ahoana izany bandy sexy?

21. xxx ( 25/06/2006 20:23)
Za izao sexy be mintsy,
Misy hozatra kely, ary misy biko azo lalaovin'ny sipa tsara..
22. fasaly ( 26/06/2006 04:11)
cutie::roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D

xxx::-D:-D:-D:-D:-D
23. Aino ( 26/06/2006 12:08)
aino: njy mou mbola virja??? normal beuh njy raha tsy de mahalala hoe bandy sexy raha virja

fa anga moa rehefa tsy izy hintsony vao mahalala na sexy na tsia? izaho indraindray mba milaza hoe sexy ko izany bandy iznay nefa ny tena ny dikany sexy hilazako azy tsy haiko ankory fa lazalazain afotsony.
24. fasaly ( 26/06/2006 15:05)
ka njy zany lay milazalaza fotsony nefa tsy marina:wink::-D:-D:-D:-D ho fatatsa njy eny ihany fa aza matahatsa e!:wink::-*
25. Aino ( 26/06/2006 15:14)
ka njy zany lay milazalaza fotsony nefa tsy marina


=))=)):-w aleo @ izay izany tsy hilazalaza any izany tsony.
26. fasaly ( 27/06/2006 15:11)
ainao: sao de mahita ny mamo lava mandrefy lalana avy lavitsa aza injy mahita ny bragety mivoha sy lobaka mivoha de we k'il é sexy ce mec.....:-D:-D:-Dtandremo aza toudé miatsampy any aminy an!:wink::-D
27. Aino ( 27/06/2006 19:29)
ainao: sao de mahita ny mamo lava mandrefy lalana avy lavitsa aza injy mahita ny bragety mivoha sy lobaka mivoha de we k'il é sexy ce mec.....tandremo aza toudé miatsampy any aminy an!
=))=)) hahaha mbola tsy nahita aho ka, fa raha izaho no hianarany hiantsapeny eo de izy efa dizidizina iznay mety vao maika dizina toho izany izy raha dedaviny ko.:-D
28. boubounezy ( 29/06/2006 08:37)
cutie ny anah njay reny tonga dé itsoahako matanjaka bé otsany tsy teo akory!!=))=))=))=))=))


cutie:

ary ahona reny bandy mizesta be te ho sexy reny :-D:-D:-D:-D
tsy hay tsony we sexy naturel ve sa ahona:-D:-D:-D



29. booboo ( 29/06/2006 09:34)
hihihihi
30. cutie ( 29/06/2006 09:53)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 29-06-2006 13:37:16
Lohateny : Re : ahoana izany bandy sexy?
cutie ny anah njay reny tonga dé itsoahako matanjaka bé otsany tsy teo akory!!



Hoy i cutie:

ary ahona reny bandy mizesta be te ho sexy reny
tsy hay tsony we sexy naturel ve sa ahona

fa manin no itsoahana :-D:-D:-D
31. Aino ( 29/06/2006 12:38)
Hoy i cutie:

ary ahona reny bandy mizesta be te ho sexy reny
tsy hay tsony we sexy naturel ve sa ahona

cutie ny anah njay reny tonga dé itsoahako matanjaka bé otsany tsy teo akory!!


matahotra kosany angamba i boubounezy anky ah=))
32. cutie ( 29/06/2006 12:40)
:-D:-D:-D:-D:-D
33. boubounezy ( 29/06/2006 18:49)
:-*tsy zany kia ry aino fa na bôgany bé na tena manitona dé itsoahako reny bandy bé zesta reny lé atao hoé dokafana vô manitaka zay ny itsoahako ka!:-* njy zany alou tena mbola tsy misy expérience mintsy a! aiza ka lazainy ry zalah fa virja ko njiko, fa anotanio ny experte fa vonona ny anomé soupapa :-*
34. Aino ( 29/06/2006 19:32)
boubounezy raha iznay indray tsy de koa fa mety marina ihany ny azy ka!!
fa raha bandy bogosy nefa be styl be avy avany de tonga de homena ny paikany hoe tony ko bandy be styl tssss de hialana pa moramora mody mihisaka alvitar de iny no lasa na koa izy miseo mistyl iny mody tsy jerena.
35. boubounezy ( 30/06/2006 12:12)
aino :^):^):^):^) ita kia kou!!!
36. vale ( 01/07/2006 16:55)
Aino:

mba betraka @ lisany bandy ve ny sexy? ary manao ahoana izany bandy sexy?
Aino: ny bandy sexy aloha raha "amiko" :°)an, dia tsy fisa-molotra fa misimisy ihany, dia ny derrièrre kou tsy pisaka be kou:^), dia misimisy tratra kely kou, lava, dia sady tsara taré konkou:^)


37. vale ( 01/07/2006 17:00)
jajaf401:

Raha vhv moa ahoana izy no lazaina hoe : sexy ? tsy hiresaka fitafy isika an!!
tsara taré alou mazava ho azy:^), dia somary pulpeuse otrany Lara croft (angelina jolie) ireny ny molony, dia tsy pisaka ny derrièrre, bebe "tratra",kelikely valahina, manifinify vatana nefa, mmmmmmhhhhh:^):^)(ps: zà kloa tsy lesbiena an,ihihihihihhhh)


38. Aino ( 03/07/2006 17:02)
:roll::roll::?:
39. andry08 ( 03/07/2006 17:37)
Ny masony sy ny fahadiovany:D:D
40. Aino ( 03/07/2006 20:31)
Mpandefa : andry08
Lohateny : Re : ahoana izany bandy sexy?
Ny masony sy ny fahadiovany

ny masony sy ny fadihovany ahoan akay iznay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3295