EFA IN-22 NAMPAKA-BADY

1. jajaf401 ( 18/06/2006 08:40)
Misy namako iray no tratran'izao situation zao eh, izany hoe efa in-22 nampaka-bady izy amin'izao fotoana, tokantrano jiaby reo ary eo ho eo @ 41 ans izao isika miteny zao, nitaraina moa izy hoe manino hoy izy de ahitako kilema tsy voalefitra daholy ireo vhvv nampakariko tao @ tokantrano ireo hoy izy?
Sopapa : Misy hoy izy lafiny ara-bola; ara-piaraha-monina, ara-pitiavana moa efa tsy koranina;
Ireo rehetra ireo no antoky ny fisarahana teo @ tokantranony!
Hoy aho hoe : tsy mba mety misy kilema ve ilay lhl ka mahatonga ireo vhv maro reo tsy ho tamàna? (tsy nolazainy in-1 ny azy an!!!)
De ny faharoa, tsy sarotra ve ny misolosola vady eo @ fiainana ? tsy karaha hisolo lamba!!
Faha-3 : De ny image eo antrehan'ny fiaraha-monina?
:-D:-D:-D
novalian'i dailynews ny 27/06/2006 13:55
2. diamondra27 ( 18/06/2006 09:08)
mazoto be lery zany

3. Fiffi ( 18/06/2006 09:25)
grave indray zany an! fa matoa tsy misy tafakatra ireo mihisa 22 ireo heu...:roll::?:
4. xxx ( 18/06/2006 10:00)

isan-taona ve zany mampakatra ihany? hummmmm, mety ho azon'lery ny oscar an'ny fahazoana vevavy faran'izay haingana indrindra an!
toy izao ny algorithme, tsotsotra:

Hypotheses: misy vola sy fotoana.

1- avy misaraka androany, de efa hita sahady ny vady cible, antsoina hoe Y.
2- ny ampitso de efa mampiresaka an'i Y .
3- manao izay hazakana an'i Y mandritra ny 3-4 herin'andro. Atao daoly zay fika sur retra, nefa tsy de mandany fotoana.
3*- ra tsy raikitra ao anatin'izay de efa mifindra any @ ilay mpisolo toerana, antsoina hoe Z, de miverina ao @ 3-
4- Atao daoly izay maha-diavolana an'azy (Y ou Z), mandritra ny fotoana fohifohy 1 volana kou io, na mihoatra kely
5- mody manao matotra be, intentionee, tsara fana be, ... de mi-insiste ny hitondra azy any @ RAR, sy hahita ny RAR-ny
6- mamorona raison hampiakarana azy @ zay: mety ho-affecte any @ province ah @ faran'ny taona, mety ho any an-dafy, eventuellement atao bevoka izy ra efa any izany stade izany ... mbola tsy mi-propose aloha. Manomboka marary an-doha sy malahelo izy eo
7- izy @ zay no manomboka mi-colle, tohizana ihany ilay toetra matotra be sy gentille be... de mody aseho azy hoe tena mety ho sarotra ny raharaha refa tonga ny faran'ny taona
8- 1 volana ao aorinan'ny zay proposer-na @ zay, izy @ io efa tsy afaka manda intsony, tena satriny aza izy nangataka.
9- afaka 2 volana ao arinan'izay vita ny vodi-ondry
10- afaka 1 volana vita ny mariazy
11- 3-4 mois de bonheur
12- 2- mois de procedure de divorce, @ io efa mitily sahady izay ho vady manaraka
13- revenir a 1-

Diniho tsara ary fa mety ho faisable ihany :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

5. Fiffi ( 18/06/2006 11:34)
xxx: i ... hummmm :wink:
6. pissoa ( 18/06/2006 12:19)
xxx :-D:-D:-D

Fa mety niasa be tao koa ry zareo le oe "Vadin-joky kilalaon-jandry" an :-D:-D:-D
7. xxx ( 18/06/2006 13:26)
uehhh rovina ndray no misy casting zany?:D:D:D:D:D:P
8. Fiffi ( 18/06/2006 15:03)
xxx: le voalohany io an! fa maninona akia ndry miafina ?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
pissoa: hummmm! mety tena zay angamba an!:-D
9. Aino ( 18/06/2006 17:49)
:-D:-D
10. Aino ( 18/06/2006 17:50)
"Vadin-joky kilalaon-jandry" an
hahahah izany ve tsy vo be izay zokony!!:-D
11. Fiffi ( 18/06/2006 18:33)
mba mahita hatao an!:wink:
12. sakaizakely ( 18/06/2006 22:59)
ataoko fa misy problème mental io lhl io fa mila mijery psychiatre

jajaf401:

Misy namako iray no tratran'izao situation zao eh, izany hoe efa in-22 nampaka-bady izy amin'izao fotoana, tokantrano jiaby reo ary eo ho eo @ 41 ans izao isika miteny zao, nitaraina moa izy hoe manino hoy izy de ahitako kilema tsy voalefitra daholy ireo vhvv nampakariko tao @ tokantrano ireo hoy izy?
Sopapa : Misy hoy izy lafiny ara-bola; ara-piaraha-monina, ara-pitiavana moa efa tsy koranina;
Ireo rehetra ireo no antoky ny fisarahana teo @ tokantranony!
Hoy aho hoe : tsy mba mety misy kilema ve ilay lhl ka mahatonga ireo vhv maro reo tsy ho tamàna? (tsy nolazainy in-1 ny azy an!!!)
De ny faharoa, tsy sarotra ve ny misolosola vady eo @ fiainana ? tsy karaha hisolo lamba!!
Faha-3 : De ny image eo antrehan'ny fiaraha-monina?
:-D:-D:-D



13. jajaf401 ( 19/06/2006 07:55)
Ilay hoe misy arrière mentale aloha tsy dia haiko loatra fa zaho fotsiny manomboka mahita fa tsy normal zany 22 tokantrano zany;
:-D:-D:-D
14. nyrsi ( 19/06/2006 08:08)
Mety mbola tsy nahita saha ve izy!? sa maimay!?
15. HESHA ( 19/06/2006 08:40)
Sao de te hanao collection fotsiny marina lery ? Za mieritreritra hoe tsy possible vita soratra daholo zany retra zany fa le fomban drazana fotsiny angamba, de isaorana izy refa leoleo teo.
Mahimahina ihany ry vhv fa sao lasa "medaille" ny sasany fotsiny hoe efa taty iny, hihihihi
16. booty ( 19/06/2006 09:56)
milay kosa zany e!
:-D
17. jajaf401 ( 19/06/2006 14:17)
HESHA, marina mety tsy vita soratra akory ilay fanambadiana,
Fe efa tsy tsara kosa eh, satria tsy sipa fa vady angeh!
18. pissoa ( 19/06/2006 14:47)
Ka na sipa aza ... in-22 miova ve nama kle :-w:-D:-D:-D
Sopapa : Misy hoy izy lafiny ara-bola; ara-piaraha-monina, ara-pitiavana moa efa tsy koranina;
Maninn indray raha tsy misaraka fa maka be da be fotsiny dia mifamenofeno ao ry zareo :roll::-D:-D:-D (Laingako zany fa ngo de misy manandrana eo tkou an, hihihi)
19. rivelino ( 19/06/2006 16:42)
:°):°):°)tandremo n MST! afa ihany n mahalala
20. Zina ( 19/06/2006 18:40)
tsotra fotsiny ry reto a mbola tsy matotra mihitsy ilay bandy.. Tsy vonona ny hanetry tena sy hanaiky ary hanamboatra izay tsy mety ao @ tokatranony....
zay aloha ny fahitako an'ilay izy e..
na izy mba hanao otran'ny arabo... ny an-dry zareo ndray mba tazominy daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4784