alkohol: fichier mds

1. tsoutsoutra ( 18/06/2006 17:23)
Manao ahoana daholo.
Manana fichier misy extension mds aho fa tsy afaka sokafana, araky ny hitako @ dinidinika sasany, mila ny logiciel alkohol izay mampiasa graveur virtuel fa tena sahirana be aho, tsy mety misokatra ilay izy.
Raha misy afaka manampy dia tena hisaorana mialoha.
ilay fichier mantsy tena ilaiko mihintsy satria hanaovako mozika :Cubase.
novalian'i hery ny 19/06/2006 08:35
2. Fiffi ( 18/06/2006 17:45)
tsoutsoutra: zah aloha rehefa misy blèm @ pc de ato zah no mijery fa tena nahitako ny solution rehetra mihintsy ka asa raha misy zavatra mety ho anao koh ato ? http://www.jeuxvideo.fr/forum/archive/index.php/f-4-p-6.html
3. hery ( 19/06/2006 08:35)
Tsy ny alkohol ihany no toa mamoha an'io fa toa misy Virtual Drive vitsivitsy.
http://filext.com/detaillist.php?extdetail=MDS
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1425