Haie artificiel, haie éternel

1. miantra ( 23/06/2006 11:48)
Mba saika hanontany aho ry reto hoe: efa mba msiy nampiasa io ve ianareo dia marika inona no tsara . Ohatran'ny lasa be dia be izany mantsy ny amidy izao?

Misaotra mialoha e!
novalian'i miantra ny 29/06/2006 06:30
2. Fiffi ( 25/06/2006 15:27)
miantra: le artificiel akia tena mbola tsy nahita an'io zah an! hoe plante artificiel ve ? ny ahy aloha de thuya hiany no ato na de mazana hiany aza ny fi-taillena azy satria efa ngezabe sy avo be loatra.
3. miantra ( 26/06/2006 05:45)
fiffi: jereo ao amin'ny www.haie-lite.com ange ilay izy e!

casto koa mivarotra fa efa miha-betsaka ny marque dia izany no nahatonga ahy nametraka ilay fanontaniana sao mba efa nisy nampiasa.
misy matsatso be ny lokon'ny sasany, misy tena maintso tasra ny an'ny sasany.

Ilay naturel tsara ilay manapaka azy tena raharaha be koh! dia mba mitady solution aho zay manana e!

Merci!!



4. Fiffi ( 28/06/2006 17:09)
tena zay zah vao nahita an'io an! heu...angamba nohon'ny le ahy aty naturelle de tsy mijery an'ireo.
5. miantra ( 29/06/2006 06:30)
Ka mba ahoana ny fahitan-dry azy?

Mety ho tsara ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1644