FITONDRATENA MANAHIRANA NA NY TENANY NA NY BESINIMARO!!
41. cutie
(
11/06/2006 19:49)
za tsy mahita havaly, efa toetran'olombelona io, hita eny foana.
Samia miezaka manova ny toetrany :P
Samia miezaka manova ny toetrany :P
42. xxx
(
11/06/2006 19:53)
pissoa sy i Fiffi> ianareo mitaky resaka milamina anefa ianareo aviavy fitotona be, dia aleoko mangina:!: sao dia lasa tsy fifanankalozan-kevitra intsony ka mahamenatr'olona :oops: ,na dia manao "anonyme" aza ny tenanay:!:
43. Fiffi
(
11/06/2006 20:02)
xxx: an3 kosa an! tsy hoe tezitra aminao aho sanatria fa jereo kely ange le fomba famalianao eh ? fa mandray an-tendrony ahoana koh zah zany ? ka mba mamaly ary koh ! de jereo indray ary fa lazainao fa tsy ilaina intsony i Herimiafina hamaly fa aleo ny hafa indray , wadrayyy ! fa ahoana aza zany ?
Sa ve rehefa namaly indray mandeha de ampy zay ? Raha izany de heu...ok !
Sa ve rehefa namaly indray mandeha de ampy zay ? Raha izany de heu...ok !
44. xxx
(
11/06/2006 20:03)
Herimiafina:tsy mahazo resaka izany ianao!
Avereno hazavaina ary hoe inona ilay hevitr'i toi ry xxx an! mety tsy azon'ny ankizy anie le resaka e!
Ny ahy izao ny hevitro dia lasa manambany tena tsy fidiny ny olona fa matahotra fanenjehana e!
hafa mantsy ny atao hoe manambany tena sy ny hoe manetry tena amiko, tsy mitovy mihintsy.
manetry tena=savoir rester à sa place.
manambany tena= mandainga milaza tsy manana nefa manana.
hovaiko indray ary e:
manjary "MIHAFIHAFY " sy mahatsiaro ho "VERY LIBERTE" satria lasa matahoatra hoe sao dia hanafintohana olona indray raha manambara zavatra toy izao, na manao zavatra toy izao! tsy hitako intsony izay hanazavàna ankoatran'ioe!! ireo zavatra hazavaino ireo tsy misy azoko fa ny tiako mba hanontaniana ho aho raha misy olona mba mieritreritra toa ahy hoe andao rangahy tsy hanafinafina izany na handainga (le diploma ny oh eto!) fa raha izaho manokana manko tsy zatra an'ireo toetra ireo, kanefa rehefa hitako fa mandratra na mmiteraka fialonana8O ho an'ny sasany dia mba lasa nanafinafina sy nandainga koa aho , ary mahatsiaro mijaly satria izaho dia olona efa zatra mihaina an-kalalahana fa tsy tia mamorona izany:!:
nefa moa arakiny ny voalazan'i cutie:wink:hoe: manahirana ny miaina dia anjarako indray ny mifidy "olona" na "namana" mitovy fisainana amiko mba tsy handreraka ahy:!: izay no hitako vahaolana mety:!::!:
45. Fiffi
(
11/06/2006 20:06)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
46. cutie
(
11/06/2006 20:08)
nefa moa arakiny ny voalazan'i cutiehoe: manahirana ny miaina dia anjarako indray ny mifidy "olona" na "namana" mitovy fisainana amiko mba tsy handreraka ahy izay no hitako vahaolana mety
de zay zany fidio ny namana:wink:
47. xxx
(
11/06/2006 20:22)
Herimiafina::wink:mazava kah:}
xxx:
hitako izao fa vitsy ny manohana ilay hevitro, tsy mahagaga,hahahahahahahahahaha
herimiafina> ny mba fijeriko indray nefa dia misy @ olona izay mpialona dia te ho izy irery ihany no hahalala zavatra sy hanan-javatra(vola,sns..)ka raha mahita fa manana (fahaizana, vola,sns)ny sasany dia tsy tantiny, izy @io nefa manana noho ireo "sasany" ireo an:o
Ka io ilay guerre des chefs noteneniko kah.
Rehefa nevrosé dia te ho lohany avokoa, avoaka daholo izao source de pouvoir sy prstige kely hananana izao mba entina hi-depasser-na ny sasany.
Rehefa nevrosé dia tena tsy mahatanty mihintsy hoe misy mi-depasse ka na hamingana na rehefa incapable dia ny hanaratsy, sns.
Misy izao karazan'olona mopialona rehefa mifanerasera ka mahita defaut any aminao dia asiany loupe iny ary aparitany.
Ary matetika zavatra tsy ampoizinao izany no avoakany an, ohatra: mitongilana ny kirarony, na koa hoe iny sipa iny anie kay efa nanala zaza, sns e.
izay ilay fandehanjavatra.
rehefa maharikoriko azy ny succes hananan'ny olona iray dia hiezaka izy hitrandraka sy hanao ankety ny karazana defaut entiny hanimbana ny image-n'iny olona iny.
48. soanja
(
11/06/2006 22:48)
Very tanteraka amin'ilay ady hevitra aho. Cool daholo o. :-*:-*:-* Tsy maninona izany xxx a, safidy daholo ny fiainana. Misy ny tsy te hilaza ny marina satria matahotra sao hialonan'ny hafa. Ny ahy indray hoe inona no atahorana, ny hafa hafa ihany, izaho zaho ihany. Raha tsoriko ny hevitro dia hoe controler-ny hafa ny fiainako raha handainga ny zavamarina momba ahy noho ny hafa. Dia iza no perte izaho ihany. Tsy mahazo an'i Soanja indray io farany io. Fa tena marina anefa ny resakao misy karazan'olona miaina amin'ny hevitry ny hafa momba azy ary matahotra ny hailikilika. Saingy eto aho milaza aminao fa ny marina tsy maty.
49. xxx
(
12/06/2006 10:32)
:-* Soanja! misaotra betsaka, fa mba hianatra ny fomba fitondran-tenanao aho (raha azoko tsara dia hoe tsy mijery izay interprétation 'ny olona! fa io koa no niainako hatrizay , azo lazaina hoe miteny tsisy arrière pensée nefa toa manahirana am fiaraha-monina fa raha nandinika aho dia hiezaka hatanjan-tsaina tsara ka hiverina am ny toetrako fahiny8)8)8):}
50. Fiffi
(
12/06/2006 12:17)
Raha zah aloha de : heu...tena tsy hitako zay hanafenako ohatra hoe (ny fahaizako na diploma) rehefa tsy mirehareha fotsiny zah hoe zao no hananako na hoe tahak'izao aho , na ny fahaizako de mandry ny heritreritro.
Zany hoe mampalahelo raha toa ka lasa misy fialonana ny fananan'ny hafa ka andeha hitarika azy handainga .
51. soanja
(
12/06/2006 12:37)
xxx:
:-* Soanja! misaotra betsaka, fa mba hianatra ny fomba fitondran-tenanao aho (raha azoko tsara dia hoe tsy mijery izay interprétation 'ny olona! fa io koa no niainako hatrizay , azo lazaina hoe miteny tsisy arrière pensée nefa toa manahirana am fiaraha-monina fa raha nandinika aho dia hiezaka hatanjan-tsaina tsara ka hiverina am ny toetrako fahiny8)8)8):}
xxxx :-*:-*:-* Mazotoa amin'zay rehetra atao. Miaina tsara fotsiny ary dinihina tsara daholo hoe mety amiko ve ity. Tsy hanimba ny hoaviko sy ny manodidina ahy ve ity zavatra ataoko ity sns... Safidy daholo ny fiainana matetika. Ary farany dia manaova conversation directe amin'Andriamanitra hoe mety amiko ve ity, afaka hamaly anao izy satria izy ny fahendrena. Ankaotr'izay eto isika amin'ny serasera samy hanome ny heviny dia mifidy eo hoe inona ny mety amiko amin'ireto hevitra ireto. Ianao maha ianao anao maha manja anao. 8)8)8):-*:-*:-*
52. Herimiafina
(
12/06/2006 12:59)
Io izay mety aminao sy mahasoa nao hatao rehefa hitanao fa tsy manitsakitsaka ny hafa e!
Misy mantsy anie olona rehefa miteny zavatra iray dia tena miheritreritra ny hanindry anao mihintsy tokoa ny ao antsainy e. Misy kao anefa ireo honnette koka miteny ampahantsorana mizara hafaliana tsy miheritreritra ninon'inona.
Ny zavatra hitako ny olona tena akaiky anao no manana io comportement compétitive aminao io, ao ampianarana, eo anivon'ny maha-mpinamana, sns.
Misy amin'izy ireny kosa tena mizara ny hafaliany aminao, fa misy indray kosa ireo matahotra ny tsy hotiavinao sy hajainao angamba ka ny fideraderana no heritreretiny hoe prix hahazoana anao ho namana.
Fa io, "tu n'as de comptes à rendre à personne", ny "fiaiananao izahy no tokony heritreretinao nefa eo anivon'ny fiaraha-monina".
Franchement, rehefa misaina tahak'izay ianao dai na hisy hanompa aza mety tsy dia taitra intsony. Jreo ihany koa aloha le miteny manaratsy araha ny reine d'Angleterre mants diamety harary ihany ny fo.
Misy mantsy anie olona rehefa miteny zavatra iray dia tena miheritreritra ny hanindry anao mihintsy tokoa ny ao antsainy e. Misy kao anefa ireo honnette koka miteny ampahantsorana mizara hafaliana tsy miheritreritra ninon'inona.
Ny zavatra hitako ny olona tena akaiky anao no manana io comportement compétitive aminao io, ao ampianarana, eo anivon'ny maha-mpinamana, sns.
Misy amin'izy ireny kosa tena mizara ny hafaliany aminao, fa misy indray kosa ireo matahotra ny tsy hotiavinao sy hajainao angamba ka ny fideraderana no heritreretiny hoe prix hahazoana anao ho namana.
Fa io, "tu n'as de comptes à rendre à personne", ny "fiaiananao izahy no tokony heritreretinao nefa eo anivon'ny fiaraha-monina".
Franchement, rehefa misaina tahak'izay ianao dai na hisy hanompa aza mety tsy dia taitra intsony. Jreo ihany koa aloha le miteny manaratsy araha ny reine d'Angleterre mants diamety harary ihany ny fo.
53. Fiffi
(
12/06/2006 15:09)
raha tena tsoriko aloha fa zah de mbola tsy nahita an'io cas io an! hoe ahoana no hataoko , handainga ve zah (ohatra diploma) satria hoe matahotra fa hialona i ranona ?
54. Herimiafina
(
12/06/2006 17:36)
Ratsy ny mandainga, fa teneno fotsiny ampahantsorana tsy miheritreritra n'inon'inona ilay izy Fiffi an!
Ratsy koa mantsy le miteny azy ka manana heritreritra hafa ao ambadika.
Ratsy koa mantsy le miteny azy ka manana heritreritra hafa ao ambadika.
55. lapino
(
12/06/2006 18:31)
xxx sy pissoa, ka za aza mba tsy menatra ko ;)
Fiffi, :-*
Fiffi, :-*
Lapino: io indray enao fa miseho milay an, nefa ny olona tsy miseho milay aza henjehan'ny olona (sy hialonana raha mba misy zava-pantany kely na mba misokatra ny vavany! mainka fa hiseho milay izany ve tsy... tandremo less fa zay mahery tsy maody anie hono tsy ela velonaNa ahoana na ahoana ange izany tsy maintsy havela handeha foana ny fanenjehan'ny olona! Dia ny hery atao maodesta any ve, tsy ho lo eo ny farany?
56. pissoa
(
12/06/2006 18:42)
xxx:
pissoa sy i Fiffi> ianareo mitaky resaka milamina anefa ianareo aviavy fitotona be, dia aleoko mangina sao dia lasa tsy fifanankalozan-kevitra intsony ka mahamenatr'olona ,na dia manao "anonyme" aza ny tenanay
Andray kosa izany xxx e! Aiza izaho izay aviavy fitotona eo zao. Sangy io teneniko io. Jereo tsara aloha fa misy clin d'oeil io!
lapino:Hihihi, efa azoko leisy le filozofia an'lah an :wink::-*:-D:-D:-D
xxx sy pissoa, ka za aza mba tsy menatra ko :wink:
57. Fiffi
(
12/06/2006 19:14)
Herimiafina:herimiafina: nga zah niteny hoe handainga @ io zah ? zah aza niteny hoe tsy hitako zay handaingana @ io koh . Nolazaiko hoe raha manana diploma ohatra aza , ka raha hialona le olona , heu...hampiova inona ahy anefa zany ?
Ratsy ny mandainga, fa teneno fotsiny ampahantsorana tsy miheritreritra n'inon'inona ilay izy Fiffi an!
Ratsy koa mantsy le miteny azy ka manana heritreritra hafa ao ambadika.
58. vale
(
12/06/2006 20:11)
fiffi:::) fa izao kosa ange e , misy olona ohatra mialona izany , mijanona eo @ vava ratsy, esoeso,sns,tsy hampiova n'in,n'in amindry ilay izy:)! fa misy mahavita migafy na mamorika (mamosavy) mihintsy an rehefa tena be loatra le daoziny :? ;-)
60. Herimiafina
(
12/06/2006 20:40)
Tena ohatry ny mialona be izany hoa izaho e, marary mihintsy ny foko fa manao xxx ndry! Mialona mintsy zah e!