Oroka sy fitiavana
1. xxx
(
22/06/2006 07:32)
Raha misy olona miaraka aminao de refa avy eo tsy fantatra tsony na mbola hiaraka nareo na tsia fa izy kay manana olonkafa tiny talohanao de te hisaraka aminy ianao. De raha le olona ve mbola te hanoroka anao de mbola tia anao izy?
novalian'i xxx ny 26/06/2006 09:01
2. xxx
(
22/06/2006 07:36)
saro-baliana! mety ho tia izy mety tsy ho tia. Mety tsy hifanoroka fotsiny aza no tiany atao aminao fa lalindalina kokoa noho izay.
hanao xxx koa za satria ianao xxx lol
hanao xxx koa za satria ianao xxx lol
3. xxx
(
22/06/2006 07:37)
Ny tiko hanontaniana zany de hoe ny fitiavana te hanoroka olona iray ve manambara fa tia azy ianao?
4. mandrindra
(
22/06/2006 08:28)
andramo, tohizo dia mandehana lavidavitra kokoa dia ho hitanao ny valiny
5. xxx
(
22/06/2006 08:52)
ka enao no te-hiala aminy izany kou, tsy ho fantatsao ve ny tohiny raha miandry elaela nareo?
Na koa e izy efa manana ny olontiany izany, fa afaka mitia olona maromaro ny olona iray saingy miankina @ tsi1-1 avy io na hi passe acte na tsia(= mi-envier fa tsy miaraka @olona tiana rehetra)
DM:wink:
Na koa e izy efa manana ny olontiany izany, fa afaka mitia olona maromaro ny olona iray saingy miankina @ tsi1-1 avy io na hi passe acte na tsia(= mi-envier fa tsy miaraka @olona tiana rehetra)
DM:wink:
7. diamondra27
(
22/06/2006 09:40)
:-D:-D:-D marina mitsy zany ry mandrindra mandreraka
Nefa le izy moa toa resaka perso de mba azo andeferana e!:wink:
Nefa le izy moa toa resaka perso de mba azo andeferana e!:wink:
8. xxx
(
22/06/2006 09:48)
:roll: tsy fantatro ny valiny ry xxx fa raha zaho enao tsy mankarary loha @ zany fa omeo azy zay tadiaviny raha tianao e
booboo
booboo
9. Fiffi
(
22/06/2006 10:22)
fa inona ary ity manao xxx nefa manisy sonia ity eh ? lasa mandreraka ny mamaly azy fa tsy fantatra intsony hoe ahoana na ahoana , na vazi2 na ho raisina matotra na ahoana ry zareo an!
Ary raha tsy booboo io namaly teo io de ahoana ? raha olonkafa fa manisy booboo eo ambany de ahoana ?
Ary raha tsy booboo io namaly teo io de ahoana ? raha olonkafa fa manisy booboo eo ambany de ahoana ?
11. Fiffi
(
22/06/2006 10:30)
xxx:-Efa manana ny olon-tiany izy taloha
Raha misy olona miaraka aminao de refa avy eo tsy fantatra tsony na mbola hiaraka nareo na tsia fa izy kay manana olonkafa tiny talohanao de te hisaraka aminy ianao. De raha le olona ve mbola te hanoroka anao de mbola tia anao izy?
-Tsy fantatra raha mbola hiaraka na tsia
-Ianao efa te-hisaraka aminy
-Raha mbola te-hanoroka anao izy
-Midika ve zany fa mbola tia anao izy ?
valiny: Hialao fa manadala fotsiny ! efa manana ny olon-tiany izy . Sady efa te-hisaraka aminy koa ianao de tonga de saraho satria efa manana olon-tiany izy fa fampirefesana fotsiny zao no hataony. Sady tsy matotra no mpanararaotra , hialao dien'ny mbola tsy misy maratra sady ianao koa efa te-hisaraka aminy rahateo. Aza hasiana fanenenana ny misaraka aminy. Raha te-hanoroka anao fotsiny ve izy de hidika zany hoe tia anao ? efa manana ny tiany izy ka avelao ho any.
13. xxx
(
22/06/2006 11:19)
Marina aloha ny anao zany Fiffi fa efa eo daholo ny paramètres rehetra tokony hisarahana, fa ny mba tiako hofantarina fotsiny de misy lelahy niteny tamiko hoe ny oroka hono manambara fa mbola tena tia anao ilay olona ka zay no tiako hohamarinina satria zah mbola tsy manana expérience @ resaka fitiavana fa tsy hoe mi-dépendre @ zay ny hisarahako aminy na tsia.
14. mamzelkely
(
22/06/2006 11:30)
ra za klou no mamaly ry xxx de tsoriko fa za ts hanoroka lhl ts tiko kosa ee marina eee ary matoa za te hanoroko azy de misy fitiavana an le olona zay za nefa tadidio fa ny lhl misy karazany bdb ka misy mahavita manoroka nefa tsisy fitiavana akory ny mihôtra aza ts ferana fa refa izy zay ny te hahazo anao de mody ataony dôly zao cinéma rht zao hoe mody tia nefa tsssss:roll:
18. Herimiafina
(
22/06/2006 13:55)
Fidifidio ihany olona omena molotra fa tsy fanana public akory io e! Mba marian e, voan'ny aretina amin'izany! Sady mba manankasina ihany iny molotra iny tsy tolotolorampotsiny izany. :wink:
20. sakaizakely
(
22/06/2006 17:48)
tadiaviny hatao kilalao tengenable (cf Herimiafina) fotsiny ianao izany no marina kokoa. Ialao !
