ahoana izany bandy sexy?

1. Aino ( 23/06/2006 11:11)
mba betraka @ lisany bandy ve ny sexy? ary manao ahoana izany bandy sexy?
novalian'i Aino ny 07/10/2006 21:00
2. Fiffi ( 23/06/2006 11:29)
hihihihi ao ry zalaha mba valio i Aino an! hihihi
3. toovs ( 23/06/2006 11:29)
Aino:

mba betraka @ lisany bandy ve ny sexy? ary manao ahoana izany bandy sexy?



betraka betraka n'inona koa ry Aino ah. Sao se tsy hahay teny gasy eo tsony ny farany.


mba sipa anontaniana an'io fa aiza kosa no hisy bandy hiteny hoe zah na ilery sexy e. koa raha tsy pelaka ka hahita hoe sexy ny bandy.
4. lemenakely ( 23/06/2006 11:48)
rehefa be zavatra sy bokombokona dia izay no atao hoe sexy e
5. mandrindra ( 23/06/2006 12:25)
tooys, marina izany
6. kally ( 23/06/2006 14:17)
Ka na ho bokona sy hibontsina tahaky ny inona aza rehefa kely atidoha atao inona e?
7. fasaly ( 23/06/2006 14:47)
tsy voatery hoe zay bokony rehetra de sexy ! hihihihi
io rehefa misy zavatra manaitra anlay sipa ka manome désire azy am resaka anona de sexy izy zay, ny vehivavy ihany no mahita hoe sexy iny bandy iny fa raha lehilahy tsy de mijery anzany lehilahy sexy izany izy na tsia fa sipa no jereny kokoa, koike c t 1 P.D:^):^):^)
8. soanja ( 24/06/2006 11:01)
Ny ahy ny lehilahy be volo eo amin'ny ny tenany no ataoko hoe sexy.:lol::lol::lol:
9. jajaf401 ( 24/06/2006 16:28)
Raha vhv moa ahoana izy no lazaina hoe : sexy ? tsy hiresaka fitafy isika an!!
10. boubounezy ( 24/06/2006 17:18)
ny anah refa manitona anah :}dé séxy zay ny fandaisako azy, fa refa jereko @zay kosa lé sexe ka tsy sexy dé tsy sexy njay zany lé bandy @ko e!:lol:
11. Aino ( 25/06/2006 13:47)
betraka betraka n'inona koa ry Aino ah. Sao se tsy hahay teny gasy eo tsony ny farany.

hatao ahoana moa fa efa tsy de mahay eh, fa ezaka ny tsy hanadino faona.

ny ahy indray dia tsy haiko hoe ahoana iznay bandy sexy!!
raha sipa izy dia mora be ny hijerevana azy.
12. booboo ( 25/06/2006 15:58)
nenà zay ranjanana sy tsara bika ( ranjo sy fe, tratra sy soroka ary fessssssssses :oops: )dia sexy zay.
13. hertix ( 25/06/2006 16:10)
ary le botabota kely somary boribory kibokibotaina ireny manao ahoana? sexy an!!!=))=))
14. booboo ( 25/06/2006 16:48)
na tsy sexy :-P aza dia ,( amiko a,:°) miala tsiny @ namako kibotabota ), mahafinaritra fa mahay mampihomehy matetika zareo ;-)
15. fasaly ( 25/06/2006 17:30)
hummmmm! misy itovizana nge trika roa e!
ny ahy no jereko volou koa ny fefesss! ny molotsa hummmmmm! ireo ihany ka de ny tratra ihany koa!
16. fasaly ( 25/06/2006 18:46)
Aino:



ny ahy indray dia tsy haiko hoe ahoana iznay bandy sexy!!




aino: njy mou mbola virja???:roll::-w normal beuh njy raha tsy de mahalala hoe bandy sexy raha virja:wink::°):lol:
17. cutie ( 25/06/2006 19:00)
ary ahona reny bandy mizesta be te ho sexy reny :-D:-D:-D:-D
tsy hay tsony we sexy naturel ve sa ahona:-D:-D:-D
18. fasaly ( 25/06/2006 19:05)
:-D:-D:-D:-Dmi geste te ho sexy nefa tsy sexy akory veuhhh!!!!!ahoana kou zany????:-D:-D:-D
19. fasaly ( 25/06/2006 19:07)
jajaf401:

Raha vhv moa ahoana izy no lazaina hoe : sexy ? tsy hiresaka fitafy isika an!!


ankoatra ny fitafy ny fombafomba fihetsika na ny fipetraka koa dia ahitana ny maha sexy anlay oul, de ny zavatra eny am vatany ohatra raha vevavy somary misy forme zao mismisy raisina de efa sexy amiko ny lehilahy manana molotra pulpeuse d'efa sexy amiko sy misy misy raviny fefesse:-D
20. cutie ( 25/06/2006 19:24)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 26-06-2006 00:05:04
Lohateny : Re : ahoana izany bandy sexy?
mi geste te ho sexy nefa tsy sexy akory veuhhh!!!!!ahoana kou zany????

mbola tsy nahita nga njy
bdb ny mizesta e, de raha hita lavitra de ohtran'ny sexy, (zany we tombanana avy ety ivelany izy sexy)fa raha jerena akaiky de zesta fotsiny
tsy haiko ny manazava azy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.404