Oroka sy fitiavana

1. xxx ( 22/06/2006 07:36)
Raha misy olona miaraka aminao de refa avy eo tsy fantatra tsony na mbola hiaraka nareo na tsia fa izy kay manana olonkafa tiny talohanao de te hisaraka aminy ianao. De raha le olona ve mbola te hanoroka anao de mbola tia anao izy?
novalian'i sarobidy ny 01/07/2006 04:55
2. Fiffi ( 22/06/2006 10:19)
hummm ! aleo le atsy ambadika zany no valiana fa toa niverina in-2 le izy.
3. Herimiafina ( 22/06/2006 13:54)
Tsy voatery an! tsy voatery tia araka ilay bheritreretinao vao te hanoroka.
Mety juste mahafatifaty be le molotra dia izay! :wink:
4. diamondra27 ( 23/06/2006 05:02)
le molotra aiza io aloha e!
5. pissoa ( 23/06/2006 05:26)
HM, taiza kou no nisy molotra tsy mahafatifaty =))

DM, mety any France :roll:
6. diamondra27 ( 23/06/2006 13:44)
pissoa: ngah:wink::-D:-D

HM: tena adinoko injay le hira misy molotra , tsssssssss :-D:-D



laisse-moi t'embrasser ve 'zany ry xxx
7. MTN ( 25/06/2006 17:11)
pissoa: bobaka ny molotra tsy mahafatifaty kah

http://www.jimspillane.com/Jim%20Spillane/02%20Portraits/07/j02port06htm/j02p01ph06.htm
8. zandrikely ( 25/06/2006 17:41)
rehefa tia dia manoroka e , enao ve hanoroka olona tsy tinao , ra tsy hoe angamba , ilay olona manoroka tsy nahazo oroko mihintsy nandritra ny elabe , tinao enao mato orohany na molotra ambany io na ambony
9. pissoa ( 26/06/2006 17:38)
MTN, hhhhh, inn doly io :roll::-D:-D:-D
10. dailynews ( 30/06/2006 19:19)
amiko aloha ny fanorohana dia rehefa tena tia ihany e, tena tsy mampazoto ilay manoroka raha olona tsy tianao koh...tonga dia tahaka ny lanilany sy ny nifiny ary ny lelany fotsiny no tsapanao(beurk). plus tadidinareo ve ilay resaka tamin' ny film pretty woman e.
11. sarobidy ( 01/07/2006 04:53)
message
zay mihitsy!
12. sarobidy ( 01/07/2006 04:55)
oupsss!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7963