Famangiana ô !!!vola 200AR sy vary 2 kapoaka !...

1. sareraka ( 22/06/2006 09:42)
Famangiana ô ! famangiana ô... ilazàna isika izay mponina eto MADAGASIKARA fa noho ny fotoanan'ny propagandy izao dia vola 200 ar vary 2 kapoaka ary tshirt TIM isan'olona no ho zarain'ny mpitondra ho an'ny 5 taona manaraka ho avy.

Aoka hifampilàza dia mitondra carnet!
novalian'i sarobidy ny 12/07/2006 08:20
2. Fanja1 ( 22/06/2006 10:08)
:?::?:
3. Fiffi ( 22/06/2006 10:15)
misy hoa de efa tsy mahita lazaina mihintsy fa rehefa reraka de mirediredy fotsiny sisa no hazo hatao!! KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?
4. Fanja1 ( 22/06/2006 11:50)
de asa akia Fiffi kou
5. Fiffi ( 23/06/2006 04:36)
ny mahatsara azy de manao MEDITATION !
6. sarobidy ( 12/07/2006 08:20)
hihihihi sareraka ???????? famangiana an'iza zany le tena marina , ny filoha ve no tinao tenenina ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2156