misao
1. marindra
(
15/06/2006 12:05)
Mitady fanaovana misao ze mahay o
Misaotra mialoha.
Misaotra mialoha.
répondu par mi le 26/07/2006 13:15
2. tisera
(
15/06/2006 12:31)
mety samy manana ny fanaovany azy fa ny ahy toy izao no mahazatra ahy :
-indraindray toto-kena fotsiny no ampiarahiko @ légumes , fa rehefa mba te-hiova kely : dia ovaiko crevettes sautées na koa côtes de porc marinées na nofon'akoho nendasina na tsa-siou dia nosilasilahina
- ireto ireo légumes ohatra: carottes: notetehina @ lavany (en lamelle) , brocoli na haricots vert , courgettes (mitovy @ karaoty) ,raha any dago dia asiako ti-sam : endasina miaraka @ tongolo oignons sy champignons noirs(efa voatetika koa rehefa avy nilona rano) ireo mandritry ny minitra vitsivitsy dia asiana saosy soja
- dia ampangotrahina vetivety fotsinyireny pate sinoa efa vita ireny dia afangaro @ ilay légumes sautées+ hena dia haingona tongolo maitso sy kotomila ary atody nendasina voatetitetika. Nuoc-mam sy sauce soja no ataoko sira . Dia hohanina !

3. Fiffi
(
15/06/2006 13:13)
http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=15696 http://perso.orange.fr/tchatcheuses/recettes/mixao.htm
4. fiaritiana
(
15/06/2006 17:49)
Lé enao manao azy mihitsy anie ry Fiffi no misy tsirony e! ohatra hoe nanao misao ianao tao an trano dé enao mihitsy no manazava azy! tsy haiko aloha @ sasany e!
Lé nataon i Fiffi mihitsy no tianay ho arahina e!
bizz

6. Fiffi
(
15/06/2006 20:07)
fiaritiana: zao ary an!
-pate jaune
-atody
-coriandre (persil sinoa)
-tongolo raviny
-poulet na henomby na hena-kisoa
-pousse de bambou
-choux de chine
-carotte
Hendasina ny hena (ny irey @ ireo) fa tetehana "emincées) . Kapohina ny atody , tetehana lavalava koh ohatran'ny hena.
Tetehana lavalava koa ny carotte sy ny choux de chine
Handrahoana ny paty , egoutena , de hafangaro @ daholo ireo ingrédients ireo . Tetehana koa ny persil sy ny tongolo de hafangaro alohan'ny handrosoana azy mba tsy ho masaka loatra.
-hendasina ny carotte sy ny choux de chine fa tsy hatao masaka loatra an! de hafangaro daholo avy eo.
-Tahak'izao aloha ny fanaovako azy an! de mazotoa homana eh!:)

9. Fiffi
(
16/06/2006 11:41)
fa zao fotsiny an! hendasina aloha ny atody @ voalohany , de halana , de io lapoaly io hiany no handenasana ny rehetra ka ny hena no hendasina farany , @ zay de tsy very mihintsy le tsiron-kanina.
12. boubounezy
(
30/06/2006 13:22)
pâtes jaune, nofon'akoho, nofo kiso, nofo na omby,crevettes,saucisse chinois trache, champignon noir, tisam chox chinois, courgettes, carottes, haricots vert, ciboulettes, coriandre, atody, sucre sel dé endaso tsy1 1 dé afangaroy dé vita:-P:-P:-P