FITONDRATENA MANAHIRANA NA NY TENANY NA NY BESINIMARO!!
122. naughtyboy
(
22/06/2006 20:01)
toa tena varina mimeme ato izy 2 kle,fa za tato varina nanajana le kilaoty no atao aloany patalo fa tsy mety wa tonga de silaka be fa aleo ihany mandeha @ le normaly hihi..
124. vale
(
23/06/2006 09:36)
naugthyboy:roll:, ko mampiome ko, efa azo ny tinao tenena de in dray aza ny hotenenina eo kosa?!
125. naughtyboy
(
23/06/2006 10:15)
ka le oul nge tena misy sampona fa ra manendrika le voridamba antsoina we lamaody @ sasany de mety fa aleo mbo fidifidiana sao mbo mana-oainn tena fotsiny eo haha..
126. vale
(
23/06/2006 21:58)
iza kou no hanao an'zany, tss,,:-D, zvt tsisy estetika ny akory, raha mba lamody hafa angah,!!!!!
127. vale
(
23/06/2006 22:02)
nauhgtyboy: fa tôko efa nisy lamody ny lhl t@ taona 90 tany le short lava ivelan'ny patalou:°), fa iny kosa loha tsara eh, fa le kiloty kosa tena intime be ka!! manin rah de tsy nasiana le patalou tsony rah izany? au - mba tsaratsara jerena:^):^)
128. naughtyboy
(
24/06/2006 08:26)
le izy ko zany misy arakarakiny oul,ra enao zao ohatra mpampiakanjo @ fampisehoana, azo sainn ve zao ny poziny njakatiana hanao zany kilaoty ambony pataloa zany haha.. toa hitako sahady nefa raha tovo j'hay no manao an'zany de mety azo ekena kokoa haha..taolana ny nify ka tsy maintsy mime kely
129. vale
(
24/06/2006 23:18)
fa manin raha tovo j'hay ry nauhgtyboy?! hoe izy avy any amerika ve? sa izy hoe somary nofosana,! de asa re! samia manao zay mampety2 azy ftsn de manja ny fiainana à condition q tsy manafintohana ny olona ftsn!! sa ahoana?:)
130. naughtyboy
(
25/06/2006 13:07)
tsy haiko ry lerony reny ry vale ra avy aiza ao amerika fa haiko kalo oe artista gasy,mba ohatra fotsiny iny ilazako ny generation taona 90 sy 2000 @ le resaka pataloa fa mbola ho avy ko ny lamaody tsy mikilaoty+ tsy mipataloa otrany tany edena taloha fa aiza taitra haha..zay mintsiny refa manja zany ve mbola asarotina @ ze oul mora tafitohina aminy rivotra mandalo
132. vale
(
26/06/2006 16:44)
ié, hihihhhh, lamody t@ taona 80 ilay izy(tany dago!), tsy fohy le short fa hatreo @ lohalika dia malaladalaka,ihihhh
133. vale
(
26/06/2006 16:49)
naughtyboy: ôf! izy aza mba tsy menatra hitanjaka koh! fa arakaraky ny tsi11 ihany na tia an'ilay izy na tsia, samy manana ny tiany io , zà aloha tsy dia manisy olana koa e, satria tsy dia pudika zaho manko,hihi
135. vale
(
26/06/2006 16:52)
ié kià, taty aoriandriana indray aborotsaka ny pataloha,hahah! ny silipo koa aza misy manao an'izany izao koh!ivelan'ny pataloha ireny nasehony namana teto ireny,:-Dhihihh!