Oroka sy fitiavana
21. pissoa
(
22/06/2006 17:53)
Hihihi, aza manao sipa tsodable zany fotsiny ony e :-D
Herimiafina:Io njay :-D:-D:-D
Fidifidio ihany olona omena molotra fa tsy fanana public akory io e! Mba marian e, voan'ny aretina amin'izany! Sady mba manankasina ihany iny molotra iny tsy tolotolorampotsiny izany. :wink:
22. Fiffi
(
22/06/2006 20:00)
xxx:Oroka amoko aloha de tsy midika he tena tia azy le olona an!
fa ny mba tiako hofantarina fotsiny de misy lelahy niteny tamiko hoe ny oroka hono manambara fa mbola tena tia anao ilay olona
Manoroka izy : mety fanadalana fotsiny
Manoroka izy : mety fanaovana vengeance fotsiny
Manoroka izy: mety taitaitra fotsiny izy
Manoroka izy: mety ho sadaikatra fotsiny izy (menatra) ? sao hoe vaomahita anao kosa ve de tsy hanoroka ?
-Manoroka izy: mety hoe mitsapatsapa ?
-Azo raisina zavatra bdb io fa raha ny tena marina tsy midika velively hoe "tena mbola tia anao"
-Possible raha ohatra hoe mbola nisy fitiavana , fa tsy ilay tena hatao hoe tena fitiavana satria efa manana ny olon-tiany izy.
23. Silo
(
23/06/2006 06:21)
Marina ny voalazan'ny namana rehetra ireo, fa ny anampiako azy kely de izao:
Tsy midika fitiavana toakoa ny oroka, fa mety te hahazo fahafinaretana izy de manao izany:
Tsarovy fa na i Jodasy anie ka nanoroka an'i Jesosy t@ namadihany azy e!
Lhlhy foana ! samy manana ny toetrany ireo, fa rehefa tena mandinika ianao hitanao eny ihany ny marina.

24. mandrindra
(
23/06/2006 07:42)
hoy i xxx:
rehefa tsy ampy expérience dia tsara tokoa ny mùaka torohevitra etsy sy eroa. fa tsy misy ahitana ny mety ho tena vokany ankoatray ny fianana an'ilay izy realy. noho izany manaova fanndramana maro isankarazany fa any ny valiny.
satria zah mbola tsy manana expérience @ resaka fitiavana fa tsy hoe mi-dépendre @ zay ny hisarahako aminy na tsia.
rehefa tsy ampy expérience dia tsara tokoa ny mùaka torohevitra etsy sy eroa. fa tsy misy ahitana ny mety ho tena vokany ankoatray ny fianana an'ilay izy realy. noho izany manaova fanndramana maro isankarazany fa any ny valiny.
25. Lalah
(
24/06/2006 01:16)
Hoan i XXX manokatra ilay sujet,
sao mba hianjeran ny riatra retsy ka tsy ho zakanao ny valiny marina moa, olona efa manana ny sipany ve mbola tadiavinao hiarahana ihany, aza de sompatra fa olona mba nahita fianarana sy manana loha be misaina ihany. Aza mitady pretexte intsony hoe mbola tia ve izy satria mitady hanoroka ahy,dia ra tia koa ve izy de mbola hiditra ihany ianao nefa efa fantatrao fa misy olona talohanao? Ny bandy retsy bandy foana( miala tsiny aloha aminareo bandy mampiarfy aloha an!) raha ny satriny aza hoy ilay namana zay hiarahany daholo ny vhv rehetra eto antany.

26. Silo
(
24/06/2006 06:24)

Toa mampisaina tokoa izany teny izany ry Lalah a!,
Marina loatra ilay resaka, ka tsy hitako izay ho lazaina: Fa de ny aza voany fotsiny raha sendra ny lhlhy toa izany an!
27. boubounezy
(
24/06/2006 16:56)
ra amiko ndray dé misy karazany,maisy lé horoka tena ty dé misy lé oroka atao hoé oroki jodasy, zay tena tsy ty akory nefa mody manoroka fotsiny anakonana ny ratsy atao:lol:
xxx:
Raha misy olona miaraka aminao de refa avy eo tsy fantatra tsony na mbola hiaraka nareo na tsia fa izy kay manana olonkafa tiny talohanao de te hisaraka aminy ianao. De raha le olona ve mbola te hanoroka anao de mbola tia anao izy?
28. poupounesana
(
25/06/2006 07:05)
le oroka marina ane misy mahavita an'io na tsy tiany le oll fa misy ZVT tiany kosa any @ny e.
tsy hay mitsy ry X na tiany i X na tsia fa ny tena zavadehibe dwe i x v tia azy sy mbola te hanoroka azy koa na d efa manaan olontiana hafa aza izy.

30. Fiffi
(
26/06/2006 06:57)
de aza raisina avy hatrany hoe mbola tena tia anao izy raha manoroka anao , sady izy koa efa manana ny olon-tiany , sady ianao koa efa te-hisaraka aminy.
31. xxx
(
26/06/2006 09:01)
Na zah koa toa convaincue fa tsy hoe fitiavana no antony mbola tiny anorohany anah fa mety mi-se culpabiliser angamba izy @ zavatra nataony de everiny fa @ zay zah hi-pardonner anazy mais ça n'arrivera plus, soa ihany lahy misy an'ity dinika serasera ity fa tena ahitana sosokevitra mahasoa.