fete de père

1. nenipita ( 14/06/2006 14:46)
aona ndray rey olona ny sakafo ataontsika amin'ny lahady zao an, fete de pere anie de inona no atao sakafon'i dada? ataovy anle matsirotsiro reny , de omeo ary ny re7e
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:06
2. Fiffi ( 14/06/2006 14:59)
tsy misy dada intsony eh! :(
3. nenipita ( 14/06/2006 15:11)
ary ny dadan'ny papoose e
4. tisera ( 14/06/2006 15:25)
:( hatraty io tsy manana dada io intsony fa ny rain-janako izao no hanaovako an'ilay tsaramaso sy hena na saosisy (mbola tsy haiko tsara! ) dia mi-crudités gasigasy : laisoa manta ,karoty,concombre , voatabia ets...t@ resaka fetin'ny reny no nahazoako an'io hevitra io ; fa raha izaho no any dago an! dia ilay succettes de crabes ireny + crevettes no ataoko entrée dia haingoina @ salade sy tomates ary avocat dia noho ny hatendan-kanina dia asiana maionezy kely é! Ny laoka atao kisoan-dronono laqué (misy sinoa fi-komandinay izay taloha an!) fa azo atao tsara ao an-trano ; raha mangatsiaka indray ny andro dia fruits de mer ihany fa atao gratin é! Dia ny nems sy sambos sy ny kk pizon atao bdb hohanina eo am-pijerena baolina , dé lasopy sinoa na tsok na vary amin'anana maivamaivana ny hariva!
5. Fiffi ( 14/06/2006 15:58)
nenipita: heu...
6. fiaritiana ( 14/06/2006 16:55)
tisera::miam::miam:
7. kally ( 14/06/2006 17:27)
Raha any Antananarivo aho dia trondro ngôda be be nofony sy hena kisoa saosy voatabia sy sakamalaho sy tongolo no ataoko.
Dia alohan'ny anombohana an'io anefa asiako karazan-tsalady kely izay tiana miaraka amin'ny tratran-gana ve ohatra, raha mangatsiatsiaka na manjombona ny andro dia lasopy na potage no ampidirana azy, dia faranako glace sauce chocolat.Na saika adino ny gâteau aroso miaraka amin'ny glace moa maninona?
8. tisera ( 14/06/2006 19:17)
raha aty frantsa i kally dia misy trondro atao hoe mulet : be nofo sady ngodangôda tsara mahasolo blakibasy: misy an'io raha vao grande surface fa ny tena mahatsara azy dia mora : eo @ 3,50€ - 4,50€ ny kg nefa ny daurade sy ny tilapia ( tsy lé congelé any @ sinoa )frais dia efa any @ 7€ raha mora . Azo endasina tsara ohatry ny manendy trondro any dago ireny io : tsy miraikitra , tsy mila lafarinoina nefa matsiro koa io ilay lafihina tehezan-kisoa +tongolo+voatabia dia atao nahandro gasy .
9. kally ( 15/06/2006 04:49)
Misaotra an'i Tisera fa saingy tsy any Frantsa aho. Tilapia ihany no tiako fa saingy tsy misy mivarotra aty aminay.:wink:
10. tisera ( 15/06/2006 05:03)
11. mamzelkely ( 15/06/2006 05:59)
ny ahy zao ny sakafo omena an papà inn re ee :roll: inn mo ny tena sakafo mba tiny hiihihhi kalou eritreretiko raims de lazaiko eto fa possible grtain angamba ;)
12. Noslid ( 15/06/2006 09:47)
Ny anay ny Dada nandositra ny adidiny ka inona no atao eo. Raha tsy hoe ny dadan'ny Joba angaha! Nefa lery toa masika be kle! Brrrrrrrrrrr:^):^):^):^)
13. xxx ( 15/06/2006 11:43)
Jambonneau atao nahandro gasy miaraka amin'ny tsaramaso ry reto ah! io atao laoka e!!!:miam::miam: asiana rougail kely fanampiny!!

Dia ny apéro sy ny tsakitsaky atao misimisy atao tsara!

Ny dessert glace na tiramisu!!!

Dia bonne fête daholo ny ray rehetra !!!

14. diamondra27 ( 15/06/2006 15:21)
raketo fotsiny ny apero sy ny tsaky d'efa faly izy , surtout ny lhl any dago hono

:evil:

15. Fiffi ( 15/06/2006 15:26)
raha zah aloha no andeha hanao sakafo de zao no hataoko an!
-entrée
Epinard+froamge à croque Mr enroulés dans la pâte feuillettée. :miam: fa hatao kely an! zaraina 8 ny pate feuillettée.
avy eo...

-Saumon ngeza be hatao farci , de ny farce jambon tetehina kely + mousse de saumon

-Pommes dauphine

Salade + fromage

Tiramisu dessert. :miam::miam::miam:
16. adidy ( 17/06/2006 16:14)
ny an'ny vadiko: ilay hors d'oeuvre mifangaro ovy karoty betterave asiana mayo ohatra ny any an-tanàna ireny! Dia ravitoto sy hene kisoa miaraka @ lasary voatabia! Ary miaraka misakafo aman'olona izahay dia hisy hanao massalé de poulet sy nem sy sambos (sinoa véritable ny hanao azy). Efa mikatroka izy ao! Hi hi hi!
17. Fiffi ( 18/06/2006 15:06)
:miam::miam::miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0808