Mba saika hanontany aho ry reto hoe: efa mba msiy nampiasa io ve ianareo dia marika inona no tsara . Ohatran'ny lasa be dia be izany mantsy ny amidy izao?
miantra: le artificiel akia tena mbola tsy nahita an'io zah an! hoe plante artificiel ve ? ny ahy aloha de thuya hiany no ato na de mazana hiany aza ny fi-taillena azy satria efa ngezabe sy avo be loatra.
fiffi: jereo ao amin'ny www.haie-lite.com ange ilay izy e!
casto koa mivarotra fa efa miha-betsaka ny marque dia izany no nahatonga ahy nametraka ilay fanontaniana sao mba efa nisy nampiasa.
misy matsatso be ny lokon'ny sasany, misy tena maintso tasra ny an'ny sasany.
Ilay naturel tsara ilay manapaka azy tena raharaha be koh! dia mba mitady solution aho zay manana e!