fanabeazana aizana

1. nenipita ( 14/06/2006 15:46)
manaona daolo iabnareo
inona kay rey olona za mahalala ny mety ho effets secondaires -ny mihinana pillule fa za mantsy mihinana fa ny zanako mbola kely (1 1/2 ans) de aleo mitandrina fa rams tsy de tia ny mampiasa preserv. ka izany no mampieritreritra anah hoe inona no fantatrareo fa effets -ny?
novalian'i raem ny 09/07/2006 14:26
2. nenipita ( 14/06/2006 15:47)
ary ny manao tsindrona ve marina fa mety tsy mampiteraka intsony , ireny mantsy mety tsy dia misy risque fa ny pillule mantsy ra hadino fotsiny de loza
3. Fiffi ( 14/06/2006 16:01)
heu...fa tsindrona inona akia zany ? ary raha manisa andro ?
4. tisera ( 14/06/2006 16:03)
ilay nooplan ve io ry nenipitia : lé tsindromina eo @ sandry na fe?
5. booboo ( 14/06/2006 16:42)
arakaraka ny toe-batanao ihany io : mahazaka ilay raha ianao tsisy olana, tsy mahazaka kosa dia normal raha misy effets secondaires.

Ny @ ilay tsindrona tsy mampiteraka, tsary mbola naheno an'izany zaho. Matetika alohan'ny hanaovana lé tsindrona dé soloin'ny gygy raha par voie orale klou mandritra ny volana vitsivitsy hijerena hoe zakanao ve sa tsia avy teo vao atao tsindrona.

Misy raha hafa ankoatra ny pillule sy ny tsindrona fa anontanio ny gygy-nao aby ny karazany sy zay titianao kokoa. Lé tsindrona klou tsy voako fa miverimberina any isaka ny 3 volana ...
6. patrick2002 ( 15/06/2006 03:00)
Ra araky ny fantatro aloha sy izay revue mba novakiko ,dia ratsy bika hono ny vehivavy mihinana pilule, izany no mahatonga ny vehivavy amerikanina obese ,eo @ fahasalamana indray dia ,tsy mbola misy statistique nivoaka nilaza fa fohy andro hiainana ny vehivavy mihinana pilule ,mitovy ihany ny fotoana velomany, Fa ity no tadidio misy pilule manimba ny fahasalamana ,fa tsy ny pilule rehetra dia tsara ,ka anontanio ny ginecologue-nao fa izy mahay azy tsara.
7. tisera ( 15/06/2006 04:51)
nenipitia : ito misy mombamomba an'io norplan io é! Fa aty Frantsa aloha tsy mampiasa an'io fa tsy fantatro oe inona ny antony fa ny amerikanina no manaparitaka an'io any dago http://www.snv.jussieu.fr/vie/documents
8. tisera ( 15/06/2006 04:56)
ito angamba é! http://www.snv.jussieu.fr/vie/documents/implant-c/implant-c.htm
9. iaviantsoa ( 15/06/2006 05:07)
Ny cas matetika mitranga ny momba ny pillule dia prèsque tsy mahazaka azy ny vehivavy malagasy, tsy hay hoe tsy ampy kaly ve sa ? tsy hay mihitsy e, matetika koa izy io hadino ary tena grave ny vokany satria zaza tsy dia norme matetika, na intra-uterus moa tsy haiko tsara , ny effet secondaire indray dia misy foana io na fanafody inona hoanina na inona hoanina ohatra fotsiny rehefa miakatra ny 40 ans dia misy tension ianao na dia tokony tsy hisy aza ohatra fotsiny io, satria mihitatra hono ny lalandra, ny mikasika ny tsindrona indray dia tena hitako hoe tsy norme e, satria aiza ve dia tsy en règle mihitsy ianao rehefa mitsindrona , dia mankaiza zany lay rà, ny tena marina dia mandroso ianao maty raibe mihemotra ianao tsy aiko ny tohiny fa samy sarotra e, ny hitako fotsiny dia tsy misy afatsy ny mitandrina manisa andro (io koa sarotra satria miankina @ toetrandro sy ny toebatana) ka aiza ihanye ? spermicide ve ? ary ra resahana indray rams hoe ianao indray no mba mikarakara vatana e, ny mahagaga dia non avy hatrany no valiny, tia tena ve ry zalahy e? isika anef mba efa mitondra an'izao rehetra marary izao.
10. hniala ( 15/06/2006 08:13)
[quote=patrick2002]
Ra araky ny fantatro aloha sy izay revue mba novakiko ,dia ratsy bika hono ny vehivavy mihinana pilule, izany no mahatonga ny vehivavy amerikanina obese

Ny bika miintsy kosa no efa ho ratsy fa tsisy ifandaisany @ pilule zany e.:-D

Zà kambony mbola 20ans de efa nihinana pilule satria tsy normal fôna ny cycle.

Fa tsy haiko kosa nefa oe inona ny hifandraisan'ny pilule sy ny kyste ovarienne fa zà nanjary nisy kyste, deny namako sasany koa mitaraina daholo oe lasa nisy kyste

hay, adinoko, tena pilina kely miintsy le nohaniko a, ny tsindrona sy ny norplan no tsy haiko.


11. hantajoasy ( 15/06/2006 10:47)
aleo akia tsy ivakiana loha fa ny zv rehetra ange akia misy vokany avokoa eh! za ko nididina kyste koa asa na fifandrifianjavatra na tsia
12. oliviero ( 15/06/2006 12:03)
patrick2002:

Ra araky ny fantatro aloha sy izay revue mba novakiko ,dia ratsy bika hono ny vehivavy mihinana pilule, izany no mahatonga ny vehivavy amerikanina obese ,eo @ fahasalamana indray dia ,tsy mbola misy statistique nivoaka nilaza fa fohy andro hiainana ny vehivavy mihinana pilule ,mitovy ihany ny fotoana velomany, Fa ity no tadidio misy pilule manimba ny fahasalamana ,fa tsy ny pilule rehetra dia tsara ,ka anontanio ny ginecologue-nao fa izy mahay azy tsara.


salut! diso hevitra be ianao fa ny vehivavy manao fanambeazan'aizana dia tsy ratsy bika fa ilay olona hitanao no efa ratsy bika.maninona izao ny jeune frantsay vao 15ans de efa manomboka mihinana pilule tsy ratsy bika izany fa taille fine tsara.ny effet secondaire indray dia mitovy daholo na tsindrona na pilule fa misy ohatran'i mitandritena ihany.tsy aleo ve mihinana pilule na mitrindrona toy izay hanala zaza isam-bolana @min'iza
13. patrick2002 ( 15/06/2006 13:40)
iaviantsoa:

Ny cas matetika mitranga ny momba ny pillule dia prèsque tsy mahazaka azy ny vehivavy malagasy, tsy hay hoe tsy ampy kaly ve sa ? tsy hay mihitsy e, matetika koa izy io hadino ary tena grave ny vokany satria zaza tsy dia norme matetika, na intra-uterus moa tsy haiko tsara , ny effet secondaire indray dia misy foana io na fanafody inona hoanina na inona hoanina ohatra fotsiny rehefa miakatra ny 40 ans dia misy tension ianao na dia tokony tsy hisy aza ohatra fotsiny io, satria mihitatra hono ny lalandra, ny mikasika ny tsindrona indray dia tena hitako hoe tsy norme e, satria aiza ve dia tsy en règle mihitsy ianao rehefa mitsindrona , dia mankaiza zany lay rà, ny tena marina dia mandroso ianao maty raibe mihemotra ianao tsy aiko ny tohiny fa samy sarotra e, ny hitako fotsiny dia tsy misy afatsy ny mitandrina manisa andro (io koa sarotra satria miankina @ toetrandro sy ny toebatana) ka aiza ihanye ? spermicide ve ? ary ra resahana indray rams hoe ianao indray no mba mikarakara vatana e, ny mahagaga dia non avy hatrany no valiny, tia tena ve ry zalahy e? isika anef mba efa mitondra an'izao rehetra marary izao.


ka mikarakara vatana ahoana moa no teneninao ry iavontsoa : hoe mandehana manao 2eme bureau ve dia any ambadika any indray manao rehefa mihidy ny barrage :-D:-D mba hanao vadiny iavontsoa izaho raha izany.:wink::wink:
14. iaviantsoa ( 16/06/2006 04:51)
tsy azon'ela leizy rapà a, ny hoe mikarakara vatana ange de le hoe nareo indray no mba mitsindrona e, nareo njay ohatsa no atao vaséctomie reversible na zay misy e, mba entanjaraina moa mora zaka e, fahono hoa e milay be anga ilay manao 2e bureau ?
15. xxx ( 17/06/2006 08:49)
iaviantsoa:

Ny cas matetika mitranga ny momba ny pillule dia prèsque tsy mahazaka azy ny vehivavy malagasy, tsy hay hoe tsy ampy kaly ve sa ? tsy hay mihitsy e, matetika koa izy io hadino ary tena grave ny vokany satria zaza tsy dia norme matetika, na intra-uterus moa tsy haiko tsara , ny effet secondaire indray dia misy foana io na fanafody inona hoanina na inona hoanina ohatra fotsiny rehefa miakatra ny 40 ans dia misy tension ianao na dia tokony tsy hisy aza ohatra fotsiny io, satria mihitatra hono ny lalandra, ny mikasika ny tsindrona indray dia tena hitako hoe tsy norme e, satria aiza ve dia tsy en règle mihitsy ianao rehefa mitsindrona , dia mankaiza zany lay rà, ny tena marina dia mandroso ianao maty raibe mihemotra ianao tsy aiko ny tohiny fa samy sarotra e, ny hitako fotsiny dia tsy misy afatsy ny mitandrina manisa andro (io koa sarotra satria miankina @ toetrandro sy ny toebatana) ka aiza ihanye ? spermicide ve ? ary ra resahana indray rams hoe ianao indray no mba mikarakara vatana e, ny mahagaga dia non avy hatrany no valiny, tia tena ve ry zalahy e? isika anef mba efa mitondra an'izao rehetra marary izao.


Izaho kofa fa za ndray manaiky ny hikarakara vatana fa marina ny anao hoe ny vhv foana ve no hitondra ny entamavesatra fa ny tsy haiko de hoe ny kofa koa ve mety hatao an'izany de mba toroy hevitra
16. adidy ( 17/06/2006 15:54)
Manao ahoana daholo!
Raha ny resaka fanabeazana aizana dia anjaran'ny vehivavy tsirairay ny mifidy izay mifanaraka @ toe-tsaina sy toe-batana!
Raha ny pillule dia mila mahatsiaro ny fihinana azy isan'andro donc tsy natao ho an'ny maty harika, fa kosa manana efficacité sy protection tsara ,mety mi-régulariser cycle ary ho an'ny sasany. Fa kosa tsy mety ho an'nhy olona misy tension , na diabétique na choléstérol, na ho an'ny mifoka sigara.
Ny mikoty andro aloha dia aleo angamba ajanona fa efa nahatonga ankizy maro tokony natao hoe ogilvie.
Ny stérilet hitako mety ho an'ny vehivavy efa niteraka: ao dia tsy tsaroana intsony, dia rehefa te-hametraka indray dia asorina. Ny tsininy kely hoy aho dia somary bebe rà ihany rehefa tonga ny fotoana.
Ny implant cutané efa misy eto frantsa ka!
Ilay tsindrona dia natao ho an'ny olona tsy dia mahatadidy sy contraception imposée, satria ny hitako tena nanao an'io dia ireny marary psychiatrique en long séjour ireny ka tsy araka izay ataony any(traikefa manokana io fa tsy hoe izany daholo akory, ialako tsiny mialoha)
17. sipagasy ( 18/06/2006 13:47)
hamaly an'i xxx aho aloha, ie tena mety tokoa ary tsara koa raha mba mandray andraikitra ny lehilahy e! ary azo atao tsara izany @ alalan'ny vasectomie, miresaha @ mpitsabonao e!
18. Fiffi ( 18/06/2006 18:40)
efa misy koa ange ny pilule ho an'ny lhl eh! http://www.doctissimo.fr/html/sante/mag_2000/mag0728/se_2050_mme2.htm
19. xxx ( 22/06/2006 15:45)
Raha tsy te-hiteraka elaela dia sterilet Mirena ampiasaina. Ny ahy efa 1 an izay no napetraka. Tsy nisy effets secondaires. Ny avantage par rapport @ sterilet tsotra dia lasa mihena be ny regle. Afaka 5 ans no soloina fa mila manao visite isan-taona any @ gyneco mijery ilay izy. Somary lafolafo aloha izy (equiv. 250euro), fa raha atao ny kaonty mety mitovy @ mividy pilule isam-bolana ihany au bout de 5 ans.
20. sipagasy ( 22/06/2006 16:51)
mmhhh ka io anie ka rembourssen'ny sécu koa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2144