ahoana izany bandy sexy?
42. rhaingo
(
04/07/2006 07:27)
nena rehefa lavalava, mahitsihitsy, mahay mampirevy tsara dia izay no sexy amiko :-D:-D:-D:-D
43. Aino
(
04/07/2006 16:02)
nena rehefa lavalava, mahitsihitsy, mahay mampirevy tsara dia izay no sexy amiko
:-D:-D inn aloha no lavalava de mahay mampirevy inn??
ny halavany ve sa inn iznay? ary mampirevy inn ilay izy? labier ve sa zavatra hafa!!
Lohateny : Re : ahoana izany bandy sexy?
inona akia ny tsy azondry ry aino????!!
izay tsy azoko anky de averiko anotaniana ah!!
44. rhaingo
(
05/07/2006 04:58)
Aino : hay ve olona lava sy tsaratsara bika no tiako tenenina. Ny tarehy ary eo ho eo ihany fa rehefa lava fotsiny izy dia manaitra, aveo hita hoe mahiahia fa tsy matavy an
mahay mampirevy = olona tia calin :wink:
mahay mampirevy = olona tia calin :wink:
45. Aino
(
05/07/2006 19:56)
hay ve iznay eh!! ny ahy indray hireny tsy hitako hoe sexy fa misy ny sasany tonga de matara tampoka ko!! sady lava no atonony tsara no bogosy!
46. papounette
(
23/08/2006 12:52)
Nenà ndray ny lhl sexy le efa somary mbaimbainina reny,nefa mbola mijoro tsara,de ny feony mireondreona iny,Bebe volotratra.
Tsy misy mamahazo mimeme!!!:twisted::twisted::twisted:
Tsy misy mamahazo mimeme!!!:twisted::twisted::twisted:
48. papounette
(
24/08/2006 11:17)
:twisted:Efa hoe tsy mahazo mimeme hoaà!
Feo mireondreona ve tsy fantatsjy.Rehefa miteny de ohtran'reny liona reny akia,basse be!Tsy haiko ny manazava azy.
Feo mireondreona ve tsy fantatsjy.Rehefa miteny de ohtran'reny liona reny akia,basse be!Tsy haiko ny manazava azy.
49. booboo
(
24/08/2006 11:56)
hihihihihihi:°) hay ve e, azoazoko an-tsaina @ zay hihihihihihi:°):°)