Fihaonana namana: Dago

1. Angie ( 13/06/2006 11:42)
Miarahaba ampitsikina :D

maninona moa ny namana Dago raha mba manao fihaonana mifannaraka @ aty Rome ohatra e ny 5 Aout manao dance... dia avy eo isika mba mifampiantso samy eo @ fety, mba toy ny hoe andro natao hifalian'ny rehetra io zany e.
:D
novalian'i ftma ny 19/07/2006 06:25
2. Fiffi ( 13/06/2006 11:55)
hummmm! tena hevitra manja be zany an! :) de miantso de samy mikotaba ao ! humm hihihih tsy ratsy an!
3. soanja ( 13/06/2006 12:19)
Inay ania aho hanananelatra mba ho any. Sambatry nareo e.
4. Herimiafina ( 13/06/2006 14:28)
Hevitra mety izany kah, miankina amindry zareo ao Dago ihany aloha e! Sady manao fety faramparany alohan'ny fidirana mianatra.
5. serena ( 14/06/2006 10:38)
Eny ho aho mba mahafinaritra rh mba asiana ny aty @ntsika fa isika ve ho any italy dia ahoana izany
6. bellla ( 14/06/2006 11:41)
De aiza zany no hatao e! Tena mety mihitsy zany ka.Amin'izay samy miara-mifaly e!
7. Aino ( 14/06/2006 14:02)
Angie ny ahy indray anky ny tiako de mba any @ aout any na voalohany septembre fa tena tsy mbola nahatratra azy io mihintsy manko aho ity nefa mba te ande!!
8. niny ( 17/06/2006 09:59)
Tsy ratsy ilay hevitra fa ny fananterahana aza no mila fiomanana matotra
9. Fiffi ( 18/06/2006 14:20)
toa misy ny mpikarakara ny fihaonan'ny namana any dago kah! efa hitako irei sary rehetra t@ famolen-kazo
10. Fiffi ( 18/06/2006 14:20)
fambolena hazo :)
11. Angie ( 19/06/2006 07:27)

Toa mbola dodo doly lay namana dago fa tsy misy taitsa kou efa tonga any @ zareo aloha ny hevitra fa dia miandry zay masaka zay.

:-*
12. Samoana ( 19/06/2006 12:32)
Angie/ Mangitsy ny ririnina de mbola mikobokobona anaty bodofotsy daholo angamba ny akama any e !:lol:
13. Angie ( 20/06/2006 05:55)

tss mety mbola somokotra @ lay 25 juin kou angamba kah, iny zao no mba tena tiako ho hita marina fa indrisy mantsy.

14. sasa ( 22/06/2006 05:13)

Angie hi hihihih aleo ravatorano sy glou no tsara resahana amin'io izy mitsam ireny koa anie tsy d mandalo forum matetika e! fa azo atao aloha le izy fa miankina amin'ny ankizy ihany d ho hita eo
15. naritsimba ( 22/06/2006 05:34)
hahita an'i Aino @ zay zany zà!
16. lolokely ( 10/07/2006 09:57)
salut nareo an!
hevitra mety mihitsy izany.
Mila omanina mialoha,sady aleo aty Dago no atao e! aty an-tanidrazana no milay e!
17. cherinah ( 12/07/2006 08:11)
Zà ôtry ny mahita volana alohan'ny biby fa marina sa tsy marina ny siosion-dresaka henoko oe ho avy aty aminay aty Tamatave ny namana dago avy any Tananarivo ? hé hé hé milay raha marina io an!:^):/:P
18. cherinah ( 12/07/2006 08:17)
eritreritra nandalo io Angie aaa de faniriana koa satria betsaka ny namana mpikambana ato aty aminay.
19. adidy ( 13/07/2006 07:34)
Za aloha faly raha mahita ny namana any Dago satria ho any mi-août e!!
20. sarobidy ( 18/07/2006 10:30)
de aôna tokou e ,zà koa no mitsinjaka voalohany ra aty tamatave tokotrany le izy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8613