FITONDRATENA MANAHIRANA NA NY TENANY NA NY BESINIMARO!!

81. Fiffi ( 13/06/2006 03:48)
vale: ok :) :-*
lapino: :):-*

xxx: de ahoana ? hitanao hiany zany le vaha-olana ?
82. xxx ( 13/06/2006 16:56)
Fiffi:

vale: ok :) :-*
lapino: :):-*

xxx: de ahoana ? hitanao hiany zany le vaha-olana ?
Ie, efa nolazaiko ery ambony io, hanao ohatran'i Soanja:)


83. Herimiafina ( 13/06/2006 16:59)
K'aiza leity ry xxx an! Izao toi vao hita ndray an!
Fa inona no ataon'i Soanja leisy?
84. Fiffi ( 13/06/2006 19:34)
85. Herimiafina ( 13/06/2006 22:47)
Ka aakamako kosa anie i xxx ry Fiffi e! Efa ela izahay mitsam no niketrika io olana rasahaan eto io e, efa ahatrany andakilasy io.
86. xxx ( 14/06/2006 00:47)
herimiafina: an3 rehefa kamo mamaky dia zaho koa efa kamo be hanoratra in-jato an'izay eo!

vao hita indray taiza? nilaozanao nisotro labiera aho dia mody manontanintany an'izany eo! amin'izay nihinan-drery :x:P
87. naughtyboy ( 14/06/2006 07:17)
ohatra kely ngamba no amaliako le resaka fitondrantena, oul 1 mijery fitaratra no mety manakaiky io fitondratena io ,ny taratra mivoaka na sary no manamafy
ny endrika ivelany hananantsika ka ndray2 aza betsaka amintsika no gaga we za ve ty ? ny ahy kalou de reveko @ le tsotra ihany fa ny hevitra pozitiva na negativa aty ivelany anie tsy azo sakanana fa androny fahalalana zao e
88. Fiffi ( 14/06/2006 13:47)
hijery fitaratra zany aloha hoe de ho hita eo ny vokany ! :wink:
89. vale ( 14/06/2006 15:26)
naughtyboy:

ohatra kely ngamba no amaliako le resaka fitondrantena, oul 1 mijery fitaratra no mety manakaiky io fitondratena io ,ny taratra mivoaka na sary no manamafy
ny endrika ivelany hananantsika ka ndray2 aza betsaka amintsika no gaga we za ve ty ? ny ahy kalou de reveko @ le tsotra ihany fa ny hevitra pozitiva na negativa aty ivelany anie tsy azo sakanana fa androny fahalalana zao e

naughtyboy: :-D zah nefa tsy mba gaga am sariko izany:roll::roll:!!
zaho kosa loha mahita fa efa h@ izay io fitondran-tena ny olombelona rafialonana io eh, ny namonoan'i Kaina sy Abela (ohatra eo ambony io e!)? efa fahagola be mintsy izany an!! fa dia izay hoe tsy mijery zay fijerin'ny olona izay no mety, fa nefa koa ny olmbel nofo aman-drà ihany an, ka mety haratra na dia,,,,:roll:!


90. vale ( 14/06/2006 15:29)
Fiffi:

hijery fitaratra zany aloha hoe de ho hita eo ny vokany ! :wink:
fiffi: :-D:-D, nga nanao tsy nety no?:P:P:-D:-D:-D:-D


91. naughtyboy ( 15/06/2006 09:12)
vale: za ko otranjy ihany tsy gaga no tsy taitra fa misaotra le nahary aza nanome iny sary tsy misy itoviana @ rehetra fa ny eritreritra hono no mamsavy hoy ny ntaolo ary io rangory fototry ny ratsy matetika ..
92. vale ( 16/06/2006 10:33)
ié!;-);-);-);-);-)
93. Fiffi ( 16/06/2006 11:06)
:-D
94. naughtyboy ( 16/06/2006 18:46)
nanotaniko le akamako de hoy izy we : saina mazava ihany hoy rafomadio( fa izay no anarany) no piesy miady @ io ,tsy mora nefa mahereza. De nanaiky aho fa tsy misy mahadiso ny toroheviny..
95. Fiffi ( 17/06/2006 05:05)
tsy diso izy kah!
96. vale ( 17/06/2006 19:04)
naughtyboy:

nanotaniko le akamako de hoy izy we : saina mazava ihany hoy rafomadio( fa izay no anarany) no piesy miady @ io ,tsy mora nefa mahereza. De nanaiky aho fa tsy misy mahadiso ny toroheviny..
izao indray nefa >>>de saina mazava sy fo madio = miteny foana rhf misy hahasoa ny hafa, mizara, mitantara zavatra hoatry ny rehetra(am fo madio!)====> tsy manam-po:lol: hoe: hisy ho sorena na tezitra @ ilay fihetsikao, de manao vava, de manao, menace, de,de,de,,,,hummm;-)!!, aleo ihany manara-damaody eh, mariné:wink::P:P:P


97. vale ( 17/06/2006 19:10)
ay> de MISY (adinoko io azfdy) manao vava,sns manko eh:wink:
98. Fiffi ( 17/06/2006 19:21)
:-D
99. xxx ( 17/06/2006 19:28)
Fiffi:


Raha zah aloha de : heu...tena tsy hitako zay hanafenako ohatra hoe (ny fahaizako na diploma) rehefa tsy mirehareha fotsiny zah hoe zao no hananako na hoe tahak'izao aho , na ny fahaizako de mandry ny heritreritro.
Zany hoe mampalahelo raha toa ka lasa misy fialonana ny fananan'ny hafa ka andeha hitarika azy handainga .
Eo indrindra ny mipetraka ny olana: tsy mirehareha aza misy manenjika, mainka fa hanao an'izany?!


100. Fiffi ( 17/06/2006 19:51)
de tsy mivaky loha zah ! avelao hihalona zay te hihalona fa tsy hampiova ahy na de pitiny aza zany . Fa nahoana ary no n y hafa foana no tokony hitandrina eh ? hoe tsy hanao izay hihelonan'ny hafa sy hanenjehana an'ny tena ? Io ary zah ka hataoko ahoana ? de tsy hivakiko loha de zay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3481