mitady mpanjaitra mahay

1. nenipita ( 12/06/2006 07:05)
hono oa ry reto so de mba misy mahalala mpanjaityra mahay eto antananarivo renivohitra kay ianareo faz tena sahirana be mitsy za mitady mpanjaitra mahay fa le mpanjaitranay mantsy lasa nifindra any @ province de tsy mahita intsony za. Mba ampio re rey olona o de azavao tsara oe aiza ho aiza no misy ny tranony na ny num tel-ny . Misaotra an'izay vonona hanome e
novalian'i mmimi ny 25/07/2006 08:48
2. Fiffi ( 12/06/2006 07:34)
nenipita: andraso fa misy olona mpanjaitran'ny zokiko zay fa hiantso azy aho de lazaiko andry :)
3. nenipita ( 12/06/2006 07:38)
msotra akia Fiffi a , ndry koza tena namana fa tsy mirate mihitsy na amin'inona na inona manampy olona. De anontanio azy tsara an, bisous, coucou
4. Fiffi ( 12/06/2006 07:40)
:) :-*:-*:-*
5. Fiffi ( 12/06/2006 07:41)
nenipita: andefasako hafatra ndry rehefa avy eo fa hiantso azy zah zao.
Mba manampy ny namana akia an! :)
6. sipagasy ( 12/06/2006 08:23)
merciiii Fiffi
7. Fiffi ( 12/06/2006 08:58)
8. diamondra27 ( 12/06/2006 09:09)
de tsy misy mpanjaitra mahay mihitsy ve any sa misy condition hafa?

9. miranto ( 12/06/2006 09:27)
Ity misy mpanjaitrako, tena mahay izy io satria afa-po aho @ izay efa nataony, ary tsy vitan' izay fa izay mahita ny didinan-kanjoko koa miteny hoe tsara daholo,raha mahaliana anao de ity ny toerana misy azy fa tsy haiko fotsiny ny lot tranony na n° phone,
@ iny totobato n Ambavahady mitafo n' Ambanidia hiakatra hoany @ rova iny , de rehefa mahita fiangonana katolika enao de eo ampitan' io misy tranom-boky de ao le olona no mipetraka,Danie no anarany vhv fotsy2,
izay ankia fa raha ho any indry de mahazo fahafaham-po mo raha efa nahita de mirary soa an,
10. nenipita ( 12/06/2006 11:06)
hoy diamondra27
"de tsy misy mpanjaitra mahay mihitsy ve any sa misy condition hafa?"

Tsy mahita oa za mahita ihany fa tsy aiko na tsara zaitra izy na tsia fa tsy mahalala olona mpanjaitra amin'ilay mpanjatra io oa za
11. nenipita ( 12/06/2006 11:08)
Misotra akia miranto a aleo fa ndeha mba handeha ho any indray ary e.
12. Fiffi ( 12/06/2006 11:50)
nenipita: efa hitandry ny hafatra ve ? :):-*
13. doria ( 12/06/2006 15:58)
ao andravohangy ambony akaiky ny Akfm , eo amptan'ny le tanana misy letchi io misy mpanjaitra Saholy no anarany anontanio olona eo , io no mpanjaitrako tena mahay .Andramo so de mahasoa anao.
14. Aino ( 12/06/2006 17:00)
izaho nahay nandraitra be fa efa tsy tadidy tsony!! zany hoe tanana no tena hay fa le masine teo eo ihany, fa @ izao efa tsy mahay tsony!!
15. HESHA ( 13/06/2006 05:18)
Nenipita, tokony mba lazainao alou hoe aiza ho aiza ny faritra mety aminao.
Manahirana mantsy ny hiteny hoe any alarobia nefa ianao any andoharanofotsy ohatra.
Avy eo hita eo zay afaka manampy anao.
16. Fiffi ( 13/06/2006 07:13)
ie ! marina aloha io an! sao manko manjary mandeha lavitra be indray nefa sao de mety misy eo akaikikaiky ao ?
17. nenipita ( 13/06/2006 16:01)
ay! aty µAmbohipo akia za no mipetraka a. ary le hoe Saholy ve ry doria tsy misy num phone? azafady an!
18. Fiffi ( 13/06/2006 19:10)
nenipita: hitandry ve le hafatra nalefako andry ?
19. tisera ( 14/06/2006 05:13)
fa mba ohatrinona tokoa r'ireto izao ny fanjairana any Tàna ? Ohatra hoe : pataloha ohatrinona dia raha +veste ohatrinona , jupe etc....
20. nenipita ( 14/06/2006 14:36)
hitako akia le hafatra anlefnadry ry Fiffi fa merci de merci amin'ny fanampiana ny akama e, ary ny andry aiza no mamapanjaitra e, tsy aleo aty Dago,sa aona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3372