EFA IN-22 NAMPAKA-BADY

21. mandrindra ( 20/06/2006 08:37)
izany ka lehilahy, satria vehivavy 5 no ho an'ny lehilahy iray hoy ny statistika. efa maro ireo ireo tsy maka afa tsy tokana, ao koa ny tsy manana, misy aza ny maka samy bandy mihitsy. ilaina ny lehilahy ohatr'izao, mba ahitan'ny vehivavy rehetra ny anjarany e.
22. source ( 21/06/2006 06:59)
8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O - :? Raha ny ahy aloha dia tsara @ ilay boay mihintsy no tonga dia mieritreritra ny anao pasteur na Père curé :idea: satria tsy misy olona tsy manana kilema eto an-tany ka ho lany fotoana sy andro eo izy mitady izany, sady izy efa lehibe :?:
Fa mety ho izy koa angeha no misy kilema fa tsy dia ny vehivavy loatra e! Koa dia mihevera tena fa sao izy ihany no antony izany.
:P 8)
23. ravatorano ( 21/06/2006 07:04)
faisable ilay izy ry simplex raha tena te hanao an'izay enao an kozy eh - fa tandremo marina ny sidaka sy ny forongony .Za koa tsy mino fa mety vodiondry ihany no mety vita amin izany fa raha tena divorce zany toa mbola mila fotoana maharitra b
24. Aino ( 26/06/2006 15:16)
Misy namako iray no tratran'izao situation zao eh, izany hoe efa in-22 nampaka-bady izy amin'izao fotoana, tokantrano jiaby reo ary eo ho eo @ 41 ans izao isika miteny zao, nitaraina moa izy hoe manino hoy izy de ahitako kilema tsy voalefitra daholy ireo vhvv nampakariko tao @ tokantrano ireo hoy izy?
Sopapa : Misy hoy izy lafiny ara-bola; ara-piaraha-monina, ara-pitiavana moa efa tsy koranina;
Ireo rehetra ireo no antoky ny fisarahana teo @ tokantranony!
Hoy aho hoe : tsy mba mety misy kilema ve ilay lhl ka mahatonga ireo vhv maro reo tsy ho tamàna? (tsy nolazainy in-1 ny azy an!!!)
De ny faharoa, tsy sarotra ve ny misolosola vady eo @ fiainana ? tsy karaha hisolo lamba!!
Faha-3 : De ny image eo antrehan'ny fiaraha-monina?


grave koa izany ko!! tsy mbola nahita tahaka izany indray aho.
25. dailynews ( 27/06/2006 01:42)
Mahavariana ihany izany heo lehilahy in 22 nampakabady anefa vao 41 taona, na dia ny divorce aza ve dia ho vita haingana be tahaka izany? fa firy taona izy no nanomboka nanambady?
asa aloha fa amiko dia hitako hoe ilay lehilahy io sy ny vehivavy izay manaiky manambady azy no misy tsy mety ny sainy.
voalohany, raha fantany fa manan olana izy maninona no vadiany ireo vehivavy fa tsy hiarahany fotsiny aloha hiazahana toetra ?
faharoa, ireo vehivavy izay nahafanatra fa efa impiry izy nampakabady, maninona no mbola manaiky halainy vady ? samy misy tsy metimety ireo, izay no azoko lazaina, mba nahita ihany aho hoe in telo in pito fara fahabetsany fa in -22 .....efa misy fahadalana izany.
26. Fiffi ( 27/06/2006 05:17)
mety hoe nampekariny fotsiny fa tsy novadiany satria tsy possible mihintsy hoe vita foana ny divorce de iny nampihakatra indray . Mila foatona tsinona ny fahavitan'ny divorce iray.
27. dailynews ( 27/06/2006 13:55)
dia mino izany resaka izany ve nareo e?? aiza koa no maha possible an izany fa mba misy mampiresaka indray. Dia ahoana ny divorce? mba nahita olona ni divorce ihany aho fa tsy haingana be tahaka izany, tsy mora io? sa tsy vady kosa angamba fa sipa ?? raha sipa anie dia tsy mahagaga e, betsaka ary ny mihotra noho izany fa ilay vady kosa...na dia ny procedure ny divorce sy ny fangataham bady sns..fotsiny aza ve dia na dia ho inona ...ary en plus ny vola lasandramatoa isaky ny misaraka...asa aloha e, misaotra aloha mampiresaka fa dia nisy tokoa ny ho resahina e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1052