Mitady namanaa gasy eto annemasse

1. bonnechance ( 14/06/2006 14:34)
Mba maniry hiserasera amina gasy mipetraka eto Annemasse aho e. Hafa ihany manko zany hoe mba mifanerasera amin'ny mpiray tanindrazana amin'ny tena zany. Dia miandry anao ary aho e. Mandrapihaona.
novalian'i xxx ny 07/07/2006 19:59
2. Fiffi ( 14/06/2006 15:06)
aiza kay io Annemasse io fa tsy mahay géo eh! :-D
3. kiali ( 14/06/2006 15:11)
akaikin'i annecy! sy genéve
4. Aino ( 14/06/2006 18:44)
Fiffi hihihi raha izaho koa aza mbola tsy naheno any izany!!

ary raha namana lavitra anga tsy mety?
5. hangaroo ( 15/06/2006 02:56)
Mety foana ka satria na lavitra aza ane afaka mifampitantara ny tsara sy ny ratsy foana e!fa ny tiako ho tenenina @ lay eto le hifampiantsoantsoana andavanandro le refa mba te hidelasser iny(tsy hifandany andro akory an!!!!).Tsy mazava tsara ny fomba niexprimerko azy aky a!!!
6. bonnechance ( 15/06/2006 03:31)
Marina zany.Tena mety tokoa na alavitra aza fa hafa ihany koa lay mifankahita mivantana mihitsy. tsy midika akory hoe tsy hifankahita mivantana isika na dia mifanalavitra aza satria raha mbola velona eto antany de possible foana izany.Ohatra hoe lay miaraka miorganiser zavatra, projet miaraka etc...e!
7. Fiffi ( 15/06/2006 03:56)
Aino: hihihhihi andao aloha isika hianatra géo kely an! :-D:-*:-*
8. tisera ( 15/06/2006 04:38)
:( lavitra be akia any aminareo bonnechance a! Mbô haiko mantsy hoe akaiky ny Lac léman é! Zà koa aloha tena tsy mahay ny pitsopitson'ny geo fa dia rehefa mijery meteo aho dia mba mitadidy oe iry any atsinmo ry any avaratra sns... Fa zà aloha mba te-hanao vakansy any an....:)
9. riam ( 15/06/2006 04:57)
izaho mahafantatra alona gasy ,famille 3 be izao no any.
10. Fiffi ( 15/06/2006 06:27)
hummm! nahazo namana 1 indray zany zahay sy Aino hiaraka aminay hianatra géo ! :-D:-D:-D
11. tisera ( 15/06/2006 07:25)
fiffi :-D:-D:-D
riam : dia mba ianao izany no manelanelana manao ny fifampahafantarana é!
12. toovs ( 15/06/2006 09:58)
raha ny fifanakalozana soratra ato no jerena de toa gentil daholo ny gasy aty andafy. nefa aller voir fa raha mifankahita amina gasy aty enao ka mba te hiresaka be de toa odiany fanina. Ny gasy sasany aty andafy de tena mpihatsara velatsihy fotsiny tsotra izao sady miavonavona. Ndrindra enao gasy vao tonga aty vet² zany ah, sahala ny misy areti-mifindra izany enao. atahorany sao de hangata-bola any aminy angamba ka ipitsipitsihany e.
13. booboo ( 15/06/2006 10:47)
toovs > ahoana no tsy ho gentil aby aby ny ato ? tôko mpinamana ange tsika aby ! non ?
14. bonnechance ( 16/06/2006 06:17)
Ie mpinamana daholo moa e
15. Fiffi ( 18/06/2006 13:36)
16. xxx ( 20/06/2006 19:41)
rehefa tsy mahita namana gasy ao annemasse ianao dia mankanesa ao grenoble fa izany daholo no ataon'ny ankizy gasy any annemasse e rehefa zoma hariva tongava eny amin'ny campus grenoble fa hitanao ao daholo ny fianakams, tsy manavaka koa ry zareo
17. Fiffi ( 20/06/2006 19:43)
humm! ho heritreretina indray ary io!:)
18. fijo ( 21/06/2006 18:30)
za hoany amin'ny asabotsy.
19. Zina ( 21/06/2006 18:38)
raha ny fifanakalozana soratra ato no jerena de toa gentil daholo ny gasy aty andafy. nefa aller voir fa raha mifankahita amina gasy aty enao ka mba te hiresaka be de toa odiany fanina. Ny gasy sasany aty andafy de tena mpihatsara velatsihy fotsiny tsotra izao sady miavonavona. Ndrindra enao gasy vao tonga aty vet² zany ah, sahala ny misy areti-mifindra izany enao. atahorany sao de hangata-bola any aminy angamba ka ipitsipitsihany e.


marina mihitsy zany ry toovs
20. xxx ( 23/06/2006 14:38)
ho aty grenoble ve fijo amin'ny sabotsy ??? alahady misy fety ao amin'ny arpej fa tongava hono e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1377