FITONDRATENA MANAHIRANA NA NY TENANY NA NY BESINIMARO!!

61. xxx ( 12/06/2006 20:44)
herimiafina> hoy ianao hoe rehefa hitanao fa tsy manitsakitsaka ny hafa.
Ka sarotra be ny haminavinana hoe ho voahitsakitsaka ve ny "hafa":x?
62. Herimiafina ( 12/06/2006 20:48)
Ka sarotra mihintsy iny satria any andohan'ny olona any no mitranga izay zavatra izay kah, de anjaranao no somary miteny kely hoe: "tsy hoe mizesta izaho fa...." dia kaopy izy e! Raha tsy kaopy amin'iny izy de vomanga be.

Fa izany eo ihany fa tena ohatry ny mialona anao izany hoa zah ry xxx an!
63. xxx ( 12/06/2006 20:53)
Herimiafina:

Tena ohatry ny mialona be izany hoa izaho e, marary mihintsy ny foko fa manao xxx ndry! Mialona mintsy zah e!
herimiafina::-D efa hoe ny xxx sady lahy no vavy:P:P


64. Herimiafina ( 12/06/2006 20:57)
ka izay mihintsy no mampialona ahy eo kah, mizesta njy hoe sady tsy lahy no tsy vavy, vonjeo re rey olona fa tsy tantiko ny mahita an'io an! ory hava-manana be izaho e! :-D
65. xxx ( 12/06/2006 21:01)
Herimiafina:

Ka sarotra mihintsy iny satria any andohan'ny olona any no mitranga izay zavatra izay kah, de anjaranao no somary miteny kely hoe: "tsy hoe mizesta izaho fa...." dia kaopy izy e! Raha tsy kaopy amin'iny izy de vomanga be.

Fa izany eo ihany fa tena ohatry ny mialona anao izany hoa zah ry xxx an!
dia ohatry ny mahina izany raha hiteny hoe "tsy hoe mizesta zaho" sa aleo hampiharina marina dia zay lalany lalany any!
ary aza be fialonana :P:P toy io fa zaho aza kanosa velona tsy miseho masoandro:oops:, tsy mba mangoraka:-$:-D


66. Herimiafina ( 12/06/2006 21:07)
Tena vao maika izaho mialona mafy mihintsy klé. mi-zesta indray re i xxx hoe kanosa velona tsy miseho masoandro, fidiny ho anay angaha ny miseho masoandro hehe=))
67. xxx ( 12/06/2006 21:07)
Herimiafina:

ka izay mihintsy no mampialona ahy eo kah, mizesta njy hoe sady tsy lahy no tsy vavy, vonjeo re rey olona fa tsy tantiko ny mahita an'io an! ory hava-manana be izaho e! :-D
sady tsy lahy no tsy vavy izany ho'ah tsy atao njy:P:P ; de aza miteniteny foana koa fa chhhh:x


68. Herimiafina ( 12/06/2006 21:09)
Ary njy anagaha tsy mahita tory e? isika sy njy irery anie izao no eto amin'ny serasera e! :-D
69. xxx ( 12/06/2006 21:13)
[quote=Herimiafina]
Tena vao maika izaho mialona mafy mihintsy klé. mi-zesta indray re i xxx hoe kanosa velona tsy miseho masoandro, fidiny ho anay angaha ny miseho masoandro hehe=))
[/quote adaladala ts:-D:-D=))


70. Herimiafina ( 12/06/2006 21:14)
Zava-misy anie retsy izany e! Zavatra tsy ampoizinao izany mihintsy dia ampy ialonan'ny olona e!
Ohatra poit noir, tandra, eny fa na loha-nono somary lavalava aza de efa misy mialona, hehehehe=))=))
71. xxx ( 12/06/2006 21:19)
Herimiafina:

Ary njy anagaha tsy mahita tory e? isika sy njy irery anie izao no eto amin'ny serasera e! :-D
ka mangatsiaka zaho:x olona be de be ao ireo fa tsy te hamaly fotsiny angamba!


72. Herimiafina ( 12/06/2006 21:22)
Any amin'ny karajia daholo ireo kah! :-*
73. xxx ( 12/06/2006 21:22)
Herimiafina:

Zava-misy anie retsy izany e! Zavatra tsy ampoizinao izany mihintsy dia ampy ialonan'ny olona e!
Ohatra poit noir, tandra, eny fa na loha-nono somary lavalava aza de efa misy mialona, hehehehe=))=))
hihihi:-D=))=)), ndeha matory fa tsss:-D:-D


74. Herimiafina ( 12/06/2006 21:23)
Andro vao amin'ny efatra hariva io kou andeha hatory ho aiza retsy, mafy refa aty amin'ny andrefana indrindra e! hehehehe:-D
75. xxx ( 12/06/2006 21:27)
Herimiafina:

Any amin'ny karajia daholo ireo kah! :-*
hay ve!:}


76. Herimiafina ( 12/06/2006 21:31)
Mba iza ary i xxx e? Mipotarha kely indrepa fotsiny hoe ho hitako de afaka misitrika amin'izay avy eo! :-*
77. xxx ( 12/06/2006 21:32)
Herimiafina:

Andro vao amin'ny efatra hariva io kou andeha hatory ho aiza retsy, mafy refa aty amin'ny andrefana indrindra e! hehehehe:-D
mafy ahoana koa :?: de andeha mi-gouter zany koa!:) laozanao mandrangitra ahy eto fotsiny:P


78. Herimiafina ( 12/06/2006 21:34)
Ka mafy kah, tsy manaraka ny leran'ny daholobe, sady aty amin'ny dezertika no sady frizy be!
Le gouter angamba efa vita fa leran'ny labiera izao! hehehe:-D
79. xxx ( 12/06/2006 21:38)
Herimiafina:

Mba iza ary i xxx e? Mipotarha kely indrepa fotsiny hoe ho hitako de afaka misitrika amin'izay avy eo! :-*
bi-sexe ho'ah:P , sady tsy masahy miseho masoandro 8)
de raha vo mipoitra ve de tsy tezitra tsony ny mpamaly sasany? an3 aleo amin'izao ihany ka!:-*


80. xxx ( 12/06/2006 21:42)
Herimiafina:

Ka mafy kah, tsy manaraka ny leran'ny daholobe, sady aty amin'ny dezertika no sady frizy be!
Le gouter angamba efa vita fa leran'ny labiera izao! hehehe:-D
ok! hihihi,aiza koa no hisy labiera any @ dezera? dia aza mihinan-drery fa mba handefsao eto za, glo,glo,glo!:}


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3163