te haita sy hahalala

1. rnjak ( 09/06/2006 10:05)
:D nahona daholo zao ry zareo a! tena efa ela be za no nitady akama fa tsy nahita ka sao de mba misy mahita ho anahy any ho any fa tsy maninona nge na :-*lela na:* vevavy fa mety daholo eh! de mirary soa sy fafinaretana ho anareo mpiserasera rehetra any madagascar zakony:D

novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 06:48
2. Herimiafina ( 09/06/2006 16:19)
Izy daholo retsy ireo an! :-*
3. Fiffi ( 10/06/2006 05:50)
tonga soa rnjak ! Izy daholo arak'io nolazain'i Herimiafina io fa aza misalasala de mazotoa mi-forum :) :-*
4. tisera ( 10/06/2006 16:07)
tonga soa rnjak! dia mirary anao hahazo namana marobe ato fa izy daholo isika ato . :D:-*:-*
5. Fiffi ( 11/06/2006 05:52)
6. MTN ( 11/06/2006 11:27)
mampiresaha koa ao amin'ny chat e
7. avolenta ( 11/06/2006 12:51)
feno namana be ao ry rnjak an! sady reo ko mitady namana otranao daolo. Ho leo ary enao ny farany fa ho hitanao eo ihany mo. ato zavatra mifanalazy be taknina.
8. Fiffi ( 11/06/2006 13:37)
avolenta: zany ve ? mety hoe ho leo ?
9. avolenta ( 11/06/2006 14:29)
Fiffi:

avolenta: zany ve ? mety hoe ho leo ?

f'hita fa zany mintsy ko, mba asio miditra chat kely izy ahitany an'zany fa tsy tonga tefone tsy telfone ny miandry azy ao.
Mba midira chat nge ry rnjak é

10. arson ( 13/06/2006 11:17)
salut!tonga soa eto @ sera2 enao rnjak.za koa anie mitady namana toa anao zao e na lahy zany na vavy.fa ra vavy alo de an an an fa ra lahy de atao akama be fotsiny sa tsy izany ry fiffi a!
:lol::lol::lol:
11. Fiffi ( 15/06/2006 06:35)
arson: anjekaky oooo :{:{:{ de tsy mba hanana namana vavy mihintsy ve zany ?
12. arson ( 19/06/2006 11:21)
an3!mety hanana iany ka.anjemanitso!zany eritreritrao kosa ry fiffi!enao an!:lol::lol::lol:
13. Fiffi ( 19/06/2006 12:14)
arson: ountsss ! koh enao nanoratra hoe "fa ra vavy alo de an an an fa ra lahy de atao akama be fotsiny"
14. arson ( 20/06/2006 06:16)
ary enao toa otrany mataotra be milaza anio? Za anie tsy haninona anao e!:oops::oops::oops::-D:-D:-D
15. Fiffi ( 20/06/2006 19:49)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. arson ( 21/06/2006 05:37)
:{:{:{:{:{
17. sarobidy ( 17/08/2006 06:48)
zà rangah tonga de paré aaaa,vonona ny ho namanao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4574