FITONDRATENA MANAHIRANA NA NY TENANY NA NY BESINIMARO!!

1. xxx ( 09/06/2006 21:41)
Miarahaba e,

Asa ianareo na mba miray hevitra amiko fa misy hoà olona dia tena ampijalian'io fialonana io, hany ka na dia zavatra fantatra, na hananana, dia lasa mandainga ny olona na manafina mba tsy hahatonga ny fialonan'ny hafa.

Ary maninona indray raha mba ireo olona be fialonana ireo no hatao fay @ toetrany sy MBA HIOVANY (satria efa fantatra tsotra izao fa ratsy ny manana toetra fialonana!) , ka mba samy miezaka ny mihaina "ara-dalàna" daholo ny rehetra, izany hoe tsy manafina na mandainga (oh: ol manana bacc+ 5 dia mody miteny hoe bepc) satria manko toa very ilay "fahalalahana" fa voatery handainga sy hanafina foana ve noho ireo "ratsy toetra"???!

novalian'i vale ny 27/06/2006 12:49
2. Herimiafina ( 09/06/2006 22:18)
Tiavo retsy izy de resaho ampitiavana an!
Mba manara-damaody fotsiny anie izy e!
izy koa mba mizwesta hoe: jereo ity zaho modesta be, tehafo!
na hoe jereo ity zaho fa manetry tena be, mila deraina kely! hehehehe:-D
3. Fiffi ( 10/06/2006 11:44)
xxx: ka raha mba tsy tiany aza ny milaza fa manana bac+5 izy , heu...tsy hitako zay olana ? raha toa ka mandainga @ io raha @ fitadiavany asa de mety hoe tena ho ratsy , fa raha kosa ary ka mba tsy te-hisehoseho izy hoe manana an'io aho , de ratsy toetra ve zany ?
4. Herimiafina ( 10/06/2006 12:01)
Tsy ny namanao no hifaninananao fa ny tsara vitanao omaly!

Saingy indrisy fa ny toe-tsaina toy izao dia matanjaka kokoa any amin'ireo tany voazanaka rehetra.
Ara-psycholojika dia misy ifandraisany bebe amin,ny opréssion sy ny tahotra fahiny niainan'ireo razambe ka nampitainy amin'ny taranaka, ny fitiavana hioitra amin'ny tsindry hazo lena, hany ka lasa samy maka ho azy avokoa ary mifamingampingana sisa no azony hatao rehefa hitany fa incapable izy ny hioitra amin'ny fomba hafa ankoatr'izay.

Amin'ny psychologie dia Nevrosé no iantsoana an'izay. ireo karazana olona nahita faisana tamin'ny fiainany, niaian anaty tahotra, repression, reprimande, ary battu, hany ka mamerina ny nahazo azy amin'ireo olona mpiara-belona aminy sy tiany.
5. lapino ( 10/06/2006 12:09)
xxx, mahità tsirony amin'ny fahaizana miseho milay e! ;)
Fa tsy misy maharatsy azy hoà ny miseho milay! ;)
6. xxx ( 10/06/2006 12:43)
Fiffi:

xxx: ka raha mba tsy tiany aza ny milaza fa manana bac+5 izy , heu...tsy hitako zay olana ? raha toa ka mandainga @ io raha @ fitadiavany asa de mety hoe tena ho ratsy , fa raha kosa ary ka mba tsy te-hisehoseho izy hoe manana an'io aho , de ratsy toetra ve zany ?
fiffi an, tsy hitako izay mahatonga anao hieritreritra hoe "misehoseho" ilay olona manana io diploma io (ny oh eto an)raha milaza izay hananany izy toy ny eto @ ity site ity izao le mameno ny mombamomba,(hafa indray kosa ny hoe milaza tsy nanontaniana:-D) ,fa raha izaho manokana aloha dia TSY TE HAHALALA izay olona "ratsy saina" any e, rehefa litika izy dia raharaha tadiaviny ny azy :lol::lol::lol::-D


7. xxx ( 10/06/2006 12:49)
lapino:

xxx, mahità tsirony amin'ny fahaizana miseho milay e! ;)
Fa tsy misy maharatsy azy hoà ny miseho milay! ;)
hahahahaha, lapino, tsy azonao izany ilay resako eo ambony io e, omeko ohatra ary enao: ao @ mombamomba izao dia betsaka ny manisy hoe diploma CEPE 8O dia mba manontany tena aho hoe tsy hitako izay hanaovany an'izany raha izaho aloha e, satria tonga izy dia mieritreritra hoe mety hisy hialona:roll: na lazain'ny sasany fa miseho milay:-D

Raha milaza tsy anontaniana kosa moa izy dia azoko atao fa miseho milay izany ilay olona :wink:


8. xxx ( 10/06/2006 12:52)
Herimiafina:

Tiavo retsy izy de resaho ampitiavana an!
Mba manara-damaody fotsiny anie izy e!
izy koa mba mizwesta hoe: jereo ity zaho modesta be, tehafo!
na hoe jereo ity zaho fa manetry tena be, mila deraina kely! hehehehe:-D
ihihihihi:-*


9. Fiffi ( 10/06/2006 12:53)
aleo ary havadika indray le resaka! ny fialonana: ok ! mazava tsara zany hoe aleo mandainga mba tsy hisian'ny fialonana ? heu...fa nahoana no handainga ary ? raha hialona ireny olona ireny , izy hiany no hararirary eo fa tsy hitako zay handengaina , du moment hoe tsy misehoseho fa manam-pahaizana heu..bac+5 ? raha manana bac+5 ohatra zah ! heu..:-D:-D andraso fa handaingako i xxx hoe an3 akia an ! BEPC fotsiny no hananako ve ? :-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 10/06/2006 12:57)
Ny ao antsaina ihany no mitondra an'io!
Misy mantsy olona mahatsiaro tena exclu foana : dia rehefa mba mahazo kely de midedaka koa e!

fa rehefa sedrain'ny olana ny olombelona dia tsy de miraharaha izay, tratran'ny rythme ny fiainana dia tsy dai mivaky loha loatra na manana ianao na tsy manana.

Ny tany mahantra mantsy samy mahantra daholo homogène de izay no mahatonga le perception isankarazany mipoitra.

vao resaka harena sy fahaizana io fa ny ahy ny olako dia ilay liberté d'expréssion.

Tsy afaka mi-s'exprime librement intsony fa lazain'ny sasany fa manenjika na manindry azy foana.

Raha milaza aho ohatra hoe "ratsy ny fijangajangana fa ialao lavitra".Avy hatrany dia misy mivatravatra mamely directa hoe "iza no lazain'ilay alika ity fa mijangajanga".

Efa be loatra ny perception sy ny interprétation hany ka manahirana ny miresaka amin'ny olona sasany indraindray.



11. xxx ( 10/06/2006 13:00)
Herimiafina:

Tsy ny namanao no hifaninananao fa ny tsara vitanao omaly!

Saingy indrisy fa ny toe-tsaina toy izao dia matanjaka kokoa any amin'ireo tany voazanaka rehetra.
Ara-psycholojika dia misy ifandraisany bebe amin,ny opréssion sy ny tahotra fahiny niainan'ireo razambe ka nampitainy amin'ny taranaka, ny fitiavana hioitra amin'ny tsindry hazo lena, hany ka lasa samy maka ho azy avokoa ary mifamingampingana sisa no azony hatao rehefa hitany fa incapable izy ny hioitra amin'ny fomba hafa ankoatr'izay.

Amin'ny psychologie dia Nevrosé no iantsoana an'izay. ireo karazana olona nahita faisana tamin'ny fiainany, niaian anaty tahotra, repression, reprimande, ary battu, hany ka mamerina ny nahazo azy amin'ireo olona mpiara-belona aminy sy tiany.


hummmmm, mampieritreritra!!!! , dia noho ny fahantrana tokoa ve (any @ tany andalam-pandrosoana: afrika, ets...) no matetika hitrangan'izany fihetsika izany . mety ho marina tokoa satria raha ny aty ivelany izao tsy mba misy olona mody manafinafina izany fa hoe sao dia ataon'ny olona hoe miseho milay na hisy hialona:wink:

12. Fiffi ( 10/06/2006 13:03)
tiako ho fantatra fotsiny hoe iza i xxx io alohan'ny handaingako aminy an! :-D

Herimiafina: hummm ! mampiheritreritra an'le hiran'i Bessa hoe " aza manao an'izany " ireo nolazainao ireo an!
13. vale ( 10/06/2006 13:06)
Fiffi:

aleo ary havadika indray le resaka! ny fialonana: ok ! mazava tsara zany hoe aleo mandainga mba tsy hisian'ny fialonana ? heu...fa nahoana no handainga ary ? raha hialona ireny olona ireny , izy hiany no hararirary eo fa tsy hitako zay handengaina , du moment hoe tsy misehoseho fa manam-pahaizana heu..bac+5 ? raha manana bac+5 ohatra zah ! heu..:-D:-D andraso fa handaingako i xxx hoe an3 akia an ! BEPC fotsiny no hananako ve ? :-D:-D:-D:-D
fiffi::-D:-D:-D:*


14. Herimiafina ( 10/06/2006 13:08)
Io retsy ny fototry ny zarazarao hanjakana an!
Ampiadiana avokoa ny antokon'olona iray mba tsy hisy hevitar sy fanohanana hijoro intsony ka tsy hahataka-davitra.

Jereo ny nanaovan'ny amerikana ny antokon-dry Malcolm X sy ry martin Luther King e! rehefa tiany ho ravana dia nampidiriny ny guerre des chefs entre mainty (mirohatra ho sefo avokoa)dia izy samy izy ihany no mifamono avy eo e!
15. vale ( 10/06/2006 13:11)
hoy i herimiafina: "vao misy miteny ftsn hoe mijangajanga dia misy rombotra be miteny hoe iza no lazain'ity fa mijangajanga?" hihihihihihi :-D:-D:-D:-Dhihihihihihihihih, tsy resaka suscéptibilité ve izany?:roll: sa?:)
16. vale ( 10/06/2006 13:17)
HM: mitovy ihany io r'sé à:wink:, satria rehefa voatery handainga le olona na hanafina dia very ny "liberté"ny na @ firesahana izany na,,,,,,,,,,,,,
17. vale ( 10/06/2006 13:19)
Fiffi:

tiako ho fantatra fotsiny hoe iza i xxx io alohan'ny handaingako aminy an! :-D

Herimiafina: hummm ! mampiheritreritra an'le hiran'i Bessa hoe " aza manao an'izany " ireo nolazainao ireo an!
fiffi::-D:-D:-D:-D


18. Fiffi ( 10/06/2006 16:04)
vale: sa tiandry handainga @ ndry koh zah ? :-D:-D:-D
19. vale ( 10/06/2006 17:35)
ie, mandaingadenga eo nge njy fa fantatso fôna :P,hihihihihihihihihihih
20. pissoa ( 10/06/2006 17:48)
xxx:
omeko ohatra ary enao: ao @ mombamomba izao dia betsaka ny manisy hoe diploma CEPE 8O dia mba manontany tena aho hoe tsy hitako izay hanaovany an'izany raha izaho aloha e, satria tonga izy dia mieritreritra hoe mety hisy hialona:roll: na lazain'ny sasany fa miseho milay:-D

Dia ny olona mety ho "mialona" (izay tsy tena siora akory) ve no faizina amin'izany fa tsy ilay manana complexe hoe sao dia ataon'ny olona an'izao na izao ... (mitsaratsara olona be fahatany) :roll:
lapino:

xxx, mahità tsirony amin'ny fahaizana miseho milay e! ;)
Fa tsy misy maharatsy azy hoà ny miseho milay! ;)
Hihihi, miseho milay indray elah an :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3754