraka tena izy eto.
Hoy i prime hoe "sareraka> (...) anao izao no miteny". ka raha tsy miverina ve izy dia hiandry azy eto isika Rangahy... Ndao tohizina fa rehefa tonga izy mamaly eh...
Hoy i prime hoe "sareraka> (...) anao izao no miteny". ka raha tsy miverina ve izy dia hiandry azy eto isika Rangahy... Ndao tohizina fa rehefa tonga izy mamaly eh...
28. prime
(
29/06/2006 11:57)
marozevo> ndao ary e...:)
cutie> ianao an!!! mandany andro????:-w:-D:-D
cutie> ianao an!!! mandany andro????:-w:-D:-D
29. marozevo
(
29/06/2006 14:17)
Nefa moa ilay fanontaniana amin'ny loha hevitra toa miantefa mivantana amin'ilay ranamana Sareraka kooo... Izy anefa tsy mamaly. Raha miteny ny vato dia mamaly izy.
30. mandrindra
(
30/06/2006 08:58)
tsy namaly izy satria noheveriny ho vazo sy lanonana daholo izay handalovany. nanantena ny hitsofana mozika nefa zavatra hafa no nitranga
32. prime
(
04/07/2006 12:15)
sareraka hanao grand concert aty dago zao @ alahady sa moa t@ alahady teo ao antsonjombe ka izay koa no mety tsy namaliany intsony!!!!
34. prime
(
05/07/2006 09:42)
Isika rehetra manoratra eto tsy sahirana!!!:-D sady mandany andro (o'zy cutie izay)!!:-D:-D
35. marozevo
(
05/07/2006 21:09)
Ka izay zany no antony tsy nidirany eto intsony eh... Za ndray mahatsiaro mahavita 1% amin'ny adidiko amin'ny taniko sy ny namako rehefa miditra eto.
36. fijo
(
06/07/2006 19:21)
fanehoan kevitra no eto,ka rehefa maneho ny hevitrao enao,dia tsara izay
38. fijo
(
07/07/2006 19:17)
ka izay fisainana izay no tadiavina ka.ary ato sy ao amin'ny fahasalamana no tena ahitana hevitra sy torohevitra betsaka ato.
39. cutie
(
07/07/2006 22:23)
Mpandefa : prime [ Valio ] 29-06-2006 16:57:56
Lohateny : Re : Sareraka : tena izy sa fopla ty eto amin'ny serasera ty?
marozevo> ndao ary e...
cutie> ianao an!!! mandany andro????
fa tokony hanin njay za:-D
